KARINEM-PAHASALAMAN’NY ZAZA
REPOBLIKAN’I MADAGASIKARAFitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana
MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA
Zon’
nyZAZA
nyho
SA
LAMA
ANARANA :
Daty nahaterahana : Toerana:
Laharan’ny Kopian’ny zaza : Lahy Vavy
Ray:
Reny :
Fonenana :Distrika :Faritra :
ZAZA iray
Karine iray
Noh
avao
zina
taon
a 2
013
HERINANDRON’NY FAHASALAMAN’NYRENY SY NY ZAZA
Ento ny zaza latsaky ny 5 taona homena Vitamina A,Odikankana ary hatao VaksinyPilifera sy Fitiliana ra ho anao Vehivavy bevohokaVaksiny ho an’ny Vehivavy 15 ka hatramin’ny 49 taona
1
FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY
Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra ato, satriaresy lahatra izahay fa raha tontosanay izany dia hovalisoa lehibe indrindra ho anay ny hanana zanaka salama lalandava.
Sonian’ ny Ray Sonian’ ny Reny Sonian’ ny Mpiantoka
HAFATRA AVY AMIN-DRAMATOAMINISITRY NY FAHASALAMAM-BAHOAKA
Ry ray aman-dreny,
Ity karine ity dia natokana ho an’ny zanakao manomboka amin’ny fahaterahany sy mandritra nyfahazazany.
Natao izy ity mba :
1- hanarahana maso ny fahasalamany
2- hanomezana ireo torohevitra ara-pahasalamanamifanaraka amin’ny fotoana ilàna izany.
3- hampiasaina isaky ny manatona Tobim-pahasalamana
Tehirizo tsara àry ity Karinen-janakao ity mbatsy haloto, tsy ho simba ary tsy ho very.
FANAMBARANA ZAZA TERAKA(Tokony hoentina mialohan’ny faha-12 andro aorian’ny
fahaterahana)
Anaran’ny zaza : ................................................................. Lahy Vavy Fanampin’anarana : .........................................................................................................................................................Daty nahaterahana : .......................................................... Toerana : ............................................................................Distrika : .............................................................................Faritra : .........................................................Tany amin’ny Tobim-pahasalamana Tany an-trano
Marihiko etoana fa voarakitra ara-dalàna ao amin’ny fanamariham-pahaterahana (acte) laharana .............................., androany ............................., teto .................................................................. ity zaza ity.
Sonia sy fitomboka (Kaominina)
2 3
RENY RAY
Anarana
Fanampin’anarana
Fiantsoana mahazatra
Daty sy toerana nahaterahana
Asa
Fari-pahaizana
MOMBA NY RENY SY NY RAY
Sonia sy fitomboka (Lehiben’ny fokontany) :
54
Momba ny ZAZA VAO TERAKA(Fenoin’ny Mpampiteraka)
Toerana : __________________________________________Daty : ___________________ Ora : ____________________Fiterahana tsotra : sarotra : tsy tonga volana : Nalefa amin’ny toerana arifomba (référence) : ______________
Lahy Vavy Tonga dia nitomanyNovelombelomina Torana
Lanja : ________________________ Halavana : ____________________ Refin’ny loha : __________________ Refin’ny tratra : ________________Fanamarihana manokana : ____________________________________________________________________________________________________
B.C.G
Vitamina K1Fanafody maso
Fikarakarana ny foitra
Atao manolo-koditraavy hatrany amin’nyreniny ny zaza
Fampinonoana avy hatrany
Polio 0
1. Fiterahana
2. Toetry ny Zaza vao teraka
3. Hetsika tsy maintsy atao
4. Tolotra azo
Ahoana no fampiasana ity karine ityrehefa mampita hafatra ?
Isaky ny misy hafatra nampitaina, asiana tsipikailay faritra boribory
11 -
Ampiana ny tsipika rehefanohamafisina ny hafatra teo aloha.
22 -
Fenoina ny faritra boriboryrehefa nampihatra ilayhafatra ny ray aman-dreny.
33 -
HAFATRA
HAFATRA
HAFATRA
76
Fivoarana ara-batan’ny zaza
Manatòna ny Tobim-pahasalamana raha misy mampiahiahy
1 volana 1/2 ka hatramin’ny
3 volana
Manandrana miarin-doha tsikelikely ny zaza
3 volana ka hatramin’ny
6 volana
Miarin-doha tanterakany zaza sady manara-maso nymanodidina azy
4 volana ka hatramin’ny
9 volana
Mipetraka irery ny zazaary afaka mandroso tsikelikely amin’ny alalan’ny tanany
5 volana 1/2 ka hatramin’ny
13 volana 1/2Mandady ny zaza
6 volana ka hatramin’ny 14 volana
Mitsangan-drery arymandeha manara-drin-drina na mamikitraamin-javatra ny zaza
9 volana ka hatramin’ny 18 volana
Matoky mandeha irerytsy mitazona ny zaza
6
FANTARO NY FAMBARA LOZAAMIN’NY ZAZA MENAVAVA
Tsy afaka minono
Haingana be ny fisefoanyary milempona ny tratrany
Zara raha mihetsika Mahamay be namamanala be nyvatany
Mivoaramena sy mandranoka ny
foitrany
Mivonto sy misy nanana taimaso mavo nymasony
Raha vao miseho ny IRAYamin’ireo fambara ireo, ENTOHAINGANA any amin’ny Tobim-pahasalamana ny zaza
Mifanintona
Tazo vony
Aza adino ny mandanja zaza ara-potoana.
Ry ray aman-dreny, tandrovy mandrakariva ny fahadiovan’ny zaza, indrindra ny foitrany, hisorohana ny aretina
98
NY FANARIANA NY TAY
Ry ray aman-dreny, ario na ataovy tsara ao anatin’ny lavaky ny kabone ny tay.
NY RANO FISOTRO MADIO
Mampiasà Sûr’Eau,raha misy
Ry Reny, ampangotrahyny rano hosotroina
Sarony ny rano fisotro hiarovana azy amin’ny vovoka sy ny loto ary ny lalitra
Misotroa ranoazo antoka amin’ny fitaovana madio
NY FANASANA TANANA
Ry ray aman-dreny, sasao amin’ny rano madio sy savony na lavenona nytanana :
rehefa avymamitra zaza
rehefa avy manary tay
rehefa avy mangeryna mamany
alohan’ny hikarakara sakafo
alohan’ny hamahana zaza
aloha sy avy misakafo
aloha sy avy nikarakara
zaza
alohan’nyhampinono
rehefa avymangery
1110
Papay Voasary
Karaoty
Manga
Ravimbomanga
VITAMINA A 6 VOLANA 1 TAONA 1 TAONA 1/2 2 TAONA 2 TAONA 1/2
DATY
100.000 UI
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
3 TAONA 3 TAONA 1/2 4 TAONA 4 TAONA 1/2 5 TAONA
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
DATY
200.000 UI
ODY KANKANATAONA 1 TAONA 1 TAONA 1/2 2 TAONA 2 TAONA 1/2FATRADATY
TAONA 3 TAONA 3 TAONA 1/2 4 TAONA 4 TAONA 1/2 5 TAONA
FATRADATY
Ry ray aman-dreny !Vitao alohan’ny faherintaonan’ny zazany andiam-baksiny dimyhahazoany fiarovana sy fahasalamana ary itydiplaoma ity.
Betsaka vitamina A miaro ny zaza amin’ny aretina ny voankazo sylegioma miloko mavo mena ary ireo anana miloko maitso matroka.
VAKSINYVAO
TERAKAHerinandro
faha-6Herinandro
faha-10Herinandro
faha-14SIVY
VOLANADATY DATY IVERENANA DATY IVERENANA DATY IVERENANA DATY IVERENANA
BCG DATY DTC HepB Hib1 DATY DTC HepB Hib2 DATY DTC HepB Hib3 DATY Rougeole DATY
Polio 0 DATY Polio 1 DATY Polio 2 DATY Polio 3 DATY
PCV10-1 DATY PCV10-2 DATY PCV10-3 DATY
Rotavirus1 DATY Rotavirus2 DATY
1 2 3 4 5
VAKSINY HAFAAnaran’ny
vaksinyDATY DATY IVERENANA DATY IVERENANA DATY IVERENANA
13
Ry mpivady ! Tadidio fa ny fampinonoana tsy misy fangaronyhatramin’ny faha-6 volana dia miaro amin’ny vohoka mifanakaiky loatra.
Matoria anaty laymisy odimoka maharitra
hatramin’ny faha-6 volana
Ry reny, ampinonoymatetika ny zanakao,na andro na alinafara fahakeliny impoloisan’andro
Ry reny, avelao ho ritra tsarany nono iray vao mifindra amin’ny ilany, ho ampy ny filàn’ny zanakao ara-tsakafo, .
12
Vao teraka ka .
Ry Reny mampinono, mihinàna sakafo mihoatranoho ny mahazatra anaoisan'andro, hampatanjakaanao.
Ry Reny, ampinonoy avy hatrany ny zanakao raha vao teraka ho fiarovana azyamin’ireo aretina mpahazo ny zaza.
Ry Reny ! Nono fotsinyno omeo ny zanakaomandritra ny 6 volanavoalohany.
Vaksiny voalohany ho an’ny zaza ny
ranombatsy
Manamafy ny fifandraisana am-po
eo amin’ny reny sy nyzaza ny fampinonoana
avy hatrany.
1514
33
ka hatramin’ny 11 volana
Ampio ny iray na vitsivitsy amin’ireto hanina azo potsirinaireto araka ny safidinao
6 volana .
Tohizo ny fampinonoana matetika ny zaza, isaky ny mitady,na andro na alina, impolo fara fahakeliny.
Ampiasao amin’ny sakafo isan’andro ny sira misy ioda.
Omeo sakafo masaka in-3 ka hatramin’ny in-9n’ nysotro fihinanana feno tsaraintelo isan’andro amin’iretony zaza :• sosoa marihitra na vary
maina• mangahazo na ovy
voapotsika• koban-katsaka
marihitraAry ampitomboy tsikelikelyarakaraka ny taonany sy ny fahazotoany homana
Omeo ody ambavafo «goûter»indroa isan’andro toy ny voankazo, ny ronono...
Atombohy omena sakafo hafa intelo isan’andro izy.
1716 13
ho mihoatraHatsarao amin’ny iray na vitsivitsy amin’ireto hanina ireto araka izay azoatao ny vary na mangahazo na ovy na katsaka omena ny zaza isaky nymihinana hahafeno ny filàny ara-tsakafo
ary ovaovao matetika araka izay azo atao sy araka nyfatra sahaza, indrindra ny voankazo sy ny legiomamiloko mavo mena
12 volana no..
Tohizo ny fanomezana azy ody ambavafo«goûter» indroa isan’andro
Tohizo hatramin’ny 2 taonafara fahakelinyny fampinonoana !
Omeo ny sakafon’ny mpianakavy ny zanakaofara fahakeliny im-polon’ny sotro fenotsara, intelo isan’andro
Ry Reny, loary anaty loviamitokana ny sakafon’ny zazaary fahano izy hahafahanamanara-maso ny fatran-tsa-kafo laniny.
Rehefa sitrana ny zaza, tohizo hatrany ny fampinonoana aryomeo sakafo fanampiny mandritra ny roa herinandro hampody aina azy malaky.
1918
Raha marary ny zanakao:1- raha misy ra ny tainy
2- raha tsy afakaminono na misotro rano izy
Ento haingana any amin’ny Tobim-pahasalamana izy :
ary ANKOATRA IZANY raha miva lana ny zanakao:
Tohizo ary ampitomboy nyfampinonoana ny zaza
Raha latsaky ny 6 volana ny zaza, tohizo ary ampitomboyny fampinonoana.
Raha mihoatra ny 6 volana kosa, ampisotroy rano matetika , araka izay laniny, toy ny :
ranom-baryranon-dasopy legiomaranovola/ranon’ampangoranom-boaniorano fisotro madio.
mandra-piaton'ny aretim-pivalanana hahafahanamisoroka ny fahaverezan-drano!
Alaviro ny zaza ny setro-tsigara hisorohana nyaretin’ny taovam-pisefoana.
Tohizo aryampitomboy arakaizay azo atao ny
fanomezana ny sakafo. Omeo tsikelikely azy ny fatrany
Ento haingana eny amin'ny mpanentana ara-pahasalamanavoaofana na any amin'ny Tobim-pahasalamana.
2120
FILLES (Zazavavy) De la naissance à < 6 mois

Ce d
iagra
mme
du p
oids
-pou
r-l’â
ge in
dique
lepo
ids co
rpor
elra
ppor
té à
l’âge
par c
ompa
raiso
nà
la mé
diane
(co
urbe
0).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
l’âge
est
au-
dess
ous d
e la
cour
be -2
a u
npo
ids i
nsuf
fi-sa
nt.
Au d
esso
us d
e-3
, son
poi
dses
tgr
avem
ent
insu
ffisa
nt.Il
est p
ossib
lequ
e l’o
n ob
serve
des
signe
s cli
niqu
es d
em
aras
me
ou d
e kw
ashi
orko
r.
Ce d
iagra
mme
du p
oids
-pou
r-la
taille
couc
héind
ique
le po
idsco
rpor
el ra
ppor
téà
la tai
lle co
uché
par c
ompa
raiso
nà
la mé
diane
(cour
be 0
).Un
enfa
nt do
ntle
poids
-pou
r-la
taille
couc
hées
t au-
dess
usde
la co
urbe
3es
t obè
se.
Au d
essu
s de
2, il e
st en
sur-
poid
s.Au
des
sus d
e1,
il cou
rt un
risqu
e de
surp
oids
.Au
des
sous
de
la co
urbe
-2, il
est é
mac
ié.Au
des
sous
de
-3, il
est
grav
e-m
ent
émac
ié.Tr
ansf
érer
enur
genc
e pou
rde
s soi
nssp
écial
isés.
2322
FILLES (Zazavavy) De 6 mois à < 2 ans
FILLES (Zazavavy) De 6 mois à < 2 ans
Ce d
iagra
mme
du p
oids
-pou
r-l’â
ge in
dique
lepo
ids co
rpor
elra
ppor
té à
l’âge
par c
ompa
raiso
nà
la mé
diane
(cour
be 0
).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
l’âge
est
au-
dess
ous d
e la
cour
be -2
a
un p
oids
insu
ffisa
nt.
Au d
esso
us d
e-3
, son
poi
dses
tgra
vem
ent
insu
ffisa
nt.
Il est
poss
ible
que
l’on
obse
rve d
essig
nes
clini
ques
de
mar
asm
e ou
de
kwas
hior
kor.
Ce d
iagra
mme
du p
oids
-pou
r-la
taille
couc
héind
ique
le po
idsco
rpor
el ra
ppor
téà
la tai
lle co
uché
par c
ompa
raiso
nà
la mé
diane
(co
urbe
0).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
la tai
lle co
uché
est a
u-de
ssus
de la
cour
be 3
est o
bèse
.Au
des
sus d
e2,
il est
en
surp
oids
.Au
des
sus d
e1,
il cou
rt un
risqu
e de
surp
oids
.Au
des
sous
de
la co
urbe
-2, il
est é
mac
ié.Au
des
sous
de
la co
urbe
-3, il
est g
rave
men
t ém
acié.
Tran
sfér
er en
urge
nce p
our
des s
oins
spéc
ialisé
s.
2524
FILLES (Zazavavy) De 2 à < 5 ans FILLES (Zazavavy) De 2 à < 5 ans
Ce d
iagra
mme
du p
oids
-pou
r-l’â
ge in
dique
lepo
ids co
rpor
elra
ppor
té à
l’âge
par c
ompa
raiso
nà
la mé
diane
(cour
be 0
).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
l’âge
est
au-
dess
ous d
e la
cour
be -2
a
un p
oids
insu
ffisa
nt.
Au d
esso
us d
e-3
, son
poi
dses
tgra
vem
ent
insu
ffisa
nt.
Il est
poss
ible
que
l’on
obse
rve d
essig
nes
clini
ques
de
mar
asm
e ou
de
kwas
hior
kor.
Ce d
iagra
mme
dupo
ids-
pour
-lata
ille d
ebou
tind
ique
le po
idsco
rpor
el ra
ppor
téà
la tai
lle co
uché
par c
ompa
raiso
nà
la mé
diane
(co
urbe
0).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-l
atai
lle co
uché
est
au-d
essu
s de
laco
urbe
3 e
stob
èse.
Au d
essu
s de
2,il e
st en
sur-
poid
s.Au
des
sus d
e 1,
il cou
rt un
risqu
e de
surp
oids
.Au
des
sous
de
la co
urbe
-2, il
est é
mac
ié.Au
des
sous
de
-3, il
est
grav
emen
t ém
acié.
Tran
sfér
er en
urge
nce p
our
des s
oins
sp
écial
isés.
2726
GARÇONS (Zazalahy) De la naissance à < 6 mois
GARÇONS (Zazalahy) De la naissance à < 6 moisCe
diag
ramm
e du
poid
s-po
ur-l’
âge
indiqu
e le
poids
corp
orel
rapp
orté
à l’â
ge p
ar
comp
arais
on à
lamé
diane
(co
urbe
0).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
l’âge
est
au-
dess
ous d
e la
cour
be -2
a u
npo
ids
insu
ffisa
nt.
Au d
esso
us d
e-3
, son
poi
dses
t gra
vem
ent
insu
ffisa
nt.il
est p
ossib
lequ
e l’o
n ob
serve
des
signe
s cli
niqu
es d
em
aras
me
ou d
e kw
ashi
orko
r.
Ce d
iagra
mme
dupo
ids-
pour
-lata
ille co
uché
indiqu
e le
poids
corp
orel
rapp
orté
à la
taille
couc
hépa
r com
para
ison
à la
média
ne
(cour
be 0
).Un
enfa
nt do
ntle
poids
-pou
r-la
taille
couc
hées
t au-
dess
usde
la co
urbe
3es
t obè
se.
Au d
essu
s de
2,il e
st en
sur-
poid
s.Au
des
sus d
e 1,
il cou
rt un
risqu
e de
surp
oids
.Au
des
sous
de
la co
urbe
-2, il
est é
mac
ié.Au
des
sous
de
la co
urbe
-3, il
est g
rave
men
t ém
acié.
Tran
sfér
er en
urge
nce p
our
des s
oins
sp
écial
isés.
2928
GARÇONS (Zazalahy)De 6 mois à < 2ansGARÇONS (Zazalahy) De 6 mois à < 2ans
Ce d
iagra
mme
dupo
ids-
pour
-lata
ille co
uché
indiqu
e le
poids
corp
orel
rapp
orté
à la
taille
couc
hépa
r com
para
ison
àla
média
ne
(cour
be 0
).Un
enfa
nt do
ntle
poids
-pou
r-la
taille
couc
hé e
stau
-des
sus d
e la
cour
be 3
est
obès
e.Au
des
sus d
e 2,
il est
en
surp
oids
.Au
des
sus d
e 1,
il cou
rt un
risqu
e de
surp
oids
.Au
des
sous
de
la co
urbe
-2, il
est é
mac
ié.Au
des
sous
de
la co
urbe
-3, il
est g
rave
men
t ém
acié.
Tran
sfér
er en
urge
nce p
our
des s
oins
sp
écial
isés.
Ce d
iagra
mme
dupo
ids-
pour
-l’âg
eind
ique
le po
ids
corp
orel
rapp
orté
à l’â
ge p
ar
comp
arais
on à
lamé
diane
(co
urbe
0).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
l’âge
est
au-
dess
ous d
e la
cour
be -2
a u
npo
ids
insu
ffisa
nt.
Au d
esso
us d
e -
3, so
n po
ids e
stgr
avem
ent
insu
ffisa
nt.Il
est p
ossib
le qu
el’o
n ob
serve
des s
igne
s cli
niqu
es d
em
aras
me o
u de
kwas
hior
kor.
3130
GARÇONS (Zazalahy) De 2 à < 5 ansGARÇONS (Zazalahy) De 2 à < 5 ans
Ce d
iagra
mme
du p
oids
-pou
r-l’â
ge in
dique
lepo
ids
corp
orel
rapp
orté
à l’â
ge p
ar
comp
arais
on à
lamé
diane
(co
urbe
0).
Un e
nfant
dont
le po
ids-p
our-
l’âge
est
au-
dess
ous d
e la
cour
be -2
a u
npo
ids
insu
ffisa
nt.
Au d
esso
us d
e -
3, so
n po
ids
estg
rave
men
t in
suffi
sant
.Iles
t pos
sible
que
l’on
obse
r-ve
des
sign
escli
niqu
es d
em
aras
me
ou d
e kw
ashi
orko
r.
Ce d
iagra
mme
dupo
ids-
pour
-lata
ille d
ebou
tind
ique
le po
idsco
rpor
el ra
ppor
téà
la tai
lle d
ebou
tpa
r com
para
ison
à la
média
ne
(cour
be 0
).Un
enfa
nt do
ntle
poids
-pou
r-la
taille
est
au-
dess
us d
e la
cour
be 3
est
obès
e.Au
des
sus d
e 2,
il est
en
surp
oids
.Au
des
sus d
e 1,
il cou
rt un
risqu
e de
surp
oids
.Au
des
sous
de
la co
urbe
-2, il
est é
mac
ié.Au
des
sous
de
-3,
il est
grav
e-m
ent é
mac
ié.Tr
ansf
érer
enur
genc
e pou
rde
s soi
ns
spéc
ialisé
s.
3332
Daty Taona(volana) Refin-tsandry (mm) Lanja (Kg)

Marika Ny tokony hatao
Refin-tsandry > 125 mmHamafiso ny torohevitra ara-tsakafo
ary tohizo ny fampinonoana sy ny fanaraha-maso
Refin-tsandry < 125 mm Alefaso any amin’ny Tobim-pahasalamana
Toromarika manokana ho an’ny Mpanentana ara-pahasalamana
Fandrefesan-tsandry sy fandanjana
3534
IV - Fanaraha-masoMihatsara
Tohizony fanafody
Tohizo ny hetsika ara-pahasalamana rehetra
Ento any amin’ny Tobim-pahasalamanalehibe
Ovay ny fanafody
Hetsika atao
Tsy misy fiovanana mihombo
Olana vaovao
Rehefa sitrana ny zaza,omeo sakafo fanampiny izymandritra ny roa herinandro.
Fizahana sy fitsaboana mandritra ny aretina
Taona.............. Lanja......... Maripàna ............
I - Antony ahatongavana
• Sokajin’aretina
II - Fanafody Fatrany
Ny Mpitsabo
Fantaro ireo fambara lozaao amin’ny takila 46
• Natao androany :• Vit A ................................• Ody kankana ..................• Vaksiny ............................
Daty.................
• Miverina afaka _____ andro
Tohizo ny fampinonoana
III - Toromarika
Araho ara-dalànany fanafody omen’ny dokotera
* Fitsaboana efa natao
Tohizo nysakafo aryomeo tsikelikely
5555
.........................................................................................................

........................................................................................................

5454
TOROMARIKY NY MPITSABORAHA MIDITRA HOPITALY

5756
ny zaza, raha mihombo ny aretina toy ny :
Zaza menavava (latsaky ny 2 volana)
jereo ny fambaraloza manokana aoamin’ny pejy 5
mifanintona
Ento miverina avy hatrany eny amin’ny Tobim-pahasalamana a
tsy maharaytena na tsymahatsiarotena
mihamafanahoditra izy
tsy afakaminono namisotro rano.
misy ra ny tainy
misefosefona sahirana rehefa miaina
5958
FANAMARIHANA MANOKANA
.........................................................................................................
.........................................................................................................
.........................................................................................................
.........................................................................................................
.........................................................................................................
.............................................................................................

...................................................................................................
.......................................................................................................

60
Ny fanavaozana ity karine ity dia notontosaina niaraka tamin’iretompiaramiombonantoka ireto :