1
A raka ny famoaham-baovao avy ao amin’ny fi- tondrana dia nahazo doka tamin’ny filohan’ny Banky Afrikana momba ny Fampandrosoana ny filohan’ny Repoblika IV-2, Rajoelina Andry, noho ny ezaka ataony momba ny ady amin’ny tsy fanjarian- tsakafo, indrindra any Atsimon’ny Nosy, voalaza ta- min’izany fa tompon-daka amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo hono ny Filoha. Eo ihany koa ny fa- matsiana rano fisotro madio sy ny famokarana sakafo ara-pahasalamana. Manana masoivoho eto an-toe- rana ny Banky Afrikana ka tatitra avy aminy ary ve no nahafahan’ny filohan’ity Banky ity nanao izany fando- kafana izany. Raha ny resaka sakafo aloha dia misa- kafo sady tsy zarizary no ambany foitra ny ankamaroan’ny Malagasy. Sao dia ireny fizarana sa- kafo nataon’ny fikambanana “Fitia” ireny no ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Mety ho ny fizarana voa maina, vary, menaka (tsy lazaina ny savony) ho an’ireo traboina ihany koa no lazaina fa ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Vao mainka mampitombo ny tsy fahafahan’ny valalabemandry misitraka sakafo ara- dalàna ny fiakaran’ny kojakoja ilaina andavanandro. Mbola manampy trotraka izao tsy fahampian-tsakafo izao ny fahasimban’ny làlana sy fahatapahan’ny tete- zana any amin’ny faritra, taorian’ny orana mikija noho ilay andro ratsy. Eo koa ny tetikasa hanokatra trano fisakafoanana (cantine) ho an’ny mpianatra any amin’ireo sekolim-panjakana. Mbola kabary ihany no nahafantarana izany kanefa azo antoka fa tsy mbola ho amin’ity taona ity no ho tanteraka izany. Tsy fanta- tra marina moa ireo hetsika na tranga teto amin’ny fi- renena nahafahan’ny filohan’ny Banky Afrikana nilaza izany ? Izay ny momba ny sakafo fa eo amin’ny rano fisotro madio indray dia ny fanesorana ny minisitry ny angôvo sy ny rano ary ny akora fandrehitra sy ny na- nendrena minisitra vaovao misahana ny rano sy ny fahadiovana ary ny fidiovana ve no azo ilazana fa manao ezaka momba izany ny filohan’ny Repoblika? Ny zava-misy sy iainana anefa dia mbola ijaliana ny rano, indrindra eto an-drenivohitra. Ny any amin’ny fa- ritra moa dia efa miverina manovo rano eny amin’ny rano mihandrona sy renirano maloto ny mponina. Ny tetikasa fitarihan-drano amin’ny alàlan’ny fantsona (pi- peline) any Atsimo, izay efa tetikasan’ny fitondrana teo aloha (Repoblika IV-1) kanefa nisolantsola- nan’izao fitondrana izao azy dia tsy mbola misy tokon- taniny. Satria tetikasa novatsian’ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana izy io ka, angamba, tsy nivoaka ny vola dia mikatso ny asa ha- treto. Kaominina maro anefa no tokony ho nisitraka ity tetikasa ity. Raha ny famokarana sakafo indray dia efa miandrandra ilay tany midadasika 60 000 ha any Bevoay nomena ny arabo hamboleny vary sy vokatra hafa no handrasana dia tena manao ezaka amin’ity tokoa izao fitondrana izao. Araka izany dia toa mbola any an-kibon’ny omby, na mbola lasan-kovavany avo- koa ireo ka tsy misy afaka milaza ny fa manao ny ezaka ny fitondrana. Ny tanimbary amokaran’ny mpo- nina aza terena hamidy amin’ny fanjakana, ka ho to- tofana sy hananganana tanàna vaovao, ka hihena ny vokatra ara-bary eto amin’ny Renivohitra sy ny ma- nodidina. Tsapa araka izany fa na ny masoivoho sa- sany monina eto Madagasikara aza dia toy ny jamba, ka tsy mahita ny tena zava-misy fa miaina amin’ny za- vatra henony ihany. Tsy mahagaga loatra izany satria sarotra ho azy ireo ny hitsabaka ny any anaty vila- nin’ny gasy any toy ny tsy fahafahany mitsabaka amin’ny raharaham-pirenena, indrindra ny ara-poli- tika. Asa aloha raha miombon-kevitra amin’ity filo- han’ny Banky Afrikana ity ireo filoham-pirenena nandalo teto Madagasikara na tamin’ny tetezamita, na tamin’ny fiatombohan’izao fitondrana izao. Na izany na tsy izany dia efa mahazo miandrandra sa- kafo ara-pahasalamana sy ampy sady mora ny “gasy kely” ary indrindra tsy hampilahatra “bidons jaunes” intsony, ka hiadana sy ho finaritra tokoa eo ambany fitondran’ny mpampanonofy sy ny mpamatsy vola an- jambany. Raha ny tena marina dia tompon-dakan’ny fampanofisana, ny fitapitaka, ny laingalainga, ny ha- latra koa ity fitondrana Rajoelina ity, fa tsy tompon- daka velively amin’izany ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo izany, ny fikambanana iraisam-pire- nena no tena manao ireny ady amin’ny tsy fanjarian- tsakafo ireny eto amintsika, mpanara-drenirano ao aoriana fotsiny ny mpitondra, izay ilay hoe efa zatra mijapy traina, train TGV manao fandehan-tsokatra e! Andry Tsiavalona 3 Lah 1014 Talata 11 febroary 2020 Politika Fitondrana Rajoelina : tompon-daka amin’ny fitapitaka sy ny laingalainga Ny Valosoa sy hadihady www.gvalosoa.com Takaitra vokatry ny andro ratsy Vola sy fitaovana maro samy hafa no anampian’ny Frantsay Ny hetsika teny Ambohitrimanjaka ny sabotsy teo. Lemaki Betsimitatatra manamafy ny fanoherana ny fanotofana ny tanimbary ny mponina Mitohy hatrany ny hetsika tsy fanekena ny fanoto- fana ny tanimbary eo amin’ny lemak’i Betsimita- tatra, ataon’ny mponina eny an-toerana sy ny ma- nodidina, izany hoe ireo mponina eny amin’iny fa- ritra Ambohitrimanjaka iny sy ny manodidina. Nifam- potoana teo amin’ny fefi- loha Anosivita ireo va- hoaka tsy manaiky ny fa- totofana ny tanimbary eo amin’ny lemaka Betsimi- tatatra amin’ny Kaominina Ambohidrapeto, Ambohi- trimanjaka, Ankadimanga, Fiombonana ary ny Fo- kontany Anosibe Zaivola ny sabotsy teo. Tonga na- notrona sy nampahery ny vahoaka teny an-toerana ny Monde Justice tarihan- dRamatoa Arlette Rama- roson sy Andriamatoa James Ratsima sy ny so- lontena ara-dRazana eto Antananarivo. Ity farany nanao antso avo ny hi- tsanganan’ny Andriana manerana ny Nosy mano- loana ny fakana ankeriny ny tanin’ny Malagasy, tsy eto Analamanga ihany no tokony fanoherana hoy izy fa tokony hatao izany manerana ny Faritra 22. Helisoa Que le Sacré Cœur de Jésus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles, Amen. PRIERE AU SACRE CŒUR Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues. Rivo R. Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vos prières seront exaucées même si cela semble impossible. N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro- messe de publication quand la faveur sera obtenue. Que le Sacré Cœur de Jésus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles, Amen. PRIERE AU SACRE CŒUR Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues. Riantsoa A. Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vos prières seront exaucées même si cela semble impossible. N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro- messe de publication quand la faveur sera obtenue. Aleo ve ny lasa mba homba ny lasa Satria efa azonareo irony seza ? Ny atao no miverina ka mahandrasa Ry ilay boaikely mitonona ho ngeza ! Tadiavinareo tsy hotsarovana intsony Ireo fomban-devoly nakam-pahefana ? Ianjonanareo izay tafakatra ambony Ireo vahoaka maro ianjadiam-pahantrana ? Dia aleo irony lasa mba homba ny lasa, F`izay sisa teny mba tonga ao am-bava ? Mba mieritrereta, aneneno ireo asa, Dia ny asan-jiolahinareo ry mpandrava ! Ireo olona hendry dia mbola hahatsiaro Ny vitanareo ry mpanao fandrobana. Anterina ihany, ary mino ny maro: “Ny atao no miverina” ka miomàna ! DADAN`i ZINA (08-02-20) Ny atao no miverina Ny atao no miverina TONONKALO Manohana an’i Madagasikara i Frantsa, noho ny faha- voazana nateraky ny haratsian’ny toetr’andro farany teo teto amintsika ireny. Teo anelanelan'ny 19 janoary sy 23 janoary 2020, dia tratran'ny fitobiana tsindrin-dri- votra iva, narahina orana nikija i Madagasikara. Nite- raka fahavoazana goavana izany, indrindra fa tamin’ny faritra 7, dia i Sofia, Alaotro Mangoro, Boeny, Diana, Betsiboka, Melaky ary Analamanga. Nisy ny olona maty, olona tsy hita popoka, olona nafindra toerana, fa- hapotehana ary ny voly sy trano tondraky ny rano, sns… Mijoro eo anilan'i Madagasikara i Frantsa ary mi- tondra ny fanampiany amin'ny alàlan'ny PIROI (1), na ny velara-marin-tampona firotsahana an-tsehatra ara- paritra aty amin’ny Ranomasimbe indianina. Nitondra fanampiana ara-bola ny fanatanterahan’ ny drafitra het- sika vonjy taitran’ny governemanta malagasy, hatra- min'ny € 190 000, ka ny € 160 000 dia avy amin'ny Foibe krizy sy fanampiana, an’ny Minisitera ny Eoropa sy ny raharaham-bahiny frantsay, ny PIROI, ka nanet- sika ireo tahiry roa teo am-pelatanany teto Antanana- rivo, sy tany Toamasina hizarana fitaovana marobe : 2000 lay misy ody moka, 650 tamba-kojakoja fialofana, 650 tamba-kojakoja fitaovana, 1300 labasy, 1.000 siny bevava ary 360 tranolay. Ny mpiara-miasa vahiny amin’ny «fiarovana sivily » ao amin’ny fiarovana ana- tin’ny masoivoho frantsay eto Madagasikara, izay na- petraka teo anivon’ny Birao maharitra misahana ny loza voajanahary (BNGRC), dia nitondra koa ny traike- fany sy ny fahaizany ara-teknika rehetra nandritra ny dingana vonjy voina, sy fanarenana ary nanamora, ha- trany am-piandohana, ny fifandraisana teo amin’ny ma- nampahefana Malagasy, ny tompon'andraikitry ny PIROI, ny sampan-draharaha an'ny masoivoho frant- say eto Antananarivo, sy ny Foibe krizy sy fanampiana (CDCS) any Parisy. Manampy ny tafika malagasy koa i Frantsa. Taorian'ny fangatahan'ny governemanta Ma- lagasy, ny Tafika frantsay aty Atsimon’ny Ranoma- simbe indianina (FAZSOI), izay manana fahafahana ara-pitaovana, dia hanohana ny tafika malagasy hian- toka ny fandatsahana sakafo sy fanafody any amin’ny faritra tratry ny voina sy sarotra aleha amin'ny alàlan'ny CASA CN-235. Miaramila tekinisianina frantsay ny FAZSOI am-polony, mitoby ao La Reunion, no tonga eto Madagasikara nanomboka ny 6 febroary teo, ka hatramin'ny 14 febroary, hanofana miaramila ny tafika an'habakabaka momba ny fandatsahana entana amin’ny fiaramanidina, mba hahazoan’ireo tra-boina fonosan’entana kely alatsaka avy eny amin’ny haba- kabaka. Mba hiantohana amin’ny ho avy, ny fandrai- sana fepetra haingana kokoa raha sendra misy fahavoazana iray lavaka vaovao, dia nanapa-kevitra ny PIROI hampitombo ireo tahiry misy eto Antanana- rivo ka hampiatrana, miainga avy amin'ny trano fito- biana entana ao La Réunion, tahiry fanampiny ho amin’ny zava-tsy ampoizina, ho ana fianakaviana 650 (entana tsy fihinana sy tamba-kojakoja hanamboarana indray trano). Marihana fa ny PIROI dia fitaovam-pia- san'ny Vokovoko Mena frantsay, izay miankina amin'ny Sampan-draharaha mpitantana ny fifandraisana sy ny raharaha iraisampirenena (DROI), manatontosa hatra- min'ny taona 2000 tetikasa ara-paritra momba ny fia- rovana amin’ny loza voajanahary (GRC), ao amin'ny faritra atsimo andrefan'ny Ranomasimbe Indianina. Isambilo

Ny Valosoa sy hadihady Takaitra vokatry ny andro ratsy

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Ny Valosoa sy hadihady Takaitra vokatry ny andro ratsy

Araka ny famoaham-baovao avy ao amin’ny fi-tondrana dia nahazo doka tamin’ny filohan’nyBanky Afrikana momba ny Fampandrosoana ny

filohan’ny Repoblika IV-2, Rajoelina Andry, noho nyezaka ataony momba ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo, indrindra any Atsimon’ny Nosy, voalaza ta-min’izany fa tompon-daka amin’ny ady amin’ny tsyfanjarian-tsakafo hono ny Filoha. Eo ihany koa ny fa-matsiana rano fisotro madio sy ny famokarana sakafoara-pahasalamana. Manana masoivoho eto an-toe-rana ny Banky Afrikana ka tatitra avy aminy ary ve nonahafahan’ny filohan’ity Banky ity nanao izany fando-kafana izany. Raha ny resaka sakafo aloha dia misa-kafo sady tsy zarizary no ambany foitra nyankamaroan’ny Malagasy. Sao dia ireny fizarana sa-kafo nataon’ny fikambanana “Fitia” ireny no adyamin’ny tsy fanjarian-tsakafo. Mety ho ny fizarana voamaina, vary, menaka (tsy lazaina ny savony) hoan’ireo traboina ihany koa no lazaina fa ady amin’nytsy fanjarian-tsakafo. Vao mainka mampitombo ny tsyfahafahan’ny valalabemandry misitraka sakafo ara-dalàna ny fiakaran’ny kojakoja ilaina andavanandro.Mbola manampy trotraka izao tsy fahampian-tsakafoizao ny fahasimban’ny làlana sy fahatapahan’ny tete-zana any amin’ny faritra, taorian’ny orana mikija nohoilay andro ratsy. Eo koa ny tetikasa hanokatra tranofisakafoanana (cantine) ho an’ny mpianatra anyamin’ireo sekolim-panjakana. Mbola kabary ihany nonahafantarana izany kanefa azo antoka fa tsy mbolaho amin’ity taona ity no ho tanteraka izany. Tsy fanta-tra marina moa ireo hetsika na tranga teto amin’ny fi-renena nahafahan’ny filohan’ny Banky Afrikana nilazaizany ? Izay ny momba ny sakafo fa eo amin’ny ranofisotro madio indray dia ny fanesorana ny minisitry nyangôvo sy ny rano ary ny akora fandrehitra sy ny na-nendrena minisitra vaovao misahana ny rano sy nyfahadiovana ary ny fidiovana ve no azo ilazana famanao ezaka momba izany ny filohan’ny Repoblika?Ny zava-misy sy iainana anefa dia mbola ijaliana nyrano, indrindra eto an-drenivohitra. Ny any amin’ny fa-ritra moa dia efa miverina manovo rano eny amin’nyrano mihandrona sy renirano maloto ny mponina. Nytetikasa fitarihan-drano amin’ny alàlan’ny fantsona (pi-peline) any Atsimo, izay efa tetikasan’ny fitondrana

teo aloha (Repoblika IV-1) kanefa nisolantsola-nan’izao fitondrana izao azy dia tsy mbola misy tokon-taniny. Satria tetikasa novatsian’nysampandraharahan’ny Firenena Mikambana izy io ka,angamba, tsy nivoaka ny vola dia mikatso ny asa ha-treto. Kaominina maro anefa no tokony ho nisitrakaity tetikasa ity. Raha ny famokarana sakafo indray diaefa miandrandra ilay tany midadasika 60 000 ha anyBevoay nomena ny arabo hamboleny vary sy vokatrahafa no handrasana dia tena manao ezaka amin’itytokoa izao fitondrana izao. Araka izany dia toa mbolaany an-kibon’ny omby, na mbola lasan-kovavany avo-koa ireo ka tsy misy afaka milaza ny fa manao nyezaka ny fitondrana. Ny tanimbary amokaran’ny mpo-nina aza terena hamidy amin’ny fanjakana, ka ho to-tofana sy hananganana tanàna vaovao, ka hihena nyvokatra ara-bary eto amin’ny Renivohitra sy ny ma-nodidina. Tsapa araka izany fa na ny masoivoho sa-sany monina eto Madagasikara aza dia toy ny jamba,ka tsy mahita ny tena zava-misy fa miaina amin’ny za-vatra henony ihany. Tsy mahagaga loatra izany satriasarotra ho azy ireo ny hitsabaka ny any anaty vila-nin’ny gasy any toy ny tsy fahafahany mitsabakaamin’ny raharaham-pirenena, indrindra ny ara-poli-tika. Asa aloha raha miombon-kevitra amin’ity filo-han’ny Banky Afrikana ity ireo filoham-pirenenanandalo teto Madagasikara na tamin’ny tetezamita,na tamin’ny fiatombohan’izao fitondrana izao. Naizany na tsy izany dia efa mahazo miandrandra sa-kafo ara-pahasalamana sy ampy sady mora ny “gasykely” ary indrindra tsy hampilahatra “bidons jaunes”intsony, ka hiadana sy ho finaritra tokoa eo ambanyfitondran’ny mpampanonofy sy ny mpamatsy vola an-jambany. Raha ny tena marina dia tompon-dakan’nyfampanofisana, ny fitapitaka, ny laingalainga, ny ha-latra koa ity fitondrana Rajoelina ity, fa tsy tompon-daka velively amin’izany ady amin’ny tsyfanjarian-tsakafo izany, ny fikambanana iraisam-pire-nena no tena manao ireny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ireny eto amintsika, mpanara-drenirano aoaoriana fotsiny ny mpitondra, izay ilay hoe efa zatramijapy traina, train TGV manao fandehan-tsokatra e!

Andry Tsiavalona

3Lah 1014 Talata 11 febroary 2020Politika

Fitondrana Rajoelina : tompon-daka amin’ny

fitapitaka sy ny laingalainga

Ny Valosoa sy hadihady

www.gvalosoa.com

Takaitra vokatry ny andro ratsy

Vola sy fitaovana maro samy hafano anampian’ny Frantsay

Ny hetsika teny Ambohitrimanjaka ny sabotsy teo.

Lemak’i Betsimitatatra

manamafy ny fanoherana ny fanotofana ny

tanimbary ny mponina

Mitohy hatrany ny hetsikatsy fanekena ny fanoto-fana ny tanimbary eoamin’ny lemak’i Betsimita-tatra, ataon’ny mponinaeny an-toerana sy ny ma-nodidina, izany hoe ireomponina eny amin’iny fa-ritra Ambohitrimanjaka inysy ny manodidina. Nifam-potoana teo amin’ny fefi-loha Anosivita ireo va-hoaka tsy manaiky ny fa-totofana ny tanimbary eoamin’ny lemaka Betsimi-tatatra amin’ny KaomininaAmbohidrapeto, Ambohi-

trimanjaka, Ankadimanga,Fiombonana ary ny Fo-kontany Anosibe Zaivola

ny sabotsy teo. Tonga na-notrona sy nampahery nyvahoaka teny an-toerana

ny Monde Justice tarihan-dRamatoa Arlette Rama-roson sy AndriamatoaJames Ratsima sy ny so-lontena ara-dRazana etoAntananarivo. Ity faranynanao antso avo ny hi-tsanganan’ny Andrianamanerana ny Nosy mano-loana ny fakana ankerinyny tanin’ny Malagasy, tsyeto Analamanga ihany notokony fanoherana hoyizy fa tokony hatao izanymanerana ny Faritra 22.

Helisoa

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Rivo R.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Riantsoa A.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Aleo ve ny lasa mba homba ny lasaSatria efa azonareo irony seza ?Ny atao no miverina ka mahandrasaRy ilay boaikely mitonona ho ngeza !

Tadiavinareo tsy hotsarovana intsonyIreo fomban-devoly nakam-pahefana ?Ianjonanareo izay tafakatra ambonyIreo vahoaka maro ianjadiam-pahantrana ?

Dia aleo irony lasa mba homba ny lasa,F`izay sisa teny mba tonga ao am-bava ?Mba mieritrereta, aneneno ireo asa,Dia ny asan-jiolahinareo ry mpandrava !

Ireo olona hendry dia mbola hahatsiaroNy vitanareo ry mpanao fandrobana.Anterina ihany, ary mino ny maro:“Ny atao no miverina” ka miomàna !

DADAN`i ZINA (08-02-20)

Ny atao no miverinaNy atao no miverina

TONONKALO

Manohana an’i Madagasikara i Frantsa, noho ny faha-voazana nateraky ny haratsian’ny toetr’andro faranyteo teto amintsika ireny. Teo anelanelan'ny 19 janoarysy 23 janoary 2020, dia tratran'ny fitobiana tsindrin-dri-votra iva, narahina orana nikija i Madagasikara. Nite-raka fahavoazana goavana izany, indrindra fa tamin’nyfaritra 7, dia i Sofia, Alaotro Mangoro, Boeny, Diana,Betsiboka, Melaky ary Analamanga. Nisy ny olonamaty, olona tsy hita popoka, olona nafindra toerana, fa-hapotehana ary ny voly sy trano tondraky ny rano,sns… Mijoro eo anilan'i Madagasikara i Frantsa ary mi-tondra ny fanampiany amin'ny alàlan'ny PIROI (1), nany velara-marin-tampona firotsahana an-tsehatra ara-paritra aty amin’ny Ranomasimbe indianina. Nitondrafanampiana ara-bola ny fanatanterahan’ ny drafitra het-sika vonjy taitran’ny governemanta malagasy, hatra-min'ny € 190 000, ka ny € 160 000 dia avy amin'nyFoibe krizy sy fanampiana, an’ny Minisitera ny Eoropasy ny raharaham-bahiny frantsay, ny PIROI, ka nanet-sika ireo tahiry roa teo am-pelatanany teto Antanana-rivo, sy tany Toamasina hizarana fitaovana marobe :2000 lay misy ody moka, 650 tamba-kojakoja fialofana,650 tamba-kojakoja fitaovana, 1300 labasy, 1.000 sinybevava ary 360 tranolay. Ny mpiara-miasa vahinyamin’ny «fiarovana sivily » ao amin’ny fiarovana ana-tin’ny masoivoho frantsay eto Madagasikara, izay na-petraka teo anivon’ny Birao maharitra misahana nyloza voajanahary (BNGRC), dia nitondra koa ny traike-fany sy ny fahaizany ara-teknika rehetra nandritra nydingana vonjy voina, sy fanarenana ary nanamora, ha-trany am-piandohana, ny fifandraisana teo amin’ny ma-nampahefana Malagasy, ny tompon'andraikitry nyPIROI, ny sampan-draharaha an'ny masoivoho frant-say eto Antananarivo, sy ny Foibe krizy sy fanampiana(CDCS) any Parisy. Manampy ny tafika malagasy koai Frantsa. Taorian'ny fangatahan'ny governemanta Ma-lagasy, ny Tafika frantsay aty Atsimon’ny Ranoma-simbe indianina (FAZSOI), izay manana fahafahanaara-pitaovana, dia hanohana ny tafika malagasy hian-toka ny fandatsahana sakafo sy fanafody any amin’nyfaritra tratry ny voina sy sarotra aleha amin'ny alàlan'nyCASA CN-235. Miaramila tekinisianina frantsay nyFAZSOI am-polony, mitoby ao La Reunion, no tongaeto Madagasikara nanomboka ny 6 febroary teo, kahatramin'ny 14 febroary, hanofana miaramila ny tafikaan'habakabaka momba ny fandatsahana entanaamin’ny fiaramanidina, mba hahazoan’ireo tra-boinafonosan’entana kely alatsaka avy eny amin’ny haba-kabaka. Mba hiantohana amin’ny ho avy, ny fandrai-sana fepetra haingana kokoa raha sendra misyfahavoazana iray lavaka vaovao, dia nanapa-kevitrany PIROI hampitombo ireo tahiry misy eto Antanana-rivo ka hampiatrana, miainga avy amin'ny trano fito-biana entana ao La Réunion, tahiry fanampiny hoamin’ny zava-tsy ampoizina, ho ana fianakaviana 650(entana tsy fihinana sy tamba-kojakoja hanamboaranaindray trano). Marihana fa ny PIROI dia fitaovam-pia-san'ny Vokovoko Mena frantsay, izay miankina amin'nySampan-draharaha mpitantana ny fifandraisana sy nyraharaha iraisampirenena (DROI), manatontosa hatra-min'ny taona 2000 tetikasa ara-paritra momba ny fia-rovana amin’ny loza voajanahary (GRC), ao amin'nyfaritra atsimo andrefan'ny Ranomasimbe Indianina.

Isambilo