Upload
others
View
4
Download
0
Embed Size (px)
Citation preview
7Lah 997Toe-karena
ANTENIMIERANDOHOLONA
Lany tao ny volavolan-dalàna miisa 3mahakasika fampandrosoana
www.gvalosoa.com Talata 17 desambra 2019
Ny Lapan’ny Antenimierandoholona etsy Anosikely.HJRA (urgences) :033 11 890 58 /
22 279 79
HOMI Soavinandriana :22 397 51
Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21
HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17
Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54
Ambulances municipales :22 200 40
Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :
032 32 3547
Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/
22 225 66
Police : Hôtel Central de Police :
17 / 22 227 35 /22 357 09
1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54
2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30
4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48
6°Ambohimanarina :22 225 52
7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25
Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /
22 674 83 na 84
GIR : 22 227 35
PHARMACIES DE GARDE14/12/19 hatramin’ny
21/12/19
- MANJAKARAY, Lot IID Ter Manjakaray, tel 02022 456 78/032 12 456 78
- ANKADIFOTSY, tel 02022 222 07/034 22 22207/033 85 991 20/032 24705 51
- ANALAKELY, en faceTahala Rarihasina, tel020 22 236 81/ 033 90338 34
- TANA Antsahavola, tel:020 22 207 17/ 033 05207 17/ 032 05 207 17
- MAHASOAVA, près BNIAntsakaviro, tel 020 22329 85
Mpiandryraharaha
Gazetim-baovao�miseho�intelo�
isan-kerinandroVidiny:�300�Ar
Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo
TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.
034 79 07600
MPANAO�GAZETY
Politika:Isambilo: 033 24 783 65
Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55
Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88
Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53
Beharo : 032 02 557 89
Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69
Mailaka:[email protected]
NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie
Fametrahana 996-12-19Isan’ny natonta: 10 000
Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso
raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny
tompony
Volavo lan-da lànamiisa 3 mahakasikafampandrosoana no
lany teny anivon’ny Ante-nimierandoholona ny fa-ran’ny herinandro teo.Naharitra roa andro nonandinihan’ireo senate-ran’i Madagasikara izany.Teo ny fandanian’izy ireony volavolan-dalàna laha-rana faha-006/2019 ta-min’ny 30 oktobra 2019,manome alalana ny fifa-naovana-tsonia mikasikany fampindramam-bola,izay mitentina 37 382 300000 Ariary, ho fanamboa-rana ny tetezan’i Man-goky, natao ny 17 se-ptambra 2019 teo amin’iMadagasikara sy ny“Fond de l’OPEP pour ledéveloppement Interna-tional (OFID). Tetik’asaizay haharitra 5 taona.Lany tetsy Anosikely nyvolavolan-dalàna laha-rana faha-008/ 2018 ta-min’ny 20 Novambra2019 manome alalàna nyfifanaovan-tsonia mika-sika ny fampindramam-bola, izay mitentina 40877 400 000 Ar ny “Pro-gramme Catastrophe De-ferred Drawdown Option
(CAT DDO) , teo amin’nyRepoblikan’i Madagasi-kara sy ny “Agence Fran-çaise de Développement(AFD)”. Ary ny volavolan-dalàna laharana faha-011/2019 tamin’ny 04desambra 2019 manomealalàna ny fifanaovana-tsonia mikasika ny fam-pindramam-bola, izaymitentina 518 145 600000 Ar ny “Projet d’Appuià la connectivité des
Nosy Ve
Toerana kanto mahasarika mpizahatany any Toliara II faritraAtsimo Andrefana
Nosy Ve any Toliara II, faritra Atsimo Andrefana.
Toerana kanto mahasarika mpizahatany any amin’nydistrikan’i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana i Nosy Ve,eo ampitan'i Anakao no misy azy. Toerana tena maha-finaritra, ahitana vorona karazany maro tsy hita afa tsyeto Madagasikara, eo koa ny tora-pasika na plage tenatsara. Raha hitsangatsangana any, avy any Anakao dia20.000 Ar isan’olona, mandeha lakam-bezo. Ny droitde visite, na ny sara ahafahana mitsidika azy dia 5.000Ar ho an’ny Malagasy ary 25.000 Ar ho an’ny vahiny.Ireo mpitondra lakana any amin’izany faritra izanyihany no miketrika momba izay fikarakarana fitsangat-sanganana any Nosy Ve izany, ary rehefa avy manaofitsidihana dia misy ny fikarakarana sy fandrosoana sa-kafo, toy ny trondro atono. Ankoatra izany, misy koa nysakafo hafa isan-karazany toy ny langouste sy ny ha-zandrano samihafa.
Aly
Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)
BL = Bory Loha
BR = Bory Rambo
MIV = Mivadika
MIK = Mikorontana
Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny
tenim-paritra
Ohatra : Valy = Vady
N° 304
Mitsivalana- Mandrakaé
- Ala - Ia (Miv)
- Mitondra
- Tiana (Miv)
- Nao - Sain(a)
- Niaina
- Ity - Om
Mitsangana- Mamangy
- Alina
- Nataony
- O.I
- Rantsan(a)
- Dia (Miv) - (M)ay
- Ony (Miv) - Man-
daka (Miv)
VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330033))
BEHAROA B D E F G H I J K
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
Mitsivalana1. Zanaka aman-jafiny 2. Tsy marina (Miv) - Rova (BR) 3. Mpa-nakanto malaza fahiny 4. Feo miverina - Lehiben’ny orinasa(Miv) 5. Malahelo (Miv) - Osy bory rambo 6. Fanontaniana - Fi-taovam-piadiana 7. Fiandohan’ny sivana - Biby fiompy (Miv) 8. Renirano - Naoty - Teny manohitra 9. Faranteny - Notaperi-nay (Miv) 10. Foto-tenin’ny mifanaiky - Vato votsy
MitsanganaA. Antsoina matetika miaraka amin’ny masoandro - Misy nyanjely mainty (Miv) B. Fofenanay D. Sakafon-jaza E. Tao -Tsirin-teny Iharana - Litera mitovy F.Nifintina - Tovona G. Ma-rary saina - Hery sy tanjaka H. Hita amin’ny biby sasantsa-sany - Menaka (BR) I. Kiady (Miv) - Vazo masina (Miv) J. Maimbo (Miv) K. Polisy miafina
Mitsivalana
1. Mena vava 2. Afaka - No 3. Nay -Itasy 4. Ginaé - Avana (Miv) 5. Ana -Ory - OM 6. Ha - Alaotra 7. Nana(Miv) - Dio (Miv) 8. Zanakao 9. Ririnina(Miv) 10. Mianiana
Mitsangana
A Mangahazo B. Efaina D. Naina - AnayE. Ak(o) - Anana F. Vay - Nikalo (Miv) G. Taranany H. Voanio - O, I, A I. Sa -To - RN J. Nivory - Ia K. Do - Radama(Miv)
Valiny Teny mifanaraka 0303
Biby ana’la
Esotra
Tarehy (Miv)
Naoty
Sa
Faritra
Fifanarahana
Mpanodina ro-
nono (Miv)
Soloy
Mpanoritra
Ao @ laka
Ino
Lehiben’antoko
Orinasa
Raisina
Miantrano
Mpilatsaka hofidiana
Tampisaka
Marika
Mpanondro
Heloka
Iray manontolo
Diky (mIV°
TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 304
transports (PACT), teoamin’ny Repoblikan’i Ma-dagasikara sy ny “Asso-ciation Internationale pourle Développement (IDA).Tetikasa izay haharitra 5taona. Ny famatsiam-bolaavy any ivelany toy izaodia tsy maintsy haha-zoana fankatoavana avyamin’ny parlemanta ha-trany ny hampiharanaazy.
Niaina