1
2 Lah 1023 Talata 3 marsa 2020 Politika www.gvalosoa.com Dok a m -ba rot ra Tel. 034 79 076 00 Ny mpitsara, Fanirisoa Ernaivo. Ny sekretera jeneralin’ny antoko TIM, Rina Randriamasinoro. Sora-baventy fanoherana voka-pifidianana tany Anorotsangana Ambanja. Fanabeazana an-dalambe, haharitra sy hahomby ve ? Ny Valosoa sy fakafaka Anorotsangana-Ambanja misy mijoro manohitra ny vokatra fifidianana ben’ny tanàna Misy mijoro manohitra ny voka- pidifianana Ben’ny tanàna farany teo amin’izao fotoana, any amin’ny kaominina Anorotsan- gana, distrikan’Ambanja, faritra Diana. Gaga sy talanjona ny va- hoaka tany an-toerana raha nan- dre ny voka-pifidianana tany amin’ny Kaominina Anorotsan- gana ditrikan’Ambanja, tamin’ny voka-pifidianana Ben’ny tanàna farany teo, navoakan’ny Fitsa- rana misahana ny ady amin’ny Fanjakana sy ara-bola, any amin’ny Faritanin’Antsiranana. Ny kandida faharoa, nahazo vato 31,79%, araka ny vokatra vonjimaika navoakan’ny CENI no nambara, fa voafidy ofisialy ho Ben’ny tanàna, fa tsy ny voa- lohany, nahazo 42,25% ny vato manankery, nefa tsy nisy fito- riana na fitarainana, fa dia nan- deha araka ny tokony ho izy ny fifidianana. Nanao hetsika ireo manohitra io voka-pifidianana io, omaly, mitaky ny hamoahana ny marina. Niaina Fanirisoa Ernaivo Foano avokoa ny fifidianana Filohampirenena, depiote ary ben’ny tanàna Manoloana ny fanamba- rana nataon’ny CENI ny herinandro teo, milaza fa misy karapanondrom-pi- renena 1 tapitrisa mahery mitovy laharana nampia- saina tamin’ny fifidianana nifanesy teto amintsika, mitondra ny fahitany an’izany ny mpitsara Fa- nirisoa Ernaivo. Maro ny olona efa niteny tamin’ny taona 2018 hoy izy, fa misy hosoka maro ao, ary anisan’izany ny tale jene- ralin’ny Imprimerie Natio- nale, na ny Trano Prin- tim-pirenena tamin izany, fa nodiana fanina, ary ma- hagaga aza dia izy indray no nanaovan’ny Procu- reur de la République be midina nanaovana saisie tao amin’ny Imprimerie Nationale, nefa tokony hoe izy no vavolombelona ilaina ahitana aiza ireo CIN fôsika, na tsy izy ireo. Misy mpiray tsikomba- komba koa ao amin’ny Fitsarana ao Anosy ao ary hitantsika hatramin’izao, fa na dia efa malaza sy mampiteny ny moana ny feo heno mikasika azy dia mbola tazonin’ny fiton- drana mifandimby eo ihany satria nahoana? Resaka hafa izay Fitsa- rana izay, fa ny mikasika ireo CIN tsy izy aloha no resaka. Tamin’izany iza- hay hoy Fanirisoa Er- naivo, no efa niteny ary tena nanitrikitrika mihitsy niaraka tamin’ny porofo teo ampelatananay, fa misy ny hosoka. Izao ny CENI miaiky , koa noho izany dia aoka ho raisina ny andraikitra foano ireo fifidianana nifanesy, fa fa- hotana mahafaty fanim- bazimbana ny zo fototra sy ny demokrasia: foano ny fifidianana filohampire- nena, ny fifidianana de- piote ary ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpano- lotsaina farany teo ireny. Voasazin' ny lalàna ny olona nampiditra, na na- nala olona tao anaty lisi- pifidianana ary mahavoa- sazy izany, na olona iray monja no nanaovana izany, kanefa dia anarana 1.270.000 no nodisoina tao anaty lisi-pifidianana, ka dia ho lazaina ve izany fa ERREUR, na fahadi- soana izany, fa tsy fanahi- niana ? Dikany, tsy main- tsy saziana mafy dia mafy ko izay tompon'antoka. Ary tena antony hanafoa- nana ny fifidianana rehe- tra nisy, ny nampiasana izany lisitra feno hosoka izany tamin’ireo fifidia- nana nifanesy, nanom- boka tamin’ny fifidianana filohampirenena. Arak’iza- ny hoy ihany ity mpitsara : Izahay mouvement des citoyens malagasy du monde (MCIMM) dia ma- moaka izao fanambarana izao manoloana ny fie- ken'ny CENI, fa tena nisy ary misy tokoa ny hosoka be vava nitranga tamin’ny fifidianana nifandimby, ka noho izany dia takiana tsy misy fepetra ny fanafoa- nana ireo fifidianana rehe- tra nifandimby teto Mada- gasikara ary faizina araka ny lalana ireo tompon'an- draikitra rehetra niray pet- sapetsa sy niray tsikom- bakomba tamin'izany. Mbola tsy ampy ny fana- zavan’ny ceni mikasika ny lisi-pifidianana. Mbola vao ireo 1.270.000 diso no no- lazainy, fa mbola misy koa ireo olona efa maty ma- robe voasoratra ao ana- tin’io lisitra io ary tsy voatery miverimberina ny laharan’ny CIN an’izy ireny. Misy olona maro koa nesorina ankitsirano tao anaty lisi-pifidianana ary mbola voaporofo ta- min’ny fifidianana Ben’ny Tanàna farany teo izany. TSY 1.270.000 ihany no diso ao anatin’io lisitra io fa mahatratra any any amin’ny 2.500.000 ma- hery any, na mety mbola mihoatra aza! izany hoe raha 10.000.000 ny isan’ ny mpifidy, dia 25% isan- jaton’ireo mpifidy ireo dia hosoka ary tadidio fa tsy manodidina ny 50% no latsaka ny tahan'ny mpi- fidy isaky ny fifidianana nandeha tamin’ny 2018, 2019, dikan’izany dia izay nahavidy ireo 25% ho- soka ireo no nandresy ta- min’ny fifidianana Filo- hampirenena. Tsy mila filoha lany ta- min’ny hosoka ny mala- gasy, ka manentana ny rehetra foano ny fifidia- nana feno hosoka ary sazio izay rehetra nan- dray anjara tamin’izany fanaovana hosoka izany, hoy ihany i Fanirisoa Er- naivo. Stefa Rina RandRiamasinoRo Tsy handroso ny firenena raha mbola manjaka ny tsy fahamarinana M anoloana ny fanambaràna miezinezina na- taon'ny CENI tamin’ny nisian’ny karapanondro mitovy laharana miisa 1 tapitrisa mahery, tamin’ny lisi-pifidianana nampiasaina hatramin’izay, sy nikitihana ny lisi-pifidianana dia manamafy ny sekre- tera jeneralin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), sady kandida ben'ny tanàna teto Antananarivo Renivo- hitra, Rina Randriamasinoro, fa mitombina tanteraka ny fitakiana nataon'ny vahoaka, ny hivoahan’ny marina tamin’ny fifidianana teto amin’ny firenena. Mazava izao hoy ity farany, fa tsy vokatry ny safidim-bahoaka ny valim-pifidianana nivoaka teto. Aminay hoy i Rina Ran- driamasinoro dia tsy zava-baovao ireny fanambarana izay nataon’ny CENI ireny , ary efa ela izahay no niteny sy nitaky, ka nametraka fitoriana teny anivon’ireo fitsa- rana mahefa tamin’izany. Nitaky ny hivoahan’ny faha- marinana hatrany , nitolona, saingy tsy nisy nihaino. Ny mahagaga anefa ankehitriny dia tsy ny Vahoaka, na ny antoko TIM no nanao ireny fanambarana ireny, fa ny tomponandraikitra mihitsy. Fanontaniana mipetraka dia ny hoe, fa naninona efa vita ny fifidianana nifandimby rehetra izay vao nivoaka ny fahamarinana ? Iza no nanana tombontsoa tamin’ny fitazonana izany fahamarinana izany? Manana zo ha- halala ny marina ny vahoaka satria fanitsakitsahana ny safidim-bahoaka ny tsy fahamarinan’ny fifidianana. Ary hamafisiko hoy Rina Randriamasinoro, fa tsy hisy fire- nena handroso izany eto raha mbola manjaka ny tsy fahamarinana eto Madagasikara. Helisoa Ho hatramin’ny oviana ny hahavitan’ny polisy sy zandary mpandrindra ny fifamoivoizana manabe ny mpandeha an-tongotra, sy ny mpamily fiarakodia, na môtô hahay hanaja ny anjara lalana manandrify azy ? Miseho amin’ny toerana vitsivitsy eto an-dre- nivohitra amin’ireo arabe be olona ny fandaminana ataon’ireo polisim-pirenena sy zandarimariam-pire- nena. Anisany ny eny Anosikely sy eo Analakely. Tsi- karitra koa aloha fa tsy ny arabe rehetra eo amin’ireo toerana ireo no isian’izany fandaminana na fandrin- drana ny fifamoivoizana izany. Amin’ireo fari-dalana isian’ny hetsika dia hita beazin’ireo mpitandro fila- minana ny hanajan’ny mpandeha an-tongotra ny fo- toana handehanan’ny fiarakodia sy ny anjarany miampita ny arabe. Hetsika tsara izany, kanefa tsi- karitra fa mbola misy ny tsy manaja izany. Ani- san’izany ireo mpitondra môtô, izay hita matetika ho tsy manaraka ny fandaminan’ny polisy. Misy ihany koa ireo mpandeha an-tongotra no toa manery fo- tsiny izao ny polisy hampijanona ny fiarakodia. Ma- zava loatra fa mbola maro amin’ireo mpandeha an- tongotra no tsy manaja ny faritra natao hiampitàny arabe. Misy amin’ireo mpamily fiarakodia aloha azo heverina ho ny tahotra polisy ihany no hijanonany, sao ho tratry ny sazy eo, fa efa zatra loatra ny tsy fanajana ny mpandeha an-tongotra izy ireo. Efa zatra gaboraraka sy tsy fanarahan-dalàna ha- tramin’ny ela ny mponina an-tanàn-dehibe eny amin’ny arabe. Samy tsy mahahaja ny tandrify azy ireo mpifamezivezy ary manampy trotraka ny mpi- varotra amoron-dalana. Iaraha-mahalala, fa tsy misy rahateo ny fanabeazana olom-pirenena amin’ny fiai- nana an-tanàn-dehibe nandritry ny taona maro teto amin’ny firenena. Efa zary raiki-tampisaka sy lalim- paka amin’ny maro ny tsy fahalalana intsony ny to- kony ho fomba atao eny an-dalambe eny fa samy manao izay saim-pantany avy ny ankolafiny mpifa- moivoy. Mazava loatra fa nisy rahateo ny fampiko- rosofahana ny firenena tato anatin’ny 10 taona izay, nanomboka tamin’ny hetsika fanonganam-panja- kana 2009 notarihan’i Andry Rajoelina ireny. Fanon- taniana hatrany ho an’ny mpanara-baovao ankehitriny ny amin’ny hoe : hahomby ve ity fana- beazana atao an’ny rehetra mifamoivoy eny an-da- lambe ity? Hanam-paharetana ve ireo mpitandro fifamoivoizana satria ezaka tsy ho vita anaty fotoana fohy io vokatry ny leson-dratsy nambolena teto ihany? Radafy

Politika Lah 1 023T al t m rs 2 Rina R N ......rahateo ny fanabeazana olom-pirenena amin’ny fiai-nana an-tanàn-dehibe nandritry ny taona maro teto amin’ny firenena. Efa zary raiki-tampisaka

  • Upload
    others

  • View
    6

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Politika Lah 1 023T al t m rs 2 Rina R N ......rahateo ny fanabeazana olom-pirenena amin’ny fiai-nana an-tanàn-dehibe nandritry ny taona maro teto amin’ny firenena. Efa zary raiki-tampisaka

2Lah 1023 Talata 3 marsa 2020Politikawww.gvalosoa.com

Dokam-barotra

Tel. 034 79 076 00

Ny mpitsara, Fanirisoa Ernaivo.

Ny sekretera jeneralin’ny antoko TIM, Rina Randriamasinoro.

Sora-baventy fanoherana voka-pifidianana tany Anorotsangana Ambanja.

Fanabeazana an-dalambe,

haharitra sy hahomby ve ?

Ny Valosoa sy fakafaka

Anorotsangana-Ambanja

misy mijoro manohitra ny vokatra fifidiananaben’ny tanàna

Misy mijoro manohitra ny voka-pidifianana Ben’ny tanàna faranyteo amin’izao fotoana, anyamin’ny kaominina Anorotsan-gana, distrikan’Ambanja, faritraDiana. Gaga sy talanjona ny va-hoaka tany an-toerana raha nan-dre ny voka-pifidianana tanyamin’ny Kaominina Anorotsan-gana ditrikan’Ambanja, tamin’nyvoka-pifidianana Ben’ny tanànafarany teo, navoakan’ny Fitsa-rana misahana ny ady amin’nyFanjakana sy ara-bola, anyamin’ny Faritanin’Antsiranana. Ny kandida faharoa, nahazovato 31,79%, araka ny vokatravonjimaika navoakan’ny CENIno nambara, fa voafidy ofisialyho Ben’ny tanàna, fa tsy ny voa-lohany, nahazo 42,25% ny vatomanankery, nefa tsy nisy fito-riana na fitarainana, fa dia nan-deha araka ny tokony ho izy nyfifidianana. Nanao hetsika ireomanohitra io voka-pifidianana io,omaly, mitaky ny hamoahana nymarina.

Niaina

Fanirisoa Ernaivo

Foano avokoa ny fifidianana Filohampirenena, depiote ary ben’ny tanàna

Manoloana ny fanamba-rana nataon’ny CENI nyherinandro teo, milaza famisy karapanondrom-pi-renena 1 tapitrisa maherymitovy laharana nampia-saina tamin’ny fifidianananifanesy teto amintsika,mitondra ny fahitanyan’izany ny mpitsara Fa-nirisoa Ernaivo. Maro nyolona efa niteny tamin’nytaona 2018 hoy izy, famisy hosoka maro ao, aryanisan’izany ny tale jene-ralin’ny Imprimerie Natio-nale, na ny Trano Prin-tim-pirenena tamin izany,fa nodiana fanina, ary ma-hagaga aza dia izy indrayno nanaovan’ny Procu-reur de la République bemidina nanaovana saisietao amin’ny ImprimerieNationale, nefa tokonyhoe izy no vavolombelonailaina ahitana aiza ireoCIN fôsika, na tsy izy ireo.Misy mpiray tsikomba-komba koa ao amin’nyFitsarana ao Anosy ao aryhitantsika hatramin’izao,fa na dia efa malaza symampiteny ny moana nyfeo heno mikasika azy diambola tazonin’ny fiton-drana mifandimby eoihany satria nahoana?Resaka hafa izay Fitsa-rana izay, fa ny mikasikaireo CIN tsy izy aloha noresaka. Tamin’izany iza-hay hoy Fanirisoa Er-naivo, no efa niteny arytena nanitrikitrika mihitsyniaraka tamin’ny porofoteo ampelatananay, famisy ny hosoka. Izao nyCENI miaiky , koa nohoizany dia aoka ho raisinany andraikitra foano ireofifidianana nifanesy, fa fa-hotana mahafaty fanim-bazimbana ny zo fototrasy ny demokrasia: foanony fifidianana filohampire-

nena, ny fifidianana de-piote ary ny fifidiananaben’ny tanàna sy mpano-lotsaina farany teo ireny.Voasazin' ny lalàna nyolona nampiditra, na na-nala olona tao anaty lisi-pifidianana ary mahavoa-sazy izany, na olona iraymonja no nanaovanaizany, kanefa dia anarana1.270.000 no nodisoinatao anaty lisi-pifidianana,ka dia ho lazaina ve izanyfa ERREUR, na fahadi-soana izany, fa tsy fanahi-niana ? Dikany, tsy main-tsy saziana mafy dia mafyko izay tompon'antoka.Ary tena antony hanafoa-nana ny fifidianana rehe-tra nisy, ny nampiasanaizany lisitra feno hosokaizany tamin’ireo fifidia-nana nifanesy, nanom-boka tamin’ny fifidiananafilohampirenena. Arak’iza-ny hoy ihany ity mpitsara :Izahay mouvement descitoyens malagasy dumonde (MCIMM) dia ma-moaka izao fanambaranaizao manoloana ny fie-ken'ny CENI, fa tena nisyary misy tokoa ny hosokabe vava nitranga tamin’ny

fifidianana nifandimby, kanoho izany dia takiana tsymisy fepetra ny fanafoa-nana ireo fifidianana rehe-tra nifandimby teto Mada-gasikara ary faizina arakany lalana ireo tompon'an-draikitra rehetra niray pet-sapetsa sy niray tsikom-bakomba tamin'izany.Mbola tsy ampy ny fana-zavan’ny ceni mikasika nylisi-pifidianana. Mbola vaoireo 1.270.000 diso no no-lazainy, fa mbola misy koaireo olona efa maty ma-robe voasoratra ao ana-tin’io lisitra io ary tsyvoatery miverimberina nylaharan’ny CIN an’izyireny. Misy olona marokoa nesorina ankitsiranotao anaty lisi-pifidiananaary mbola voaporofo ta-min’ny fifidianana Ben’nyTanàna farany teo izany. TSY 1.270.000 ihany nodiso ao anatin’io lisitra iofa mahatratra any anyamin’ny 2.500.000 ma-hery any, na mety mbolamihoatra aza! izany hoeraha 10.000.000 ny isan’ny mpifidy, dia 25% isan-jaton’ireo mpifidy ireo diahosoka ary tadidio fa tsy

manodidina ny 50% nolatsaka ny tahan'ny mpi-fidy isaky ny fifidianananandeha tamin’ny 2018,2019, dikan’izany dia izaynahavidy ireo 25% ho-soka ireo no nandresy ta-min’ny fifidianana Filo-hampirenena. Tsy mila filoha lany ta-min’ny hosoka ny mala-gasy, ka manentana nyrehetra foano ny fifidia-nana feno hosoka arysazio izay rehetra nan-dray anjara tamin’izanyfanaovana hosoka izany,hoy ihany i Fanirisoa Er-naivo.

Stefa

Rina RandRiamasinoRo

Tsy handroso ny firenena raha mbola manjaka ny

tsy fahamarinana

Manoloana ny fanambaràna miezinezina na-taon'ny CENI tamin’ny nisian’ny karapanondromitovy laharana miisa 1 tapitrisa mahery,

tamin’ny lisi-pifidianana nampiasaina hatramin’izay, synikitihana ny lisi-pifidianana dia manamafy ny sekre-tera jeneralin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM),sady kandida ben'ny tanàna teto Antananarivo Renivo-hitra, Rina Randriamasinoro, fa mitombina tanterakany fitakiana nataon'ny vahoaka, ny hivoahan’ny marinatamin’ny fifidianana teto amin’ny firenena. Mazava izaohoy ity farany, fa tsy vokatry ny safidim-bahoaka nyvalim-pifidianana nivoaka teto. Aminay hoy i Rina Ran-driamasinoro dia tsy zava-baovao ireny fanambaranaizay nataon’ny CENI ireny , ary efa ela izahay no nitenysy nitaky, ka nametraka fitoriana teny anivon’ireo fitsa-rana mahefa tamin’izany. Nitaky ny hivoahan’ny faha-marinana hatrany , nitolona, saingy tsy nisy nihaino.Ny mahagaga anefa ankehitriny dia tsy ny Vahoaka,na ny antoko TIM no nanao ireny fanambarana ireny,fa ny tomponandraikitra mihitsy.Fanontaniana mipetraka dia ny hoe, fa naninona efavita ny fifidianana nifandimby rehetra izay vao nivoakany fahamarinana ? Iza no nanana tombontsoa tamin’nyfitazonana izany fahamarinana izany? Manana zo ha-halala ny marina ny vahoaka satria fanitsakitsahana nysafidim-bahoaka ny tsy fahamarinan’ny fifidianana. Ary

hamafisiko hoy Rina Randriamasinoro, fa tsy hisy fire-nena handroso izany eto raha mbola manjaka ny tsyfahamarinana eto Madagasikara.

Helisoa

Ho hatramin’ny oviana ny hahavitan’ny polisy syzandary mpandrindra ny fifamoivoizana manabe nympandeha an-tongotra, sy ny mpamily fiarakodia,na môtô hahay hanaja ny anjara lalana manandrifyazy ? Miseho amin’ny toerana vitsivitsy eto an-dre-nivohitra amin’ireo arabe be olona ny fandaminanaataon’ireo polisim-pirenena sy zandarimariam-pire-nena. Anisany ny eny Anosikely sy eo Analakely. Tsi-karitra koa aloha fa tsy ny arabe rehetra eo amin’ireotoerana ireo no isian’izany fandaminana na fandrin-drana ny fifamoivoizana izany. Amin’ireo fari-dalanaisian’ny hetsika dia hita beazin’ireo mpitandro fila-minana ny hanajan’ny mpandeha an-tongotra ny fo-toana handehanan’ny fiarakodia sy ny anjaranymiampita ny arabe. Hetsika tsara izany, kanefa tsi-karitra fa mbola misy ny tsy manaja izany. Ani-san’izany ireo mpitondra môtô, izay hita matetika hotsy manaraka ny fandaminan’ny polisy. Misy ihanykoa ireo mpandeha an-tongotra no toa manery fo-tsiny izao ny polisy hampijanona ny fiarakodia. Ma-zava loatra fa mbola maro amin’ireo mpandeha an-tongotra no tsy manaja ny faritra natao hiampitànyarabe. Misy amin’ireo mpamily fiarakodia aloha azoheverina ho ny tahotra polisy ihany no hijanonany,sao ho tratry ny sazy eo, fa efa zatra loatra ny tsyfanajana ny mpandeha an-tongotra izy ireo.Efa zatra gaboraraka sy tsy fanarahan-dalàna ha-tramin’ny ela ny mponina an-tanàn-dehibe enyamin’ny arabe. Samy tsy mahahaja ny tandrify azyireo mpifamezivezy ary manampy trotraka ny mpi-varotra amoron-dalana. Iaraha-mahalala, fa tsy misyrahateo ny fanabeazana olom-pirenena amin’ny fiai-nana an-tanàn-dehibe nandritry ny taona maro tetoamin’ny firenena. Efa zary raiki-tampisaka sy lalim-paka amin’ny maro ny tsy fahalalana intsony ny to-kony ho fomba atao eny an-dalambe eny fa samymanao izay saim-pantany avy ny ankolafiny mpifa-moivoy. Mazava loatra fa nisy rahateo ny fampiko-rosofahana ny firenena tato anatin’ny 10 taona izay,nanomboka tamin’ny hetsika fanonganam-panja-kana 2009 notarihan’i Andry Rajoelina ireny. Fanon-taniana hatrany ho an’ny mpanara-baovaoankehitriny ny amin’ny hoe : hahomby ve ity fana-beazana atao an’ny rehetra mifamoivoy eny an-da-lambe ity? Hanam-paharetana ve ireo mpitandrofifamoivoizana satria ezaka tsy ho vita anaty fotoanafohy io vokatry ny leson-dratsy nambolena tetoihany?

Radafy