Tapaka ny lalan ’a MbaToboegny Tafakatra 6000 ar ny ......ahirana ireo mpo - nina any amin’ny...

Preview:

Citation preview

6Lah 1013 Sabotsy 8 febroary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Ny fahatongavan’ireo fitaovana hisorohana ny coronavirus tanyamin’ny faritra Diana.

Miparitaka amin’izao fo-toana ny bala sy ny basyany amin’ny distrikan’Ambohimahasoa, faritra Mat-siatra Ambony. Tany Be-feta Ambohimahasoa,basy Mas 36 sy balamiisa 2 no azon’ny mpi-tandro filaminana tany an-toerana. Fitaovam-pia-diana maherivaika Mas36iray, sy bala miisa roa noazo taorian'ny fifando-nan'ny andian-dahalo ta-min'ireo Zandary avy aoamin'ny Poste fixe BefetaAmbohimahasoa, faritraMatsiatra-Ambony. Nan-dritry ny asa fitsidiham-

paritra sy fisafoana na-taon'ireo Zandary tamin’ny ny harivan'ny alarobiateo, no nifanehitra ta-min'ny andian-jiolahy mi-rongo basy mahery vaikasy basim-borona izy ireo,tao Tety Andoharana fo-kontany Tsimanavaka-vaka, kaominina Befeta,Ambohimahasoa. Rahavao nahatsinjo ireto zan-dary ireo dahalo dia na-nao tifitra variraraka. Rai-kitra avy hatrany ny fifan-donana sy ny fifampiti-firana teo amin’ny roatonta. Vokany, resy tosikaireo dahalo, ka rifatra ni-

lefa raha vao voa ny iraytamin'izy ireo. Tavela teony basy iray type Mas 36sy bala roa Ø7,5mm. Mi-tohy ny fikarohana ireo

dahalo nilefa sy ny nia-vian'ity basy ity, izay fan-tatra hatreto fa tsy anisan'ny an'ny Zandarimaria.

Niaina

Befeta Ambohimahasoa

Miparitaka ny basy sy bala

Tsapa fa miha-mitombony tsy fandriampahale-mana any Antsirabe sy nymanodidina, araka ny fita-rainan'ireo sefo fokontanyao anatin'ny kaomininaAntsirabe Voalohany syFaharoa. Nanao hetsikaaraka izany ny Compa-gnie Antsirabe, mba ha-mongorana ireo fototramahatonga izany. Nohony angom-baovao azon'ny zandarimaria dia sa-ron'ny zandary avy aoamin'ny Brigade Andrano-madio tao an-tranony taoAndranovisy fokontanyAmpatana ny olona roa,Andriniaina R. sy Perline,

nahatratrarana rongonytao anaty kitapo, sy fono-sana telo. Milanja 10 kgireo zava-mahadomelinaireo. Nitohy ny fisavana,tao Ambohimahazo fo-kontany ao ihany, mbolakaominina Antsirabe.Rongony 1,5 kg, sabatraary tsofam-by no tratratao an-tokantranon'i TojoR. Ity farany dia ahiahianamafy ho isan'ny mpiraytendro amin'ny fanafihanasy halatra miaro vakytrano ao an-tanànan'Ant-sirabe. Notanana am-ponja izy telo mianadahyireto rehefa avy natolotrany fitsarana. Ny zandari-

maria dia manentana ha-trany ny hitohizan'ny fia-raha-miasan'ny vahoakaamin'ny fanomezam-bao-

vao mba hahafoana nympanao ratsy sy hivere-nan'ny filaminana.

Stefa

Antsirabe

olona 3 voasambotra niaraka tamin’ny rongony nentiny

Tapaka ny lalan’aMbaToboegny

Tafakatra 6000 ar ny litatry ny lasantsy

Ny fahatapahan-dalana any Ambatoboegny.

Sahirana ireo mpo-nina any amin’nydistrikan’Ambato-

Boegny, faritra Boegnyiny amin’izao fotoana,noho ny fahatapahan’nylalana RN33 Bis: Andra-nofasika - Ambatoboeny:tapaka tanteraka izany la-lana izany, 50000 Ariaryny sarandalana amin’nymoto. Manao antso avoamin’ny fitondram-panja-kana ny vahoakan’Am-bato-Boegny hijery syhitondra vahaolana ma-noloana ny fahavoazananateraky ny andro ratsysy ranobe ny volana ja-noary lasa teo. Tsy misyfitaterana satria lafo nysaran’ny fiampitana amin’ny tetezan-kazo amboa-rin’ny Fokonolona. Efamanomboka miantraikaamin’ny famatsiana ireoentana ilain’ny mponinaandavanandro ny faha-simban’ny lalana sy nytsy fisian’ny fitaterana.Vokany, tafakatra ho

6 000 Ariary ny litatry nylasantsy, 500 Ariary nyvoatabia singany iray, ary50 000 Ariary ny saranda-lana amin’ny moto man-

deha Ambatoboeny -An-dranofasika, lalana mirefy23 km. Ny Ben’ny tanànaJean Valérien, no mie-zaka amin’izay eo ampe-

lan-tanana manototra ireolavadavaka amin’ny la-lana eo Ambatoboegnytampon-tanàna.

Aly

Ireo basy sy bala, tratra tany Befeta Ambohimahasoa. Ireo olona tratra nitondra rongony tany Antsirabe.

Mandray anjara amin’nyezaka, tsy hahatonga-vana sy tsy hiparitahan’nyvalan’aretina coronaviruseto amintsika, ny foloalin-dahy Malagasy. Tontosasoa amantsara ny fanate-rana ireo fitaovana sy fa-nafody fitiliana ny Coro-navirus nataon'ny fiara-manidina miaramila CA-SA tao Nosy Be sy Antsi-ranana tamin’ity herinan-dro ity. Marihina fa ireofitaovana ireo dia hape-traka ao amin'ny sera-

nam-piaramanidina sy se-ranan-tsambon'i Antsira-nana ary Nosy-Be, mbahitiliana ny olona miditraamin'ireo seranana ireo.Nitsena izany tao Antsira-nana Andriamatoa Ma-laza Ramanamahafahay,izay lehiben'ny faritraDiana, niaraka tamin'An-driamatoa Jeneraly Raso-lofomanana Hiary Lala,Komandin'ny faritany mia-ramila faha7, sy ireo lehi-ben'ny vondrona.

Stefa

Antsiranana sy Nosy-Be

Mitohy ny ezaka iadiana amin’ny valan’aretina coronavirus

Kaominina Ivato

Miara-miasa akaiky ny ben’ny tanàna sy ny depiote

Miara-miasa akaiky amin’ny fampandrosoana nykaominina Ivato any amin’ny distrikan’Ambohidra-trimo ny ben’ny tanànan’ity kaominina ity, PenjyRandrianarisoa, sy ny de-pioteo voafidy tany amin’ity distrika ity, sady kes-tora faha-3 ao amin’ny An-ten im ie ramp i renena ,Mamy Rabenirina. Na-nampy ny kaominina Ivatony kestora Mamy Rabeni-rina. Nanome solika 300 li-tatra ho an'ny kaominina ny tenany hanampianaamin'ny fanalana fako amin'ireo fokontany maro ao an-toerana. Mpirahalahy mian'ala tokoa ny ben'ny tanànasy ny solombavambahoaka, ka samy mikatsaka nyfampandrosoana. Ny ben’ny tanàna dia voafidy ta-min’ny anaran’ny antoko TIM, toy izany koa ny depioteavy amin’ity antoko natsangan’ny Filoha Marc Ravalo-manana ity.

Isambilo

Tranga

Vehivavy roa tratra nivarotra ranona rongony sy rongony 10 kg

Rongony na jamala mitotaly 10 kg, sy ranon-javama-hadomelina sahabo 6 litatra, no saron'ny tobim-paritryny Zandarimariam-pirenena Maromandia, tao amin'nytrano-na renim-pianakaviana miisa roa tao Labandy fo-kontany sy kaominina Maromandia distrikan’Analalavafaritra Sofia, afak’omaly. Araka ny angom-baovaomarim-pototra avy tamin'olona tsara sitrapo no naha-fahana namantatra ny fisian'ireo zava-mahadomelinamaherivaika ireo, ka nahazoana taratasy fisavàna syfanagiazana ary fisamborana avy amin'ny Fampanoa-vana any Analalava. Mitohy ny ezaka ataon'ny Zanda-rimariam-pirenena amin'ny asa famongorana nyzava-mahadomelina manerana ny nosy. Isaorana ny loharanom-baovao. Ankasitrahana izaovokatra azon'ny Zandary avy ao Maromandia izao, hoyny mponina any an-toerana.

Stefa

Ireo vehivavy roa, mpivarotra jamala tany Maromandia Analalava.

Ny ben’ny tanànan’Ivato (ankavia), sy ny depioten’

Ambohidratrimo ankavanana).

Recommended