27
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy natokana ho an’ireo olona mpitarika mitondra fanovana amin’ny sehatra rehetra (Fiarahamonim-pirenena, fikambanana eo anivon’ny fiangonana, Fanjakana, kaominina ary ny haino aman-jery) ka nampiasa ny Fenitry ny SADC ho fitaovana enti-miasa sy hitondrana fanovana. Tsy maintsy ampiarahina amin’ny porofo manamarina ny asa vita ity taratasy fandraisana anjara ity. *Tsy maintsy fenoina Afaka manolotra ny tenany ny mpitarika (leader) Mariho eo ambany izay izy* Manolo-tena Natolotra LOHATENY Fintino anaty fehezanteny mafonja iray ny asa vitan’ny mpitarika teo amin’ny sehatry ny Miralenta* 1. FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY* Daty*(Daty hamenonao ity taratasy ity): Anarana RALAIARIMANANA Fanampiny Herizo John Asa atao Filohan’ny Fikambanana Maitso Tsara - SAMPATI / Mpampianatra / Mpianatra Toeram-piasana/ Fikambanana Ambatofotsy Gara – FJKM Tsiafahy Fihavaozana – Lycée Privé Rehoboth / Oniversite Antananarivo Madagasikara Fianarana vita Ambaratong a voalohany Ambaratong a faharoa Oniversi te Fanofana na ara- kasa Fampianarana olon- dehibe Taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresy mailaka [email protected] Téléphone fixe Fax Finday +261 33 14 919 42 Kaominina Tsiafahy 1 Ny fahaizako mitarika sy mandresy lahatra no làlana hitako ho amin’ny “

Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

  • Upload
    others

  • View
    3

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014

FAHAIZA-MITARIKA (Leadership)Sokajy natokana ho an’ireo olona mpitarika mitondra fanovana amin’ny sehatra rehetra (Fiarahamonim-pirenena, fikambanana eo anivon’ny fiangonana, Fanjakana, kaominina ary ny haino aman-jery) ka nampiasa ny Fenitry ny SADC ho fitaovana enti-miasa sy hitondrana fanovana. Tsy maintsy ampiarahina amin’ny porofo manamarina ny asa vita ity taratasy fandraisana anjara ity.

*Tsy maintsy fenoina

Afaka manolotra ny tenany ny mpitarika (leader)Mariho eo ambany izay izy*

Manolo-tenaNatolotra

LOHATENYFintino anaty fehezanteny mafonja iray ny asa vitan’ny mpitarika teo amin’ny sehatry ny Miralenta*

1. FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY*Daty*(Daty hamenonao ity taratasy ity):

Anarana RALAIARIMANANA

Fanampiny Herizo JohnAsa atao Filohan’ny Fikambanana Maitso Tsara - SAMPATI /

Mpampianatra / MpianatraToeram-piasana/Fikambanana

Ambatofotsy Gara – FJKM Tsiafahy Fihavaozana – Lycée Privé Rehoboth / Oniversite Antananarivo Madagasikara

Fianarana vita Ambaratonga voalohany

Ambaratonga faharoa

Oniversite

Fanofanana ara-kasa

Fampianarana olon-dehibe

Taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresy mailaka [email protected]éléphone fixeFaxFinday +261 33 14 919 42Kaominina TsiafahyFirenena MadagasikaraTranokalan’ny Fikambanana

[email protected]

Lahy/vavy Vavy Lahy

1

Ny fahaizako mitarika sy mandresy lahatra no làlana hitako ho amin’ny “ Miralenta ”

Page 2: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Sary Sarin’ilay mpitarika asa (Sary mazava tsara)

2

Page 3: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

NY MOMBAMOBA ILAY LEADER*(Raha olona hafa no manolotra azy)

Anarana RALAIARIMANANA

Fanampiny Herizo JohnAsa atao Filohan’ny Fikambanana Maitso Tsara - SAMPATI /

Mpampianatra / MpianatraToeram-piasana/Fikambanana

Ambatofotsy Gara – FJKM Tsiafahy Fihavaozana – Lycée Privé Rehoboth / Oniversite Antananarivo

Fianarana vita Ambaratonga voalohany

Ambaratonga faharoa

Oniversite

Fanofanana ara-kasa

Fampianarana olon-dehibe

Taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresy mailaka [email protected]éléphone fixeFaxFinday +261 33 14 919 42 / +261 32 80 626 45 / +261 34 03 530 89Kaominina TsiafahyFirenena MadagasikaraTranokalan’ny Fikambanana

[email protected]

Lahy/vavy Vavy LahySary Sarin’ilay mpitarika asa (Sary mazava tsara)

FANAMPIM-PANAZAVANA

3

Page 4: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Toeram-piasana/Fikambanana

MAITSO TSARA

Sehatra hiasana -Fiarahamonim-pirenena-Fikambanana eo anivon’ny fiangonana-Fanjakana-Kaominina-Haino aman-jery-Oniversite

Olona afaka antsoina Anarana Asa atao N° Finday

1- RANDRIAMAHEFA Justin

Ben’ny tanàna (Maire)Kaominina ambanivohitra Tsiafahy

+261 33 11 916 39

2- RAMANANTENASOA Rose Aimée

Filohan’ny Fikambanana“ Miralenta Kaominina Tsiafahy ”

+261 33 17 635 88

Firy taona izay no naha-mpitarika ilay olona?

3 taona

Nahazo fiofanana manokana momba ny fahaiza-mitarika ve ilay olona?

EnyTsia

Inona avy izany fiofanana izany?

Gender Links : IMV Tsimbazaza 2011 – Kaominina Tsiafahy 2012

Prosperer : Kaominina Tsiafahy 2012 GSRI sy ny “ Rano sy vary Sud ” : CRS Tsiadana 2013 Oniversite Antananarivo – Fac DEGS – Département

EconomieIsa azo tamin’ny famenoana ny fafana eo ambany

(20/20)

2. POROFON’NY ASA VITA

Raha mihoatra amin’ireo toetra voalaza etsy ambany, manao ahoana ny fijerinao ny tenanao? Ampiaraho amin’ity taratasy fandraisana anjara ity ireo porofo rehetra manamarina ny maha-mpitarika anao, mifaraka amin’ireo toetra voalaza etsy ambany (Ohatra: taratasy avy aminà olona nahita ny asa vitanao, taratasy fijoroana vavolombelona avy amin’ny mpiara-miasa na ny mpiara-monina, lahatsoratra an-gazety, sns)

TOETRA TSARA ALAIN-TAHAKA ISA (0 na 1) POROFO1 Manana tanjona mazava tsara 1 Voarakitra anaty Statut2 Mahay mihaino 1 Voaray ka tafita ami’ny

hafa ireo fiofanana narahina

3 Mahay manintona/misarika ny sain’ny olona

1 Maro ankehitriny ireo Mpikambana anatin’ny“Maitso Tsara”

4

Page 5: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

sy “SAMPATI”4 Manaja ny hafa 1 Manaiky ireo

fandaminana sy lamina apetrak’ireo manam – pahefana @ fanatanterahana ny asa

5 Mahay manetry tena 1 Tsy tia mirehareha na mizahozaho fa mandefitra eo amin’ny fiaraha - monina

6 Mahay mandanjalanja ny rariny sy ny hitsiny

1 Tia manao ny fahamarinana

7 Manaja sy mampihatra ny Zon’olombelona

1 Manome lanja ny vehivavy. Tsy manambany ireo voafonja. Manome izay sahaza ho an’ny sasany.

8. Manampy ny vehivavy hahaleo tena ara-ekonomika

1 Vehivavy maro no tafavoaka t@ torolalana nomena @ fomba fambolena sy fiompiana moderna

9. Manome ohatra tsara halain-tahaka 1 Fijoroana vavolombelona maro no nataon’ireo nahita ny fivoarana taorian’ny fitantanana Fikambanana.

10.

Mahay mitazona tsiambaratelo 1 Tia mitàna ny hafatry ny hafa izay tsy azo lazaina

araka ny rariny.11.

Mahay mifandray aman’olona 1 Maro ireo lasa mpiara – miombon’antoka @ izay fikambanana tantanana

12.

Manana hevitra miavaka 1 Tetikasa sarotra sady vitsy mpanao ilay

notanterahina

13.

Mandray andraikitra amin’ny maha-olom-pirenena

1 Efa nilatsaka mihitsy ho solombavam – bahoaka.

Mitarika fikambanana hamboly hazo araka ny

fotoanany14.

Mitandro ny fahamarinana 1 Tsy mangalatra, azo porofoina avokoa ilay

tetikasa15.

Mitandro ny fangaraharana 1 Fitantanana madio no ao anatin’ny Fikambanana indrindra ny ara – bola, efa misy ireo komity na

birao ho @izany16 Olona azo hitokisana 1 Efa betsaka ny zavatra

5

Page 6: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

. vita. Tsy mbola namitaka ny fiaraha –

monina.17.

Vonona lalandava 1 Mbola maro ireo tanjona napetraka ho amin’ny

ho avy.18.

Manan-tsaina tia karokaroka sy tia fiovana

1 Mikirakira ny lafin’ny “Informatique – Internet – Facebook, horonantsary fanadihadiana ...”, tia mandray anjara @ karazam – pifaninanana.

19.

Manana laminasa maty paika azo tanterahina

1 Tena tsara tokoa ireo tanjona napetraka ao amin’ny “Statut” Maitso Tsara na SAMPATI ka liana ianao eo am – pamakiana izany

20.

Mahay mandray andraikitra 1 Maro ireo zava – bita na teo amin’ny Fokontany eny na teo @ Kaominina. Misolo toerana ireo Ray amandReny mpitarika.

3.FANOLORANA NY ASA VITA

Zava-dehibe nisongadina*

Fehezanteny vitsivitsy mitantara ny zava-dehibe nisongadina nahatonga anao ho mpitarika mitondra fanovana eo amin’ny sehatry ny Miralenta (1/2 pejy)

Nahatsangana Fikambanana tanora mpiaro ny tontolo iainana antsoina hoe “ MAITSO TSARA ” ka voafidy ho filohan’izany ny taona 2013. Ary lanin’ny be sy ny maro ho “ Coach Basketball ” vehivavy sy lehilahy izany Fikambanana izany. Anisan’ ireo nofidiana ho solombavambahoaka Antananarivo Atsimondrano ny taona 2013. Misahana andraikitra maro eo amin’ny fiangonana na dia mbola tanora aza. Voafidy hoMpiandraikitra SAMPATI FJKM Tsiafahy Fihavaozana ny taona 2014. Mpampianatra mamy hoditra eo amin’ny fiaraha – monina.

Nanaraka karazam – piofanana maro mahakasika ny Miralenta ka voafidy ho mpitondra tatitra ireo vehivavy niharan’ny herisetra eny amin’ny fiaraha – monina amin’ny fokontany sy ny kaominina.

Nivoaka fahitalavitra “ RTA ” (fandaharana “ Elle ” ) tamin’na fanadihadiana momba ny fampitahàna ny vehivavy Malagasy sy ny vahiny eo amin’ny sehatra ara – ekonomika ka nanjary maro ireo nahafantatra ilay “ Leader ” teo @ Kaominina sy ny manodidina.

6

Page 7: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Tafakatra FINAL tamin’ny fifaninan – kira “ La meilleure voix pour Jesus ” tao amin’ny FJKM Angodongodona Amboanjobe ka vao mainka nitombo ireo nahafantatra ilay “ Leader ”.

Manana ny mari – pahaizana “ Maîtrise e.s Economie Université Tananarive ” ka manana fahalalàna momba ny “ Leadership ” ary nahay nampifandray izany amin’ny Miralenta.

Anisan’ny olona mahafoy vola mivoaka avy any am – paosy manokana hanatanterahana tanjona iray eo amin’ny fiaraha – monina.

Nantsoin’ny mpizahan – tany teo amin’ny kaominina hifanakalo hevitra sy handinika ilay tanjona lehibe dia ny “ Miralenta 2015 ”.

Jereo kisary lah. 1, lah.2, lah. 3, lah. 4, lah. 5, lah 6, lah 7, lah 8

Tantara tena nanamarika anao tamin’ny fanatanterahanao ny asa*

Tantara iray izay tena nanamarika anao tamin’ny fanatanterahanao ny asanao (Mety mampihomehy, mampalahelo na manohina) ka maneho ny fahavononanao amin’ny asa ataonao. Inona avy no hahafahana milaza fa mitondra fanovana ny asan’ilay mpitarika? (1/2 pejy)

Rehefa mampivory ilay “ Leader ” dia “ ponctuel ” loatra ara – potoana ka nanjary izy irery foana no tonga voalohany. Amin’ny maha filoham - pikambanana ilay “ Leader ”, anatin’ny sata mifehy ny fikambanana, dia voafidin’ny be sy ny maro indray andro hitondra teny tamin’na famangiana ny mpikambana Maitso Tsara iray izay namoy ny rainy, eny na dia mbola tsy nataony hatrizay aza izany dia noraisiny ny andraikitra.

Mitondra fanovàna tokoa ny asan’ilay mpitarika satria :Niha – maro hatrany ny isan’ny olona niditra ho mpikambana MAITSO TSARA

na SAMPATI.Nihena ny tahan’ny doro – tanety teo amin’ny kaominina sy ny manodidina.Maro no toerana voavoly hazo.Nihena ny tahan’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy teo amin’ny

Kaominina.Maro ireo tanora no lasa liana kokoa amin’ny fanatanjahan – tena satria

mikarakara “ tournoi ” foana ilay Leader.Eo amin’ny lafin’ny firoboroboana ara – toekarena, maro ireo vokatra

azon’ny tantsaha noho ireo fampitan’ilay “ Leader ” ny fiofanana azony amin’ireto farany.

Tratra ny drafitra kaominaly napetraka.

Jereo kisary lah. 9, lah. 10, lah. 11, lah. 12, lah. 13, lah. 14

Fampahafantarana ilay mpitarika (leader)*

7

Page 8: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Ny mombamomba ilay mpitarika: oviana, taiza no nanomboka ny asa, tamin’ny fomba ahoana no nahafantara momba ny Miralenta sy ny maha-zava-dehibe izany. Manomeza ohatra (1/2 pejy)

Ny taona 2011 no nanomanana ny tetikasa. Ny taona 2012 no nanombohan’ny asa. Taorian’ny fisokafana ara – dalàna ny fikambanana “ Maitso Tsara ” ny taona 2013 no tena niroboroboany. Tamin’ny voalohany moa dia tao amin’ny Fokontany Ambatofotsy Gara no niandohany. Ankehitriny, efa miparitaka eraky ny Kaominina Tsiafahy sy ireo Kaominina manodidina ilay tetikasa. Izany hoe efa mivelatra be be kokoa.

Maro tokoa moa ny fomba nahafantarana ny Miralenta sy ny maha – zava – dehibe izany.

Anisan’ ireny ireo fiofanana narahina avy amin’ireo karazana ONG. Ohatra :

2011 : Fiofananana nokarakarain’ny “ Gender Links ” momba ny Miralenta sy ny fiovaovan’ny toetrandro tao amin’ny IMV Tsimbazaza ;

2012 : Fiofanana momba ny fitantanana ara – toe – karena sy ny tontolo iainana avy amin’ny “ Prosperer ” tao amin’ny Kaominina Tsiafahy ;

2013 : a) Fiofanana nokarakarain’ny Gender Links tao amin’ny Kaominina Tsiafahy mahakasika ny vehivavy iharan’ny herisetra ; b) Fiofanana momba ny fiovaovan’ny toetrandro nokarakarain’ny TV Plus Madagascar sy ny FES (Friedrich Ebert Stiftung) tao amin’ny Hotel Carlton Madagascar ; d) Fiofanana momba ny fitantanana ny rano sy vary avy amin’ny Groupe GSRI (Groupement du système de Riziculture Intensive) tao amin’ny CRS Tsiadana ; e) Fiofanana momba ny “ Anthropologie ” nokarakarain’ i Professeur Mangalaza Eugène tany Fenerive Est.

Fanarahana ireo hetsiky ny Kaominina “ Sixteen days ” Fandraisana anjara tamin’ny filaharam – be namakivaky ny tanàna

renivohitry ny Kaominina Tsiafahy – Ambatofotsy Gara.

Jereo kisary lah. 15, lah. 16, lah. 17, lah. 18, lah. 19, lah. 20

TanjonaInona avy ireo tanjona napetraka?(1/4 pejy)

Hahatratra ilay tanjona lehibe izay miainga eo amin’ny kaominina dia ny Miralenta 2015 ; Hanatanteraka ireo fenitra 28 SADC Hanatanteraka ny drafitrasa kaominaly napetraka ; Hampihenana ny tahan’ny vehivavy ianjadian’ny herisetra miainga eo amin’ny Kaominina Tsiafahy ; Hiroboroboan’ny farim – piainan’ny tsirairay eo amin’ny lafiny fitantanana sy ny toe – karena ; Hampidinana ny tahan’ny doro – tanety eo amin’ny Kaominina Tsiafahy sy ny manodidina Ho fampahafantarana ny tsirairay ny “ Politique d’adaptation” sy ny “ Politique d ’ attenuation ” hiadiana amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro ; Hampihenana ny tahan’ny olona voan’ny aretina SIDA miainga eo amin’ny Kaominina Tsiafahy.

8

Page 9: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Jereo kisary lah. 21, 22

Asa/Hetsika vitaTantarao eto ny asa ataonao(Ampidiro ao ihany koa ireo lafy ratsin’ny asa).(1/2 pejy)

Mitarika ireo tanora handray anjara amin’ny karazana fifaninanana ara – panatanjahan – tena ;

Mitarika ny fikambanana hamboly hazo anaty sy ivelan’ny kaominina Tsiafahy

Mijery akaiky ireo vehivavy ianjadian’ny herisetra ao anatin’ny kaominina ary manoro hevitra azy ireo ny tokony hataony ;

Mitarika tanora toy ny Fikambanana Maitso Tsara na ny SAMPATI (Mpiandraikitra Tily Maitso) hivoaka ny faritra, hiala voly na hanao asa (toy ny fambolen – kazo na “ Voyage d ‘ étude ” )

Mitantana sy mampiofana tantsaha hampiasa ny fomba fambolena moderna araka ny fiofanana efa narahina ;

Mampiofana ny sekoly na fikambanana ny resaka fiovaovan’ny toetr’andro araka ireo fiofanana efa narahina ;

Miara miasa amin ’ ireo Masera eo amin’ny Kaominina amin’ny fitaizana ankizy sy ny fanofanana ny Miralenta ;

Miara miasa amin’ireo vahiny amin’ny fandinihina ny fanatanterahana Miralenta ao amin’ny Kaominina Tsiafahy ny taona 2015

Jereo kisary lah. 23, lah. 24, lah. 25, lah. 26, lah. 27, lah. 28

Misy ihany anefa ireo lafy ratsin’ilay asa : Miteraka sain – dratsy ho an’ireo tsy tia fampandrosoana eo amin’ny

Kaominina ny asa vitan’ilay Leader ka manjary misy ny mpamingana sy mpanenjika ;

Miteraka olana eo amin’ilay mpivady ny fanaovan’ilay Leader tatitra amin’ny Kaominina momba ny vehivavy ianjadian’ny herisetra any an – tokantranony ;

Mitaky vola ny fanatanterahana ilay tetikasa ka manjary lasa sakana ny tsy fisian’izany.

Teti-bola *Teti-bola (Ar)

Teti-bola mahaleo-tena momba ny Miralenta

400 000,00

Teti-bola manokana momba ny tetikasa ao anatinà fandaharanasa efa misy

500 000,00

Lelavola na fanampiana hafa avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka (Hazavao fohifohy)

100 000,00 (Avy amin’ny kaominina entina hanatanterahana ny drafitrasa kaominaly)

200 000,00 (Avy amin’ny “Rano sy Vary Sud”

9

Page 10: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

TOTALY 1 200 000,00

Ireo fanambyInona avy ireo olana nosedraina tamin’ny fanatanterahana ny asa?

Misy ihany ireo tsy liana amin’ny fiofanana omen’ ilay Leader, misy ireo lehilahy sasany tsy mbola manaiky ny Miralenta ;

Maro no vola navoaka avy any am – paosy noho ny tsy dia fisian’ny mpamatsy vola ;

Misy ny mandrahona, manenjika ilay Leader eo amin’ny Kaominina, nolazain’ireo ho miseho mahavita azy, eny na dia manetry tena aza ;

Misy araka izany manenjika ka manao izay haharava ilay fikambanana ; Tsy ampy ny fitaovana hanatanterahana ilay tetikasa. Ohatra : solosaina,

projecteur, angadin’omby sahaza ho an’ny tantsaha tsirairay ; Misahana Fikambanana maro ilay “Leader” ka tsy mora ny fandaminam –

potoana.

Vokatra azo*

Fiovana teo amin’ilay mpitarika*Nanova ny fiainanao ve ny fanatanterahana ny asa? Raha eny, inona avy ny nahatonga izany fiovana izany?Inona/Iza avy no nanampy anao tamin’izany? (1/2 pejy)

Eny, nanova ny fiainako tokoa ny fanatanterahana ny asa raha tsy hilaza fotsiny fa :

Nanjary betsaka ireo olona nahafantatra an’ilay Mpitarika tanora Maro ireo “experience” azo avy amin’ilay tetikasa Nanjary toa olona man – danja sy hasina eo amin’ny fiaraha – monina ilay

Leader Nasain’ireo karazana antokom – pivavahana eo @ Kaominina ilay Leader

rehefa misy hetsika ataon’izy ireo Nitombo ny CV (Curriculum Vitae) rehefa hiditra amin’ny sehatry ny asa

ara - panjakana

Maro moa ny nahatonga izany fiovana izany dia : Ny fiofanana maro narahin’ilay Leader izay efa voalaza etsy ambony ; Ny fanampiana manokana avy any ivelany Ny fahatanterahana ny drafitrasa izay napetraka (Projet ou Organisation)

Nisy tokoa ireo nanampy ahy tamin’izany : Gender Links Kaominina Tsiafahy Groupe GSRI sy ny “ Rano sy vary Sud ” Prosperer Ny Fiangonana FJKM Tsiafahy Fihavaozana Ny Sampana Tily sy Mpanazava (SAMPATI) FJKM Tsiafahy Fihavaozana

Jereo kisary lah. 29, lah. 30, lah. 31

Porofo*

10

Page 11: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Fijoroana vavolombelona iray avy aminà olona nahita ny fiovan’ny fiainanao. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany

Taratasy avy amin’ireo Fikambanana Masina : a) Masera Jeanne Delan

Fiovana teo amin’ny fianakaviana akaiky*

Tantarao fohifohy ny fiantraikan’ny fiovana nisy teo aminao tamin’ny fifandraisanao amin’ireo olona akaiky anao (Ohatra: vady, zanaka na fianakaviana). Manao ahoana ny fandraisan’izy ireo izany fiovana teo aminao izany?

Lasa nomen’ny fianakaviana ny haja, hasina. Faly ireo namana indrindra indrindra ny ankohonana. Raha ho an’ireo ireo fianakaviana aloha dia tsara tokoa ny fandraisany izany fiovana izany. Nilaza moa izy ireo fa reharehan’ny fianakaviana ilay Leader ary hanana ny ho avy mamiratra. Maniry izy ireo ny hisondrotana hatrany ho amin’ny avo avo kokoa.

Porofo *Ohatra sy fijoroana vavolombelona avy amin’ireo olona akaiky anao ka manamarina izay voalaza. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany

Fiovana teo amin’ny rafitra*Nitondra fiovana teo amin’ny toeram-piasanao/ny Fikambananao ve ny asa nataonao, inona avy izany fiovana izany, indrindra momba ny fampandraisana anjara ny vehivavy?

Eny tena nitondra fiovana tokoa ilay tetikasa natao. Tao ireo nahafantatra be be kokoa ny fiovaovan’ny toer’andro. Misy ireo sambany nahafantatra ity antsoina hoe Miralenta. Araka izany maro ireo mpiara – miombon’antoka toy ny Kaominina, Ny Rano sy Vary Sud, ny Gender Links no manohana ilay fikambanana na ara – piofanana izany na ara – bola.

Anatin’ny Fikambanana tokoa no mora hampandraisana anjara ny vehivavy (na ara – panatanjahan – tena izany na ny fambolen – kazo na ny fiofanana.

Jereo kisary lah. 3, lah. 32, lah. 33, lah. 34

Porofo*

Ohatra sy fijoroana vavolombelona avy amin’ireo mpiara-miasa aminao ka manamarina izay voalaza. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany

Atoa Paul Faralahy Zamany, Talen – tsekoly Rehoboth – Ambatofotsy Gare TANA 102Tel n° +261 33 05 074 46

11

Page 12: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

(Annexe)

Fiovana teo amin’ny fiaraha-monina*Nampisy fiovana teo amin’ny fiaraha-monina misy anao ve ny asa vitaonao sy ny fahaizanao mitarika ny hafa?Inona avy izany fiovana izany?

Marina tokoa fa nampisy fiovana teo amin’ny fiaraha – monina ilay asa natao sy ny fahaiza –mitarika. Milamina ny fokontany rehefa liana amin’ny fanatanjahan – tena sy ny fambolen – kazo ary fiofanana ny tanora.Manjary misy ny tontolo ianana mirindra sy milamina eo amin’ny Kaominina misy anay.

Porofo *Fijoroana vavolombelona avy amin’ireo olona nahazo tombontsoa. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany

1 – Atoa RANDRIANARISON Roger, Sefom – pokontany Ambatofotsy Gare,Tel n° +261 33 07 654 79

2 – Rtoa RAMINOARIMPARANY Zoé, Filohan’ny Tontolo iainana sy ny ala Antananarivo AtsimondranoTel n° +261 33 03 142 21

(Annexe)

Fiovana ara-tsôsialy*

Nampisy fiovana teo amin’ny lalàna, pôlitika sy fomba fanao ve ny asa nataonao? Inona avy izany fiovana izany? Inona ny zava-baovao nentinao?

Eny nampisy fiovana teo amin’ny lalàna sy ny pôlitika tokoa. Lasa nentina nanorenana ny drafitrasa kaominaly ny zava – bitan’ny fikambanana. Lasa maro no manaraka ny tokony ho izy toy ny fiarovana ny tontolo iainana. Nitondra fivoarana teo amin’ireo mpandraharaha ny kaominina, mpianatra ilay tetikasa.

Porofo*Fijoroana vavolombelona, taratasy fanamarinana

1 – Atoa RALAIARISOA Théophile, mpitan – tsoratry ny Kaominina Ambanivohitra TsiafahyTel n° +261 33 09 670 91

2 – Mlle RASOLONOMENJANAHARY Tahiriniombonana, 3ème année Gestion – Université AntananarivoTel n° +261 33 73 664 79

(Annexe)

12

Page 13: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Fanamafisana fahaiza-manao*Inona avy ireo fampiofanana na fanamafisana fahaiza-manao nataonao?

Fahaiza mampandroso ny Kaominina misy ny Fokontany Fahaiza mitarika teo anivon’ny Fikambanana eo amin’ny Kaominina

(Maitso Tsara) Fahaiza – mitantana ny sampana velona ao am – piangonana (SAMPATI) Fahaiza – manova ny toetra ratsin’ny olona iray ho amin’ny fiainana

mahasoa

Porofo*Fijoroana vavolombelona avy amin’ireo olona nahazo fiovana. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany

1 – Atoa RANDRIAMAHEFA Justin, Ben’ny tanàna Kaominina Ambanivohitra Tsiafahy,Tel n° +261 33 11 916 39

2 – RAMANANTENASOA Rose Aimée, Filohan’ny Fikambanana Miralenta Kaominina TsiafahyTel n° +261 33 17 635 88

3 – RANDRIANAMPIONINA Faniry Fafah, Mpianatra, BACC Techniquen Mpitan – tsoratra ny vola ao amin’ny Fikambanana Maitso TsaraTel n° +261 33 63 886 62

4 – RAZAOMANATENA Florentine, Mpianatra kilasy famaranana, Mpikambana ao min’ny SAMPATI FJKM Tsiafahy FihavaozanaTel n° +261 33 73 217 14

5 – RAFANOHARANA Rivo Eric, Mpianatra Informatique, 3ème année CNTMAD, Mpanolo – tsaina ao amin’ny Fikambanana Maitso Tsara

(Annexe)

Lesona notsoahina tamin’ny fanatanterahana ny asa sy fifampizarana traikefa*Inona avy ireo olana nitranga? Ahoana no namahana izany olana izany? Inona no lesona azo tsoahina tamin’izany?

Maro tokoa ireo olana araka ny efa voalaza tery ambony

Maro ny Mpanenjika ilay Leader ka manjary misy manenjika koa ilay Fikambanana entiny.

Tsy ampy ireo fitaovana nentina nanatanterahana ny asa indrindra moa fa ny vola

Mbola sarotra ny fampiharana ny Miralenta ho an’ireo olona somary taraiky kely amin’ny fampandrosoana sy ny fianarana

13

Page 14: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Maro no sahirana ny mpikambana ka indraindray tsy afaka manao zavatra tena lafatra loatra ny Fikambanana

Nisy tokoa ireo fomba namahana ilay olana toy ny : Fikarohan’ilay Leader loharanom – bola hanodinana ny Fikambanana Nantonina ireo mety afaka hiara hiasa mba hiray ombon’antoka toy ny

ONG Gender Links, ny Prosperer, ny Rano sy vary Sud ary ny Kaominina Rehefa mbola tsy nahita ireo dia navoaka aloha ny vola avy any am –

paosy handaminana ireo karazam – pandaniana. Ary ireo mpanenjika kosa dia nanehoana zava – tsoa foana. Naseho

tamin’ireto farany ny hatsaran’ilay tetikasa.

Dingana manaraka*Inona ny tanjona manaraka? Teny famaranana

Hampiroborobo ny Fikambanana rehetra entina toy ny “Maitso Tsara”, SAMPATI hiely eran’izao tontolo izao

Hahatratra ilay tanjona lehibe ny taona 2015 dia ny “MIRALENTA” Hanamafy ny fiaraha – miasa amin’ireo Fikambanana ivelan ’ i

Madagasikara Hampiroborobo ny Kaominina ara – toe – karena Handinika ireo horonantsary fanadihadiana mahakasika ny herisetra

atao @ vehivavy ary hanafoana izany herisetra izany. Hampihena ary hanafoana ny aretina SIDA miainga eo amin’ny

Kaominina Hahatratra ny drafitrasa napetraka farany Hampihatra kokoa ny Miralenta ary hampianatra izany @ olona @

fomba rehetra Hampihatra ireo fenitra 28 SADC

Jereo kisary lah. 35, lah. 36

3. NY FENITRY NY SADC MOMBA NY MIRALENTA SY FAMPANDROSOANA, LAMINASA AORIAN’NY TAONA 2015

Tanisao eo ambany ireo tanjona ao anatin’ny Fenitry ny SADC izay tena hiasanao indrindra. Inona amin’ireo tanjona ireo no tokony hitondrana fanatsarana?

1. Amin’ireo tanjona 28 voarakitra ao anatin’ny Fenitry ny SADC, inona no tena hiasanao? Araka ny hevitrao, inona amin’ireo tanjona voalaza ireo no tokony hitondrana fanatsarana? *

Tanjona: 1 – Masahana : Mamaritra ny fepetra noraisina manerana ny Faritra manodidina sy eran’ izao tontolo izao hahatratrarana ny fitoviana amin’ny lahy sy ny vavy.

Fanatsarana: Tokony hamafisina ny fijerena ifotony ny Miralenta. Asiana hetsika lehibe matetika mikasika ny Miralenta eny @ fokontany. Apetraka ary

14

Page 15: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

hamafisina ny lalàna haneken’ny rehetra ny fitovian’ny lahy sy ny vavy amin’ny lafiny rehetra.

Tanjona: 14 – Fampianarana sy Fanofanana

Fanatsarana: Tokony ho tomorina akaiky ireo mpitarika ho amin’ny Miralenta isaky ny Fokontany. Omena fiofanana maro izy ireo ahafahany mampiofana. Apetraka ny “Budget” ho an’ireo mpitarika eny @ Fokontany tsy hisian’ny sakana @ fanatanterahana ny tetikasa.

Misy tanjona hafa/sehatra hafa tianao ampidirina ao amin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana ve? *Inona no tianao ampiana ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana?

Mamaritra tanjona hanampiana ireo vehivavy sahirana ara – pivelomana (Ireo tsy manan – kialofana) hivoarany @ fiainana.

Mametraka fepetra ho fijerena akaiky ny fiovaovan’ny toetr’andro eto Madagasikara sy ireo tanjona 8 OMD (Organisation Mondiale du devéloppement)

Inona amin’ireo voalaza etsy ambany no tena hampiasanao ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana amin’ny asa ataonao (Manomeza isa 1 ka hatramin’ny 10):*

1. Tanjona sy tondro entina hamaritana ny ezaka vita hanatrarana ny Miralenta:10/10

2. Fitaovana entina hamolavolana drafitrasa sy teti-bola momba ny Miralenta 10/10

3. Fitaovana entina hampirisihana ny mpitondra hanatsara ny lalam-panorenana 8/10

4. Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny pôlitika momba ny Miralenta : 9/10

5. Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny lalàna : 10/10

6. Fitaovana enti-mampianatra sy manentana ny vahoaka momba ny maha-zava-dehibe ny Miralenta : 10/10

7. Fitaovana entina handrefesana ny fahatanterahan’ny mpitondra ny fifanarahana nosoniavina/toky nomeny: 5/10

8. Fitaovana entina manentana eny ifotony : 10/109. Fanetsiketsehana ny hetsika ataon’ny vehivavy : 10/1010.Fitaovana entina hanentanana ny mpanao gazety mba hitatitra ny

vaovao misy amin’ny fomba tsy mitanila hahitana taratra ny Miralenta : 10/10

15

Page 16: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

Kisary lah.1: Statut “MAITSO TSARA” Kisary lah.2: Taratasy manamarina ny nananganana azy maha ara – panjakana ilay Fikambanana

16

Kisary lah. 3 : Mr RALAIARIMANANA Herizo John, Coach Basketball “ Maitso Tsara ”

Page 17: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

17

Kisary lah. 5 : Mpampianatra Mpiara – miasa @ ilay “ Leader ” Lycée Privé Rehoboth Ambatofotsy Gara

Kisary lah. 4 : Certificat avy @ CENIT Kandida ho Deputé Atsimondrano

Kisary lah. 6 : Interview R. Herizo John t@ Fandaharana “Elle” Tahiana, Journaliste RTA Madagascar

Page 18: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

18

Kisary lah. 8 : Fifandraisan’ilay Leader @ ireo Mpizahantany sy ny fandinihina ny fomba hanatanterahana ny Miralenta 2015

Kisary lah. 9 : Ireo Birao Maitso Tsara Kisary lah. 10 : Ny Fikambanana Maitso Tsara amperin’asa

Page 19: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

19

Kisary lah. 11 : Ireo tournoi nandraisan’ny Maitso Tsara anjara

Kisary lah. 13 : Drafitrasa kaominaly tanteraka noho ny fisian’ilay tetikasa

Kisary lah. 12 : Toy izao ny doro – tanety teo aloha, efa nahitàna fihenàna izany ankehitriny

Page 20: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

1- Ireo karazam – piofanana azon’ilay “ Leader ” :

20

Kisary lah. 14 : Fambolenkazo voalohany Fikambanana Maitso Tsara, Marsa 2012

Kisary lah. 15 : Fiofanana nokarakarain’ny Gender Links sy ny Ben’ny tanàna tao IMV Tsimbazaza, 2011

Kisary lah. 16 : Fiofanana nokarakarain’ny Prosperer momba ny fitantanana, haivarotra, ara – teknika, tontolo iainana, Kaominina Tsiafahy, 2012

Page 21: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

21

Kisary lah. 17 : Nisy ireo Prospectus nozaraina niaraka tamin’ny Prosperer

Kisary lah. 18 : Fampiofanana avy amin’ny Gender Links ny Kaominina Tsiafahy momba ny Fitantanana sy ny Miralenta, 2013

Kisary lah. 19 : Fampiofanana avy amin’ny Filohan’ny FES (Friedrich Ebert Stiftung) dia i Marcus Schneider sy ny TV Plus Madagascar momba ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fitantanana ny ala ary ny marché de Carbone

Kisary lah. 20 : Fampiofanana avy amin ’ i Professeur Mangalaza Eugène sy ny Minisiteran’ny Fanabeazana mahakasika ny resaka “Anthropologie” sy ny Miralenta ary ny fitantanana , Fenerive Est, 2013

Page 22: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

22

Kisary lah. 22 : Fanentanana ny Fikambanana hamboly hazo ny 29 Mars 2013

Kisary lah. 23 : Ireo fampiofanana ny sekoly ny resaka Changement climatique

Kisary lah. 24 : Fampiofanana ny sekoly ny resaka fitantanana sy ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro ary fampianarana ny atao hoe Miralenta.

Kisary lah. 25 :

Misy ny fiaraha – miasa amin’ireo vahiny mahakasika ny Miralenta,Kaominina Tsiafahy, 2013

Kisary lah. 26 :

Nampiofana tantsaha ka nahitam – bokatra tokoa izany. Laisoa Ambatofotsy Gara

Page 23: Gender Linksgenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FAHAIZA-MITARIKA (Leadership) Sokajy

23

Kisary lah. 29 :

RALAIARIMANANA Herizo John, nahazo fanasana manokana @ maha mpitarika tanora azy eo an – tanàna avy amin’ny Antoko Mpihira “Ny

Ambasadaoro” FLM Ambatofotsy Gare, 23 Mars 2013

Kisary lah. 30 :

RALAIARIMANANA Herizo John, nahazo Fanasana manokana tamin’ny fandalovan’ny vadin’ny Filoha teo Aloha, Lalao RAVALOMANANA FJKM Ampangabe, Fiarahabana tratry ny taona vaovao 2013 Synodam – paritany Atsimon’Iarivo Miray