1
5 Lah 1017 Samihafa www.gvalosoa.com Filipiana 3:1 Farany, ry rahalahy, mifalia [veloma] ao amin'ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara anareo izany. Ny TeNy FiaiNaNa Talata 18 febroary 2020 Hatramin’ny taona 2009 no mankaty no naha betsaka ny mpivarotra amoron-dalana Andry Ranaivo : hatramin’ny taona 2009 no mankaty no naha betsaka ny mpivarotra amoron- dala na, tsy ny FA- NALANA IREO MPIVAROTRA AMORON-DALANA no vahaolana, fa ny FANOMEZANA AZY IREO ASA MAHA- VELONA. Nivo Rakitriniela : ireo mpivarotra amorondalana ireo ny ankamaroany dia olona avy any ambanivohitra. To- kony tsy navela nivarotra hatramin’ny voalohany izy ireo, fa tsy hoe efa na- hazo tsirony izy vao alana degany eo. Ny havany tany ambanivohitra efa na- farana fa azo ivarotana ny sisindalana aty, namidy ny fananana tany satria ny dahalo any tsy azo iainana ny fambo- lena tsy nisy mandeha ntsony. Raha milamina ny fandriampahalemana any ambanivohitra, raha tena manampy ny tantsaha ny fitondrana dia tsy ho tonga amin’izao. Tsy laharam-pahamehana amin’ny fitondrana Rajoelina ny tant- saha, ny vahiny sinoa, sy karana, sy ny maro hafa ihany ny azy ireo,… Fitia Arijaona : ny asa koa anie na misy aza, ny vahoaka sasany mihintsy no tsy tia fehizina ao anaty orin'asa e, noho izany dia ny toetsaina aloha no mila ovana voalohany, manova an’io anefa no tena sarotra indrindra, ka mila mifampitaiza hatrany isika. Klark Rabearisoa : io zany raha mbola asiana sentiments hoe mahazo mivarotra fa maka sisiny fotsiny, dia vao maika hiakatra daholo ny any @ peripherie Tanà sy ny avy any ambani- vohitra sy ny avy any amin'ny région, satria hoe ao AAntananarivo ao dia azo atao daholo ny tsy fanarahan-dalàna rehetra, fa ndao haingana hiakatra. Wili Rawili : tsy misy manome anao zany eo na asa na vola , tsy misy tolo- rampotsiny izany e! Fa enao ihany no tsy maintsy midemerda izay hiveloma- nao, varotra amoron-dalana aloha no misy dia mirona mankany ny maro tsy an’asa, fa anjaran'ny fanjakana koa ny manapaka izay atao rahefa misy tsy manara-dalàna. Rijahery Andrianahoatra : ampidirina hiasa ao am concept zany. Angelo Rakotonirina : esory am arabe ny mpivarotra d omeo tsena iva- rotany. d asaina mandoa hetra daholo. Izay no vaha olana raha vitan’ny CUA sy ny fanjakana. Tina Andria : ireny aza hoe hanome asa ny tanora, dia mba firy ny tena ta- nora malagasy nahazo asa, , afaka mi- joro vavolombelona amin’ireo tsy manana asa manana fahaizana , ny hi- tako dia izao ny havan-dry zareo mpi- tondra dia tendrena ho mpiasam- panjakana ambony daholo, na dia olona tsy manana expérience aza, dia avy eo satria tsy manana traikefa dia tendrena ho conseiller daholo ireo olona manana traikefa taloha, dia ho hita eo e. Izany no izy ka ahoana no anomezana asa ny mpivarotra amo- rondalana, tsy vitan’ity fitondrana Ra- joelina ity izany, zavatra hafa mihitsy ny azy no laharam-pahamehana fa tsy ny vahoaka izany. Vorster Blaise : na inona na inona am- bara eto dia izao manaraka izao ihany no vahaolana:-ny asa rehetra aloha dia miankina @ vocation vao mety @ olombelona. Ireto mpivarotra amoron- dalana ireto dia tsotra ny vahaolana; toa ny resaka fambolena ihany io, ka tsy maintsy misy fiomanana dieny mia- loha vao arotsaka ny masomboly. Noho izany aoka aloha ianareo Fanja- kana tsy hikitika azy ireo raha tsy ma- nana solutions préalables et humanitaires. Mijereva ianareo tany malalaka, ka na izay efa namidinareo t@ karana dia alaivo ary hanoreno super marché à quatre étages dia hampidiro ao ireo mpivarotra amoron- dalana ireo, ka sokajio araka ny arti- cles amidiny ary fero ireo grossistes karana sy sinoa ary Gasy mpananka- rena ireo tsy hanome entana mpanin- jara tsy manana laharan'ny tsena ivarotany voamarin'ny vaomieran'ny fandaminana ny tsena. Ny azy ireo mantsy efa io no foto-pivelomany, ka aoka io no hatsaraina fa tsy ny fan- droahana azy ireo, na ny kapoka vody basy no vahaolana. Lanto Randria'm : ny an'ilay rangaha mpivarotra ao @ petite vitesse iny no nanazava tsara izay hevitra izay hoe misy karazany maro ireo mpivarotra amorondalana, ka ny fanjakana mi- hintsy no tokony hiditra an-tsehatra mamaha ny olana: 1) ao ireo avy any ambanivohitra hila ravinahitra dia hatao izay hiverenany any ary ham- pian'ny fanjakana , 2) mpiasa zone franche very asa; ataon'ny fanjakana izay hananany asa indray 3) ireo tena mpivarotra nefa tsy manan-toerana dia hampidirina sy hitadiavan-toerana ho lasa legal. Tony Rambeloson : ny fanonganam- panjakana nataon-dRajoelina tamin’ny 2009 no nahabe ny tsy an’asa, dia ny ankamaroan’izy ireo, ireo lasa mpiva- rotra amoron-dalana ireo. Ezekiela 12: 28 “Izao no lazaiko JEHO- VAH MPANJAKA: Tsy hisy hajanona ela intsony ny teniko; fa ny teny izay lazaiko dia hotanterahiko”. FAMONJENA HO AN’IZAO TONTOLO IZAO, ANATRA HO AN’IZAO TONTOLO IZAO, FITIAVAKO IZAO TONTOLO IZAO Ho an’ny manam-pofon’aina rehetra am- bany masaondro, ry vazan-tany efatra avaratra, andrefana, atsinanana, atsimo! IZAHO JEHOVAH izao manoratra izao amin’ny Anaran’i JESOSY KRISTY Za- nako ary amin’ny alalan’ny mpanompoko izay manaiky ho fitaovako; ho anareo olombelona indrindra izao Teniko izao. Tonga amin’ny alalan’ny Teniko AHO, tonga amin’ny alalan’ny Heriko AHO, tonga amin’ny alalan’ny Fahefako AHO, ka tsy misy mahasakana; afaka manam- pin-tsofina ianareo rehefa tsy te hihaino, afaka manakimpy maso rehefa tsy te ha- hita, afaka nanampina sofina rehefa tsy te haheno. Fa IZAHO JEHOVAH tsy maintsy miseho fa izany no ANARAKO, JESOSY KRISTY ZANAKO tsy maintsy avoakako fa izay no ANARANY. Ny an- jely tsy maintsy mandeha fa izay no ana- nako azy, iraka amin’ny lafiny rehetra. Ny mpanompoko tsy maintsy miteny fa izany no anjara asany. Hianareo olombelona tsy maintsy mandray fa izany no antom- pisianareo. Indro efa nanontany anareo isan-tokony AHO mba omeo valiny hoe. Nahoana no miraviravy tanana, mala- helo? Fa maninona no matahotra? In- drisy fa mihorohoro hianareo zanak’ olombelona. Mampalahelo hianareo sa- tria tsy mahalala Fahamarinana; JE- SOSY KRISTY Ilay TSY MIOVA omaly sy anio ary mandrakizay, Hebreo 13: 8. IZY no atolotro ho anareo. IZAHO Ilay nani- raka AZY. IZY no nametraka ny FANAHY MASINA eo aminareo. Efa noraisina va izany FANJAKANY izany? fantatrareo va izany FANJAKANY izany? ekenareo, inoanareo va? fa na mety aminareo na tsy mety aminareo olombelona dia hame- traka izany no Tanjoko. Miandry inona moa hianareo? Mihevitra inona? Mikasa hanao inona? Reraka hianareo raha mbola tohizanareo izao fombanareo izao fa ny Teniko tsy maintsy tanterahi- ko.Anaka aza variana miady an-trano, aza malaky mifanome tsiny, tandremo sao mora ratovina amin’ny fomba maro isan-karazany hianareo ka malaky resy; Miandrandrà ka mijere ambony aty AMI- NAY fa hisokatra aminao io Lanitra io. Mi- vavaha ao amin’i JESOSY KRISTY fa handray ny valim-pitia ianao na dia noho ny amin’ny finoanao fotsiny aza. Ratsy izao fiainana izao, Efesiana 5: 16. Fa ao amin’i JESOSY KRISTY ny fiainana be dia be. Raha mitohy amin’izao fombana- reo izao hianareo dia halaky potika ny tany, rava, simba, mikorontana. Fa izao no tadidio ny Teniko tsy mba ho levona, Marka 13: 31. Tsara ho fantatra ny faho- tana miteraka fahoriana, fijaliana man- kany amin’ny fahafatesana. Firy izay no maty teo aminareo?. Inona no antony? Anjaranao no mamaly. Firy no velona? Fa maninona? Anjaranao no mamaly. Fantatrao ve, FIAINANA MANDRAKIZAY no TANJONA. Firy no nahita sy mahalala izany? mba fantaro hoe. Izao no hafatro: AOKA SAMY HIVAVAKA NY ISAM-BA- TAN’OLONA DIA HO RAVA NY ARETI- MANDRINGANA, NY ADY ISAM- PIRENENA, NY LOZA IZAY TSY TOHA ISAN-TOKONY. Iza no mpamonjy? Iza no mpanavotra? Tsy misy afa-tsy Ilay na- nolotra ny tenany teo amin’ny hazofija- liana dia maty ka nalevina ary niakatra aty an-danitra nitondra ny tatitra rehetra izay nisy teo amin’ny tany ka mandraka ankehitriny, JESOSY KRISTY no ANARANY. Faritany aiza no misy anao? Firenena aiza? Tsy mba Andriamanitry ny akaiky ihany AHO fa ny lavitra koa, Jeremia 23: 23. Hitako sady fantatro avokoa ny zavatra mitranga ambany masoandro. Mba jerijereo ihany ny lanitra fa hahita zava-baovao eny hia- nareo. Ho anao izay latsa-dranomaso noho ny ady sy olana, aretina sy faho- riana, eny famoizam-po sy fahafatesana mihitsy ve? Jereo fa ho fafany ny rano- maso rehetra milatsaka amin’ny tany, Apokalypsy 21: 4. Inty AHO, tsy misy fi- renena izay tsy tiako na halako ambany masoandro; samy hovonjeko JEHOVAH avokoa araka ny zava-miseho eo aminy. Mivondrona hianareo izay matahotra ny ANARAKO fa IZAHO no JEHOVAH. Mi- tenena FAMONJENA hianareo izay mpi- tory an’i JESOSY KRISTY. Aoka hifankahalala, aoka hifankatia, hifanome tanana sy hifanampy fa fanafody koa izany. Indro alatsako amin’ny firenena izay mitady AHY ny indrafoko, hasehoko ny Voninahitro. Mbola tohizako ny hafatro manao hoe: HO FOANAN’NY FOFO- N’AIN’NY VAVAKO NY FAMPAHORIANA REHETRA MAHAZO NY ZANAK’OLOM- BELONA FA MIANTSOA NY ANARAKO; Jeremia 33: 3. Hisy firenena hahita ha- zavana tsy mety miala izay midika fa hi- tako izany firenena izany, hovonjeko. Ry mponin’ny tany o! Aza mandeha amin’ny saina, na manantena fahalalana na mifi- kitra amin’ny fahaizana, na miantehitra amin’ny vola izany, tsinontsinona ireo, Mpitoriteny 6: 11. Ho hitanao ny FA- MONJEKO LEHIBE ary ho fantatrao ny FITIAVAKO MAHAGAGA. Tsy hain’olom- belona izany fa haiko ny zavatra rehetra, Matio 19: 26. Hafatra ho an’ny mpo- nin’ny tany rehetra tsy an-kanavaka io. Amen! Mbola hitohy. Amen! JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAY Telephone : 033 12 461 43, 034 44 966 48 E-mail: [email protected] Facebook : Jehovah Andriamanitra page Radio: Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora 45min- 6ora Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina 6ora 30min -7 ora RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora 30min Gazety efa miara-miasa, Ny Valosoa Vaovao (www.gvalosoa.com): mivoaka Talata sy Asabotsy Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV 190), Madagasikara 13 febroary 2020

izao (GV 190), Madagasikara 13 febroary 2020 Filipiana 3:1...Samihafa Lah 1017 5 Filipiana 3:1 Fa a , a a a , a a [ a] a a ' T . T a a a a a a a a a a, a a a a a a a a . Ny T e N y

  • Upload
    others

  • View
    1

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: izao (GV 190), Madagasikara 13 febroary 2020 Filipiana 3:1...Samihafa Lah 1017 5 Filipiana 3:1 Fa a , a a a , a a [ a] a a ' T . T a a a a a a a a a a, a a a a a a a a . Ny T e N y

5Lah 1017Samihafawww.gvalosoa.com

Filipiana 3:1

Farany, ry rahalahy, mifalia [veloma] ao amin'ny Tompo. Tsy manahirana

ahy ny manoratra teny averina, fa mahatsara anareo izany.

Ny TeNy FiaiNaNa

Talata 18 febroary 2020

Hatramin’ny taona 2009 no mankaty no naha betsaka ny mpivarotra amoron-dalana

Andry Ranaivo :hatramin’ny taona2009 no mankaty nonaha betsaka nympivarotra amoron-dala na, tsy ny FA-NALANA IREOM P I V A R O T R AAMORON-DALANAno vahaolana, fa nyFANOMEZANA AZYIREO ASA MAHA-VELONA.

Nivo Rakitriniela :ireo mpivarotraamorondalana ireo ny ankamaroanydia olona avy any ambanivohitra. To-kony tsy navela nivarotra hatramin’nyvoalohany izy ireo, fa tsy hoe efa na-hazo tsirony izy vao alana degany eo.Ny havany tany ambanivohitra efa na-farana fa azo ivarotana ny sisindalanaaty, namidy ny fananana tany satria nydahalo any tsy azo iainana ny fambo-lena tsy nisy mandeha ntsony. Rahamilamina ny fandriampahalemana anyambanivohitra, raha tena manampy nytantsaha ny fitondrana dia tsy ho tongaamin’izao. Tsy laharam-pahamehanaamin’ny fitondrana Rajoelina ny tant-saha, ny vahiny sinoa, sy karana, sy nymaro hafa ihany ny azy ireo,…

Fitia Arijaona : ny asa koa anie namisy aza, ny vahoaka sasany mihintsyno tsy tia fehizina ao anaty orin'asa e,noho izany dia ny toetsaina aloha nomila ovana voalohany, manova an’ioanefa no tena sarotra indrindra, ka milamifampitaiza hatrany isika.

Klark Rabearisoa : io zany rahambola asiana sentiments hoe mahazomivarotra fa maka sisiny fotsiny, diavao maika hiakatra daholo ny any @peripherie Tanà sy ny avy any ambani-vohitra sy ny avy any amin'ny région,satria hoe ao AAntananarivo ao dia azoatao daholo ny tsy fanarahan-dalànarehetra, fa ndao haingana hiakatra.

Wili Rawili : tsy misy manome anaozany eo na asa na vola , tsy misy tolo-rampotsiny izany e! Fa enao ihany notsy maintsy midemerda izay hiveloma-nao, varotra amoron-dalana aloha nomisy dia mirona mankany ny maro tsyan’asa, fa anjaran'ny fanjakana koa nymanapaka izay atao rahefa misy tsymanara-dalàna.

Rijahery Andrianahoatra : ampidirinahiasa ao am concept zany.

Angelo Rakotonirina : esory amarabe ny mpivarotra d omeo tsena iva-rotany. d asaina mandoa hetra daholo.Izay no vaha olana raha vitan’ny CUAsy ny fanjakana.

Tina Andria : ireny aza hoe hanomeasa ny tanora, dia mba firy ny tena ta-nora malagasy nahazo asa, , afaka mi-joro vavolombelona amin’ireo tsymanana asa manana fahaizana , ny hi-tako dia izao ny havan-dry zareo mpi-tondra dia tendrena ho mpiasam-

panjakana ambony daholo, na diaolona tsy manana expérience aza, diaavy eo satria tsy manana traikefa diatendrena ho conseiller daholo ireoolona manana traikefa taloha, dia hohita eo e. Izany no izy ka ahoana noanomezana asa ny mpivarotra amo-rondalana, tsy vitan’ity fitondrana Ra-joelina ity izany, zavatra hafa mihitsy nyazy no laharam-pahamehana fa tsy nyvahoaka izany.

Vorster Blaise : na inona na inona am-bara eto dia izao manaraka izao ihanyno vahaolana:-ny asa rehetra aloha diamiankina @ vocation vao mety @olombelona. Ireto mpivarotra amoron-dalana ireto dia tsotra ny vahaolana;toa ny resaka fambolena ihany io, katsy maintsy misy fiomanana dieny mia-loha vao arotsaka ny masomboly.Noho izany aoka aloha ianareo Fanja-kana tsy hikitika azy ireo raha tsy ma-nana solutions préalables ethumanitaires. Mijereva ianareo tanymalalaka, ka na izay efa namidinareot@ karana dia alaivo ary hanorenosuper marché à quatre étages diahampidiro ao ireo mpivarotra amoron-dalana ireo, ka sokajio araka ny arti-cles amidiny ary fero ireo grossisteskarana sy sinoa ary Gasy mpananka-rena ireo tsy hanome entana mpanin-jara tsy manana laharan'ny tsenaivarotany voamarin'ny vaomieran'nyfandaminana ny tsena. Ny azy ireomantsy efa io no foto-pivelomany, kaaoka io no hatsaraina fa tsy ny fan-droahana azy ireo, na ny kapoka vodybasy no vahaolana.

Lanto Randria'm : ny an'ilay rangahampivarotra ao @ petite vitesse iny nonanazava tsara izay hevitra izay hoemisy karazany maro ireo mpivarotraamorondalana, ka ny fanjakana mi-hintsy no tokony hiditra an-tsehatramamaha ny olana: 1) ao ireo avy anyambanivohitra hila ravinahitra diahatao izay hiverenany any ary ham-pian'ny fanjakana , 2) mpiasa zonefranche very asa; ataon'ny fanjakanaizay hananany asa indray 3) ireo tenampivarotra nefa tsy manan-toerana diahampidirina sy hitadiavan-toerana holasa legal.

Tony Rambeloson : ny fanonganam-panjakana nataon-dRajoelina tamin’ny2009 no nahabe ny tsy an’asa, dia nyankamaroan’izy ireo, ireo lasa mpiva-rotra amoron-dalana ireo.

Ezekiela 12: 28 “Izao no lazaiko JEHO-VAH MPANJAKA: Tsy hisy hajanonaela intsony ny teniko; fa ny teny izaylazaiko dia hotanterahiko”.

FAMONJENA HO AN’IZAO TONTOLOIZAO, ANATRA HO AN’IZAO TONTOLOIZAO, FITIAVAKO IZAO TONTOLOIZAO

Ho an’ny manam-pofon’aina rehetra am-bany masaondro, ry vazan-tany efatraavaratra, andrefana, atsinanana, atsimo!IZAHO JEHOVAH izao manoratra izaoamin’ny Anaran’i JESOSY KRISTY Za-nako ary amin’ny alalan’ny mpanompokoizay manaiky ho fitaovako; ho anareoolombelona indrindra izao Teniko izao.Tonga amin’ny alalan’ny Teniko AHO,tonga amin’ny alalan’ny Heriko AHO,tonga amin’ny alalan’ny Fahefako AHO,ka tsy misy mahasakana; afaka manam-pin-tsofina ianareo rehefa tsy te hihaino,afaka manakimpy maso rehefa tsy te ha-hita, afaka nanampina sofina rehefa tsyte haheno. Fa IZAHO JEHOVAH tsymaintsy miseho fa izany no ANARAKO,JESOSY KRISTY ZANAKO tsy maintsyavoakako fa izay no ANARANY. Ny an-jely tsy maintsy mandeha fa izay no ana-nako azy, iraka amin’ny lafiny rehetra. Nympanompoko tsy maintsy miteny fa izanyno anjara asany. Hianareo olombelonatsy maintsy mandray fa izany no antom-pisianareo. Indro efa nanontany anareoisan-tokony AHO mba omeo valiny hoe.Nahoana no miraviravy tanana, mala-helo? Fa maninona no matahotra? In-drisy fa mihorohoro hianareo zanak’olombelona. Mampalahelo hianareo sa-tria tsy mahalala Fahamarinana; JE-SOSY KRISTY Ilay TSY MIOVA omaly syanio ary mandrakizay, Hebreo 13: 8. IZYno atolotro ho anareo. IZAHO Ilay nani-raka AZY. IZY no nametraka ny FANAHYMASINA eo aminareo. Efa noraisina vaizany FANJAKANY izany? fantatrareo vaizany FANJAKANY izany? ekenareo,inoanareo va? fa na mety aminareo natsy mety aminareo olombelona dia hame-traka izany no Tanjoko. Miandry inonamoa hianareo? Mihevitra inona? Mikasahanao inona? Reraka hianareo rahambola tohizanareo izao fombanareo izaofa ny Teniko tsy maintsy tanterahi-ko.Anaka aza variana miady an-trano,aza malaky mifanome tsiny, tandremosao mora ratovina amin’ny fomba maroisan-karazany hianareo ka malaky resy;Miandrandrà ka mijere ambony aty AMI-NAY fa hisokatra aminao io Lanitra io. Mi-vavaha ao amin’i JESOSY KRISTY fahandray ny valim-pitia ianao na dia nohony amin’ny finoanao fotsiny aza. Ratsyizao fiainana izao, Efesiana 5: 16. Fa aoamin’i JESOSY KRISTY ny fiainana bedia be. Raha mitohy amin’izao fombana-reo izao hianareo dia halaky potika nytany, rava, simba, mikorontana. Fa izaono tadidio ny Teniko tsy mba ho levona,Marka 13: 31. Tsara ho fantatra ny faho-tana miteraka fahoriana, fijaliana man-kany amin’ny fahafatesana. Firy izay nomaty teo aminareo?. Inona no antony?Anjaranao no mamaly. Firy no velona?Fa maninona? Anjaranao no mamaly.Fantatrao ve, FIAINANA MANDRAKIZAY

no TANJONA. Firy no nahita sy mahalalaizany? mba fantaro hoe. Izao no hafatro:AOKA SAMY HIVAVAKA NY ISAM-BA-TAN’OLONA DIA HO RAVA NY ARETI-MANDRINGANA, NY ADY ISAM-PIRENENA, NY LOZA IZAY TSY TOHAISAN-TOKONY. Iza no mpamonjy? Izano mpanavotra? Tsy misy afa-tsy Ilay na-nolotra ny tenany teo amin’ny hazofija-

liana dia matyka nalevinaary niakatraaty an-danitranitondra nytatitra rehetraizay nisy teoamin’ny tanyka mandrakaankehitr iny,J E S O S YKRISTY noA N A R A N Y.Faritany aizano misy anao?F i r e n e n aaiza? Tsy

mba Andriamanitry ny akaiky ihany AHOfa ny lavitra koa, Jeremia 23: 23. Hitakosady fantatro avokoa ny zavatra mitrangaambany masoandro. Mba jerijereo ihanyny lanitra fa hahita zava-baovao eny hia-nareo. Ho anao izay latsa-dranomasonoho ny ady sy olana, aretina sy faho-riana, eny famoizam-po sy fahafatesanamihitsy ve? Jereo fa ho fafany ny rano-maso rehetra milatsaka amin’ny tany,Apokalypsy 21: 4. Inty AHO, tsy misy fi-renena izay tsy tiako na halako ambanymasoandro; samy hovonjeko JEHOVAHavokoa araka ny zava-miseho eo aminy.Mivondrona hianareo izay matahotra nyANARAKO fa IZAHO no JEHOVAH. Mi-tenena FAMONJENA hianareo izay mpi-tory an’i JESOSY KRISTY. Aokahifankahalala, aoka hifankatia, hifanometanana sy hifanampy fa fanafody koaizany. Indro alatsako amin’ny firenenaizay mitady AHY ny indrafoko, hasehokony Voninahitro. Mbola tohizako ny hafatromanao hoe: HO FOANAN’NY FOFO-N’AIN’NY VAVAKO NY FAMPAHORIANAREHETRA MAHAZO NY ZANAK’OLOM-BELONA FA MIANTSOA NY ANARAKO;Jeremia 33: 3. Hisy firenena hahita ha-zavana tsy mety miala izay midika fa hi-tako izany firenena izany, hovonjeko. Rymponin’ny tany o! Aza mandeha amin’nysaina, na manantena fahalalana na mifi-kitra amin’ny fahaizana, na miantehitraamin’ny vola izany, tsinontsinona ireo,Mpitoriteny 6: 11. Ho hitanao ny FA-MONJEKO LEHIBE ary ho fantatrao nyFITIAVAKO MAHAGAGA. Tsy hain’olom-belona izany fa haiko ny zavatra rehetra,Matio 19: 26. Hafatra ho an’ny mpo-nin’ny tany rehetra tsy an-kanavaka io.

Amen!

Mbola hitohy.

Amen!

JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAY

Telephone : 033 12 461 43, 034 44 96648

E-mail:[email protected]

Facebook : Jehovah Andriamanitra page

Radio:

Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora45min- 6ora

Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora

RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora30min

Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV 190), Madagasikara 13 febroary 2020