27
ABCédaire de l’Internat du Collège René Cassin Élèves de CM2 Année scolaire 2012-2013 ABidian‘ ny Kilasimandrin'ny Kolejy René Cassin Mpianatra CM2 Taom-pianarana 2012-2013

ABCédairercassin-fianarantsoa.com/wp-content/uploads/2014/06/3... · 2017. 1. 6. · antsoina i Dokotera Solange, fa tsy ireo mpitsabo sandoky ny carnaval! U rgence! M aika be! V

  • Upload
    others

  • View
    10

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

  • ABCédaire de l’Internat du Collège René Cassin

    Élèves de CM2

    Année scolaire 2012-2013

    ABidian‘ ny Kilasimandrin'ny Kolejy René Cassin

    Mpianatra CM2

    Taom-pianarana 2012-2013

  • Assistant d’éducation Ireo mpanabe mpanampy

    Les assistants d’éducation nous aident, nous conseillent, nous surveillent et nous accompagnent…. à l’école!

    Manampy, manoro hevitra, miambina ary manohana anay ireo mpanabe mpanampy … aty an-tsekoly!

  • Brossage des dents Fiborosiana nify

    Après le petit déjeuner et le diner, on se brosse tous les dents.

    Le samedi, le dimanche, le mercredi et le vendredi on se les brosse même le midi!

    Miborosy nify izahay aorian’ny sakafo maraina sy ny sakafo hariva. Na Asabotsy, na Alahady, na Alarobia na Zomà dia miborosy nify foana izahay na ny atoandro aza!

  • Chambre Efitrano fatoriana

    Le matin nous rangeons notre chambre comme des grands !

    Et le lendemain nous devons recommencer.

    Izahay ihany no mampirina ny efitranonay isa-maraina, toy ny olon-dehibe! Toa izay ihany isan’andro.

  • Devoirs Devoara

    Chaque soir, on fait nos devoirs en étude.

    Nous sommes aidés par les assistants d’éducation. Les collégiens ont des professeurs avec eux.

    Manao devoara isan-kariva izahay. Ampian’ireo mpanabe mpanampy izahay. Manana mpampianatra kosa ireo mpianatra any amin’ny kolejy.

  • Escaliers Tohatra

    Les escaliers de l’internat s’enroulent comme la queue d’un caméléon.

    On monte, on descend.

    On monte, on descend…

    C’est fatigant!

    Mihodinkodina toy ny rambon’ny tanalahy ny tohatry ny kilasimandry. Miakatra, dia midina … Miakatra, dia midina … Mandreraka!

  • Fête Fety

    Des fois on fait la fête, on danse et on s’amuse bien! On a même droit à du sirop, des cacas pigeons et des bonbons.

    Matetika dia manao fety izahay, mandihy ary milalao tsara!

    Afa-misotro ranomamy sy mihinana caca pigeon ary vatomamy izahay.

  • Guitare Gitara

    La guitare est une des activités du FSE le mercredi.

    On en joue aussi quand on a du temps libre.

    Anisan’ireo zavatra atao ao amin’ny FSE isak’Alarobia ny gitara.

    Milalao izany ihany koa izahay rehefa manam-potoana.

  • Heure Fotoana

    Nous sommes toujours à l’heure pour aller à l’école et à l’aide personnalisée!

    Tonga ara-fotoana lalandava izahay rehefa hamonjy ny sekoly sy ny aide personnalisée!

  • C’est là où nous vivons, près de notre école. C’est bien car on rencontre plein d’amis et on joue ensemble. Ao no mipetraka izahay ary akaikin’ny sekolinay izany. Mahafinaritra ny mipetraka ao satria mahita namana maro iarahana milalao izahay.

    Internat Kilasimandry

  • Jeux de cartes Lalao karatra

    Après l’étude du soir, à la sieste ou bien le week-end , on adore jouer aux cartes dans nos chambres … mais il y a des tricheurs!

    Aorian’ny fianarana hariva, na aorian’ny torimaso atoandro na koa mandritry ny faran’ny herinandro dia mahafinaritra anay ny milalao karatra any amin’ny efitranonay … saingy misy ireo manao fitaka!

  • Karaoké Karaoke

    Certains aiment, d’autres détestent ou chantent comme une K S ROL!

    Misy ireo tia mihira, misy ireo tsy tia na koa mihira toy ny boloky!

  • Lessive Sasa lamba

    C’est nous qui lavons nos slips et nos chaussettes après la douche du soir. Heureusement que les femmes de ménage lavent nos autres vêtements!

    Isan-kariva, rehefa avy mandro dia manasa ny lambakelinay izahay. Soa ihany fa misy mpanasa lamba mikarakara ireo lambanay!

  • Marmite Vilany

    Des traiteurs apportent nos repas dans des grosses marmites le midi et le soir. Les desserts sont dans des

    paniers ou dans des boîtes. Misy mpahandro manatitra ireo sakafonay ao anatin’ny vilany lehibe isak’atoandro sy hariva. Ao anaty harona na boaty kosa no misy ireo tsindrin-tsakafo.

  • Nous Izahay Nous sommes les plus grands des internes du primaire.

    Nous avons entre 11 et 12 ans. Claudio et Eddy sont arrivés ici en Petite Section, Linda en CP, Allan en CE2 et Angela en CM2.

    Nous avons fait les photos et écrit ces petits textes pour montrer notre vie à l’internat.

    Izahay no lehibe indrindra amin’ireo kilasimandry ao amin’ny sekoly.11 na 12 taona izahay. Claudio sy Eddy no nanomboka nianatra teto tao amin’ny Petite Section, i Linda kosa tao amin’ny CP, i Allan tao amin’ny CE2 ary i Angela tao amin’ny CM2. Naka sary sy nanoratra ireto lahatsoratra kely ireto izahay mba hitantarànay ny fiainanay ao amin’ny kilasimandry.

  • Obéir Mankato

    .

    Si on n’ obéit pas aux assistants d’ éducation, on est puni. Pour les petits la punition est le seza rivotra! Et pour les grands, c’est le ménage et la plonge. Raha tsy mankato ireo mpitaiza mpanohana dia voasazy. Seza rivotra ho an'ny ankizy madinika! Fafa trano sy fanasàna lovia ho an'ny ankizy lehibe

  • C’est un jeu que les primaires font souvent avec les grandes du collège . Lalao fanaon’ny ankizy mpianatry ny sekoly miaraka amin’ireo ankizy lehibe any amin’ny kolejy io lalao io.

    Passe-lettres Passe-lettres

  • Qui est-ce? Iza io?

    Mon premier est le contraire de «avec».

    On dort sous mon second.

    Mon tout est la responsable de l’internat.

    Ny voalohako dia mifanohitra amin’ny “miaraka”. Atoriana ao ambanin’ny faharoako. Ny rehetrako dia ny anaran’ilay tompon’andraikitry ny kilasimandry.

    C’est Madame « SANS DRAP »… Pardon, Madame Sandra.

    Ramatoa “tsy manana firakotra” … Miala tsiny, Ramatoa Sandra.

  • Réfectoire Toeram-pisakafoana C’est là qu’on remplit notre

    ventre trois fois par jour!

    Au petit déjeuner, on mange du pain, du beurre, de la confiture et parfois du miel. On boit du lait ou du thé. On discute entre nous, et il y en a même qui parlent la bouche pleine!

    Ao izahay no mameno ny kibonay in-telo isan’andro! Mofo dipaina, dibera, kaonfitira ary indraindray tantely no sakafonay isa-maraina. Misotro ronono na dite koa izahay. Miresadresaka izahay mandritry ny sakafo ary misy aza ireo izay miteny, kanefa feno sakafo ny vavany!

  • Samedi Asabotsy

    Le samedi, pendant que les autres jouent, on peut regarder tranquillement la télé. Ny Asabotsy, rehefa lasa milalao ireo ankizy hafa dia afaka mijery fahitalavitra ao anatin’ny filaminana izahay.

  • Quand on a du temps libre, on adore se faire des jolies tresses. Nous nous faisons belles! Les garçons, eux, préfèrent jouer au foot. Mahafinaritra anay ny mifanao randrana tsara tarehy rehefa manam-potoana izahay. Manao izay haha-manjamanja anay izahay. Ireo ankizilahy kosa dia tiany kokoa ny milalao baolina kitra.

    Tresses Randrana

  • Quand on est malade, on appelle docteur Solange mais surtout pas les faux médecins du carnaval! Rehefa tsy salama izahay dia antsoina i Dokotera Solange, fa tsy ireo mpitsabo sandoky ny carnaval!

    Urgence! Maika be!

  • Verdure Zava-maitso La verdure de la cour de l’internat nous permet de nous reposer et de discuter à l’ombre. Mipetrapetraka sy miresadresaka eo ambanin’ny alok’ireo zava-maniry ao an-tokontanin’ny kilasimandry izahay.

  • Week-end Faran’ny herinandro

    Tous les quinze jours ce sont les « week-ends fermés ». Il n’y a plus personne à l’internat. On rentre chez nous pour revoir nos parents ou bien on va chez nos correspondants. Isa-tapa-bolana dia misy “week-ends fermés”. Tsy misy olona intsony ao amin’ny kilasimandry. Mody any an-tranonay izahay mba hihaona amin’ny ray aman-dreninay na koa mankany amin’ireo mpiandraikitra anay.

  • XXS XXS

    Voilà les trois XXS (extra extra small) de l’internat! Il sont en maternelle et on les adore!

    Ireto indray ireo telo zandriny indrindra ao amin’ny kilasimandry! Mianatra any amin’ny garabola izy ireo sady tena tianay!

  • Yaourt Yaourt

    Youpi! Ce soir on a un yaourt en dessert. Oeeeeh! Yaourt no tsindrin-tsakafonay anio hariva.

  • Zzzzzzzzzzzzzzzzz …. Zzzzzzzzzzzzzzzzz …. Zzzzzzzzzzzzzzzzz …. On va faire de beaux rêves! Zzzzzzzzzzzzzz … Hanonofy tsara izahay!

    Chut, on dort! Enfin, presque…

    Sssssh, matory izahay! Eny e, kely sisa dia hatory …

    Au revoir… Veloma …