Upload
others
View
67
Download
0
Embed Size (px)
Citation preview
5Lah 996Samihafawww.gvalosoa.com
BAsket-BAll fifANiNANANA AfrikANA
Misolotena an’i Madagasikara
any kigali rwanda ny GNBC
Talata 17 desambra 2019
Ny ekipan’ny GNBC basket-ball, hitondra ny fanevan’i Madagasikara any Afrika.
Ny fanolorana fanomezana ireo ankizy kamboty zanaka polisymaty tam-perinasa.
Efesiana 6: 12 “Fa isika tsy mitolonaamin’ny nofo aman-drà, fa amin’nyfanapahana sy amin’ny fanjakanasy amin’ny mpanjakan’izao faha-maizinana izao, dia amin’ny fanahyratsy eny amin’ny rivotra”.
Ry mpamaky sy mpihaino ny hafatrarehetra, ry zanak’olombelona tsy an-kanavaka ambonin’ny tany ô! Aokahino sy hanaiky na iza na iza. Ry an-drefana, ry atsinanana, ry atsimo, ryavaratra, iray ihany no nanamboarakoizany fizaran-tany izany, sady fahai-zako no fahendreko.
Telozoro efatra: Ray, Zanaka, FanahyMasina, Olombelona. Tsy misy afa-miala amin’izany na izana iza. Sahaninay ireo fa saingy koron-tanin’i losifera ary dia indro fa idiranyna dia aty amin’ny faritra ambony aza.Fa tsy manana na inona na inona ami-n’izany i losifera. Na izany aza anefamisy ny fanafahana azo atao, misy nyfamonjena azo atao, misy ny fanavo-tana tokony hatao, misy ny fanapa-hana tokony hapetraka dia izay AHYJEHOVAH izany. Mandra-panaikina-reo ho iray dia mahazo vahana i losi-fera sy ny miaramilany. Mandra-pinoanareo izay lazaiko dia anjakaza-kany ny vazan-tany efatra. Mandra-pa-naikinareo Fahamarinana dia vaomaika manome vahana azy ireo. I lo-sifera dia maniraka fanahy maro, bedia be, mandrava sy manapotika nytany, sy mifehy izay rehetra ao aminy,amin’ny afo, tany, rano, rivotra: Afo : TATY, LAL, SAVÔKATany: MAKA, AGNA, SAVYRivotra: MADILY, SOSOKA, MONRano : KAMAKA, TARK, RATYFa misy koa ilay mifehy ny tany irahin’ilosifera TAVTAV no anarany miasaamin’ny alina, RONDAV no miasa ami-n’ny atoandro miaraka amin’ny miara-milany. Misy koa ireo fanahy ratsyapetrany toy eny amin’ny planètes re-hetra eny toa an-dry GONAV, FINDAV,FAVNAV, PRADNAKAV, SASANAV,HALAPAV. Ireo dia mamorona toy nyhoe fahazavana, kintana. Fa hoy AHOaminao hoe sandoka ireo, mihazonaizay aty ambony rehetra, tsy avyAMIKO. Mba mailo ry olombelona ô!Fa ho avy ireo karazam-piainana toamifanaraka amin’ireo voalaza etsy am-bony. Tandremo fa mitondra any amin’ny fahafatesana. Indreto misy anaranafanahy ratsy tokony ho fantatrareo.
FANAHY- VATANA-SAINA
Fanahy: KONDOA, FANTY, HAMO-RANERatsy fanahy: PAPARK
FO
Fo: MANTA, SANDARY, VANDASKOtri-po: HANGOROFamoizam-po: HAVENETA
SAINA
Saina: LOLOMA, DAFY, MAKAVYFahaverezan-tsaina: HAVTIR, VARANGYKorontan-tsaina: LOLONGOROAti-doha: RAMATOLOHadalana: GIGAMALA, GARAGALasa saina, mandefa fisainana :FLANGA
Adin-tsaina: GALALADondrona, Donto : PADAVERYTsy mandalo fianarana: SALAMBARManam-pahaizana : LAMORY
VATANA
Ati-doha : RAMATOLOMaso : TONGOLONGO Orona: LOSOKASofina: HAVAMBAVava : GANGANify : LASYLela : LAKATenda : RARANGO
Tratra : SOSAVYHazon-damosina :TOTOValahana : BONGOPOSandry : MONGALYTanana : FIFINGOTaova : HABANGO,TANTITYKibo : SINGANDYVolo : TIMPYTarehy : GELOVFivaviana : VANTONGYFilahiana : RANGOFijangajangana : HA-GRANA, PLATINGYFilàna : TAVONDOFanahy manambady :BOZYHozatra : LABONETYTongotra : SISINGOFe, foto-pe : MANAGY
Faladia : TOTONAHoditra : HALANAYMason-koditra : VONDRYMoana : RARAOTaolana : LOVERINYMifehy fiainan’olombelona : VIVIRATEMpanafika : TAGMAGAR
TOETRA
Fifandirana : RAPR, LATE, SAGOVYFandrafiana : HAMA, TANDONDOBe resaka, vavàna, mifosa : DROTRMitabataba : KRATANABe famaliana : PAVENGYBe marenina : RATOVIDY, SADON-GOROAvonavona : RAMAS, Fitiavan-tena : FITIFFanambonian-tena : NÔNAY, VALABManava-tena : DRATIMASaro-piaro amin’ny ratsy : HASINASMitoka-monina: HEDY, PIPELAManary tena: BATONA, PAPARANDYTia hafetsena : SLOBARMpanao amboletra : LALAV, LALANGOFanahy Miverimberina : FANGANGOMpiampanga : DOLALA, TATOANGAMifanditra : BORAMA, LATE, RAPR,SAGOVYMifanilika : KARAMANMitsitokotoko : VOVONAKAMpanavakavaka : PARATYMijery tavan’olona : LOVANDASYMpanala baraka : PONGORONGOMpangalatra : SWAGDA, POTOSYMpiteny ratsy : GASGAR
VOLA
Vola : KRAK, DASKANE, MAMÔNAFitiavam-bola : GRÔNA, GORONADYFahihirana : MATARAMirobaroba : LAMASKAFahantrana : MAMARAFilibana : GAGARAMpanjana-bola : DAMARKOKolikoly : POGVARMpandroba : GODONGOMpangata-bola : GOERAMpanararaotra : TATNY, HAROTY, SE-SIMONAMitomany : BOAGA, SOSOTAFifampiandaniana : VONGELMAMiangatra (zanaka): SNAZAPNA Miangatra (mpiasa) : TOZKARMiangatra (fitaizana havana) : PO-PONGNAKidnapping : PRIPAGYHatendan-kanina : KRONDATsy mety mihinan-kanina : KAIMAMampifady hanina : JOLAMAMpangataka hanina : MAGO
FAHAFATESANA –FATY- RAZANA
Famonoan-tena : MISK
Mpifofo aina : PAPO, RAGADOMpamono olona : SISATA, LAMON-GOROMpandringana : FIDONGOFikasihan-tanana : GOGOLONAFaty : GRONGORazana : TATRATYMpampiasa tanana na tongotra mana-korontana: MASALA, DONAMA, KADYTsy mahatombina : TSONAMitondra mandositra : HANGOLOManiraka : SOLAY, HORANAMampirisika : BOTELY Mpiambina : HANO, RATAManaloka : LOLODAMampitahotra, mandrahona : RA-FANGO, RAMPA
FIVAVAHANA
Faminaniana sandoka : VANGANDASYBatisan’ny Fanahy Masina sandoka :BROTANDYFahitana sandoka : SONTALYMpisandoka : HADOSKAFiangonana : TOHAGA, GLAK, TOTONAMpanompon’i Jehovah : RITOVY, DOGAMpandrava asan’i Jehovah : SISKA,BEGODÔ, BROANA, BIGOGOFampianaran-diso : DAGONA, PA-RÔSY, RAKRAFihodinana amin’i Jehovah : RATÔMFihemorana : RAGONMpivadika amin’i Jesosy : LAVINGYTsy afaka mivavaka, tsy manaiky hiva-vaka : SOVIRIMA, GRANDYTsy mino, vetaveta : HOMONGOMampizarazara Fiangonana : GIAMS,TOSM, GAFMifehy (miambina) ny mpanompon’iJehovah : MARD, IVOMEG, PARD
MANAKANA FIFOHAZAM-PANAHY
BARONA, MAGOVIGY, FIGIGY, PA-PAGODO, PADORAGA, RAVASY,LISKA, LAVAGODORONA, FRODI,IVMASY, FILINGY, MAGARY
FIRENENA-TANY-MPITONDRA
Mamatotra filoham-pirenena : MAGA-HAM, LOHORGFirenena : KAOK, GRAMAN, HABABMiambina mpitondra ambany masoan-dro : MÔG, FOR, SOGADTanàna : RITÔ, FAON, RAOTOEfitra (desert) : HASARAVatolampy : LOVYSaha : FASYTendrombohitra : DANTALY Fasika : MENGOVYFarihy : NOTAZADobo : GIGAVYFantsakana : HABAKARanomasina : BOBOKARY, HIVIVYHazo (ivavahana) : GAMAFaritany : JANGATOPlanète : RAVIN, TOTOL, TOMRON,GONAV, FINDAV, FAVNAV, PRADNA-KAV, SASANAV, HALAPAVMifehy ny tany amin’ny alina: TAVTAVMifehy ny tany amin’ny andro RONDAVFako (mirongo, mihinana): DANTOFasana : PONGOTohero fa fahavalo avokoa ireo;
Amen!
Mbola hitohy.
Amen!
JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKI-ZAY
Telephone : 033 12 461 43, 03444 966 48
E-mail:[email protected]
Facebook : Jehovah Andriamanitrapage
Radio:
Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina5ora 45min- 6ora
Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora
RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12ora 30min
Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy
Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV 176), Madagasikara 15 desambra 2019
Misolotena an’i Madagasikara amin’ny fifaninananaAfrikana hatao any Kigali renivohitr’i Rwanda nyGNBC, ekipan’ny Zandarimariam-pirenena eo amin’nytaranja basket-ball, tompon-dakan’i Madagasikara eoamin’ny sokajy lehilahy. Hisolotena an'i Madagasikaraamin'ny lalao Elite 16 Basketball Africa League (BAL)ny GNBC, izay hanomboka anio 17 desambra ka ha-tramin’ny 22 desambra 2019 ho avy izao. Noho izayantony izay, notanterahina tao amin'ny biraon'ny Jene-raly Richard Ravalomanana, Sekreteram-panjakanamiadidy ny Zandarimaria ny fitsofan-drano azy ireo.Nananatrànatra ny Minisitra ny amin'ny fanarahana nyfitsipi-pitondratena ho endrika tsara ho an'ny Malagasyrehetra, ka manantena vokatra tsara avy amin'izy ireo.Notolorana vatsy mitentina 10.000.000 Ar avy amin'nyanaran'ny Zandarimariam-pirenena manokana izy ireo,ankoatr'ireo efa azo avy amin'ny ministera hafa sy nyfederasiona. Araky ny tenin'ny Sekreteram-panjakanamiadidy ny Zandarimaria dia manohana azy ireo nyMalagasy rehetra toa ny fanohanana ny ekipan'nyBarea.
Lita
Akanin’ny Polisy Ambatolampy
Nahazo fanomezana noho ny fety hoavy ireo ankizy kamboty miisa 69
Ny fetin'ny noely no fotoana fampifaliana ny ankizy syfanolorana fanomezana ho azy ireo. Ho an'ny Polisim-pirenena dia manana ireo zaza kamboty tezaina anyAmbatolampy ny Minisitera. Tsy nanadino azy ireo nyavy ao amin’ ny Minisiteran'ny filaminam- bahoaka,izay notarihin’Andriamato¬a Minisitra, Ny ContrôleurGénéral de Police Rafanomezantsoa Roger, sy nyTompon’andraikitra isan-tsokajiny ao anivon’ny Minis-tera, ary ny fikambanan’ny Vadina Polisy sy ny Polisyvavy (FIVAPOVA), izay nitondra fanomezana hoan’ireo ankizy miisa 69 tao amin’ny akany amin'izao fa-hatongavan'ny fety izao. Bisikileta , baolina , kitapo efamisy fitaovam-pianarana, boky, akanjo, lay misy odymoka, kaopy misy ny sary sy anaran'ny ankizy tsirairayavy, ireo no santionan'ny fanomezana nomena ireozaza kamboty ireo. Tsy hadino ihany koa ny nizaramofo mamy sy vato mamy ho azy ireo.Manoloana ireo fanomezana marobe dia tsy nohadi-noin’ireo ankizy ny nisaotra ny Minisitera ary nanometoky, fa hiezaka hatrany amin’ny fahendrena sy ny filo-fosana amin’ny fianarana izy ireo. Raha ny taom-pia-narana 2018-2019 tokoa no asian-teny dia tena hita fanamiratra amin’ny fianarana ny ankizy tezaina aoamin’ny akany. Porofon’izany ny taham-pahafaham-pana¬dinana ambony dia ambony, izay nahatratra zatoisan-jato ho an'ny fanadinana Baccalauréat farany teo.Mbola ankizy tao amin’ny akany ihany koa i RavelosonMirasoa Nirina, izay nahazo ny laharana voalohany ta-min’ny fanadinana BEPC farany teo, tany amin’ny fari-tra Vakinankaratra.
Niaina