1
7 Lah 1182 Toekarena www.gvalosoa.com N anomboka an- droany ary hahari- tra hateloana etsy amin’ny zaridaina Antani- narenina ny Tsenaben’ny Fizahantany andiany faha-3, karakarain’ireo matihanina eo amin’ity se- hatry ny fizahantany ity eto amintsika. Ny fampiro- boroboana ny fizahantany anatiny no anisan’ny tan- jona amin’izao hetsika izao, noho ny mbola fika- tonan’ny sisintanin’i Ma- dagasikara, noho ny valanaretina coronavirus, ka mbola tsy ahatonga- van’ireo mpizahatany avy any ivelany. Araka ny nambaran’ny tompon’an- draikitra, misy ireo tolotra tadiavintsika sy mety amintsika rehetra eny amin'io Tsenaben'ny Fiza- hantany io, raha maha- kasika ny fizahantany anatiny no resahana, isan’andro ny fotoana dia manomboka amin’ny 9 ora maraina, ka tsy mifa- rana raha tsy amin’ny 5 ora hariva. Tsy ireo mpan- draharaha momba ny fi- zahantany eto an-dreni- vohitra sy ny manodidina ihany no mandray anjara amin’izao hetsika izao, fa misy ihany koa ireo avy any amin’ny faritra. Ra- hampitso zoma 9 jolay 2021 manomboka amin’ ny 9 ora maraina ka ha- tramin’ny 10 ora, hisy ny fifanakalozan-kevitra amin’ny tanora, hataon’ ireo mpandraharaha mom- ba ny fizahantany, man- dray anjara amin’izao tse- nabe izao. Aly Alakamisy 8 jolay 2021 HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY Imprimerie de la RN7 Fametrahana 1182-07-2021 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) bL = Bory Loha bR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 355 Mitsivalana - Varahina - Alefa – La (miv) - Lahy – Ory - Omena – Ak(o) - Sotasota - Roa (miv) - Liana (miv) – AR Mitsangana - Valosoa - Alamo - Rehetra - Afina - Ha – Lasa (miv) - OO - Naratra - Alika V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 5 5 4 4 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Zava-mahadomelin – Naoty 2. Mari-drefy – Marika (miv) 3. Nanolorana 4. Reraka – Mampitovy ny rano sy tany 5. Miahy sy manolo 6. Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny – Maharitra 8. Mamoha tampoka (miv) – 9. Asa tànana (miv) – Mamarana ny teninay 10. Heloka – Taranja fianarana Mitsangana A. Fanafody azo amin’ny taolana b. Minitra maromaro – Na- mana sy tapaka (miv) D. Naka tsy niera E. Namarana (BR) F. Ray Tsitoha (miv) – Voankazo (BR) G. Alanay H. Mora ba- taina – Teny mandrara I. Zanak’i Dada – Loko (miv) J. Ka- poka – Simba sy masiso (miv) – Matanjaka K. Mampalaza ny fahavaratra – Miantso Mitsivalana 1. Fanalahidy 2. Bala (miv) – Noa 3. Katolika 4. Ikoto (miv) – II 5. Ni- latsaka 6. Kary 7. Latsabato 8. Otra – Ony 9. Niakaranao 10. Ha (miv) – Anio – TT Mitsangana A Fokonolona B. Aty – Hita (miv) D. Na- tolotra E. Aloka – Saka F. Lalitra – AN G. Aby – Bory H. Kiaka – Ao I. Nota- kianay (miv) J. Do – Tanora (miv) K. Iray – Toy (miv) Valiny Teny mifanaraka 0354 Fandriana Fanekena Eny amin’ny lanitra Karatra Todika (miv) Iray Ny mety sy sahaza Mpanoritra Nahatazana Tao FFKM Vorona (BR) Tsy marina (miv) Ho vitaina (miv) Naoty Karazan-kira Tady Nisintaka (BR) Toherina (miv) Esotra TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 355 Fitaterana sy fifamoivoizana Mety hampidi-doza ny fandanjana kamiao ao Ambatolampy TSENAbENNY FIzAHANTANY Mandritra ny hateloana etsy amin’ny zaridaina Antaninarenina Maro ireo toerana kanto mahasarika olona eto Madagasikara. Nanamarika ireo mpitatitra mampiasa kamiao na fiara vaventy eto amintsika, raha tafaresaka tamin’ny mpa- nao gazetin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao, fa mety hampidi-doza ny fandanjana fiara vaventy ao Ambato- lampy faritra Vakinankaratra, satria fiakarambe izany toerana izany raha avy aty Antananarivo, mihazo ny la- lampirenena faha-7 mianatsimo. Mety hiseho ny loza hoy ireo mpitatitra amin’ny fiakarana an’Ambatolampy, satria tsy vitsy izay kamiao nitambotsitra niverina izay tato ho ato rehefa tena feno entana izy ireny, mety tsy hahatana intsony ny hisatra, ka mety hiteraka loza ma- hatsiravina, ka hanairan’izy ireo ny tompon’andraikitra ny ho famindrana io toeram-pandanjana ao Ambato- lampy io amin’ny toerana lemaka amin’iny RN7 iny ihany. Miresaka ity lalampirenena faha-7 ity ihany, ita- rainan’ireo mpitatitra sy ny mpampiasa izany lalana izany koa ny faharatsiany, manimba ny fiara hoy izy ireo, mampitombo ny solika ampiasaina koa, noho ny fotoana be lany amin’izay faharatsian’ny lalana izay. Niaina Ny fiakarana ao amin’ny toeram-pandanjana fiara vaventy ao Ambatolampy. PHARMACIES DE GARDE 03/07/2021 hatramin’ny 10/07/2021 - MANJAKARAY (Lot II D Ter Manjakaray) 020 22 456 78 / 032 12 456 78 - ANKADIFOTSY (Ankadi- fotsy) 020 22 222 07 / 034 22 222 07 / 033 85 991 20 / 032 24 705 51 - TANA (Antsahavola) 020 22 207 17 / 033 05 207 17 / 034 05 207 17 / 032 05 207 17 - ANALAKELY (En face TA- HALA RARIHASINA) 020 22 236 81 / 033 90 338 34 / 034 48 788 96 - MAHASOAVA (Près BNI Antsakaviro) 020 22 329 85 Mpiandry raharaha

T eka e a Alakamisy 8 jolay 2021 7 Mpiandry TSENAbEN NY ...2021/03/07  · Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny – M ahr it8 . mopk ( v)–9As à n Mamarana ny teninay 10. Heloka –

  • Upload
    others

  • View
    2

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: T eka e a Alakamisy 8 jolay 2021 7 Mpiandry TSENAbEN NY ...2021/03/07  · Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny – M ahr it8 . mopk ( v)–9As à n Mamarana ny teninay 10. Heloka –

7Lah 1182Toekarenawww.gvalosoa.com

Nanomboka an-droany ary hahari-tra hateloana etsy

amin’ny zaridaina Antani-narenina ny Tsenaben’nyFizahantany andianyfaha-3, karakarain’ireomatihanina eo amin’ity se-hatry ny fizahantany ityeto amintsika. Ny fampiro-boroboana ny fizahantanyanatiny no anisan’ny tan-jona amin’izao hetsikaizao, noho ny mbola fika-tonan’ny sisintanin’i Ma-dagasikara, noho nyvalanaretina coronavirus,

ka mbola tsy ahatonga-van’ireo mpizahatany avyany ivelany. Araka nynambaran’ny tompon’an-draikitra, misy ireo tolotratadiavintsika sy metyamintsika rehetra enyamin'io Tsenaben'ny Fiza-hantany io, raha maha-kasika ny fizahantanyanatiny no resahana,isan’andro ny fotoana diamanomboka amin’ny 9ora maraina, ka tsy mifa-rana raha tsy amin’ny 5ora hariva. Tsy ireo mpan-draharaha momba ny fi-

zahantany eto an-dreni-vohitra sy ny manodidinaihany no mandray anjaraamin’izao hetsika izao, famisy ihany koa ireo avyany amin’ny faritra. Ra-hampitso zoma 9 jolay2021 manomboka amin’ny 9 ora maraina ka ha-tramin’ny 10 ora, hisy nyf i fanakalozan-kevi t raamin’ny tanora, hataon’ireo mpandraharaha mom-ba ny fizahantany, man-dray anjara amin’izao tse-nabe izao.

Aly

Alakamisy 8 jolay 2021

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) /

Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYImprimerie�de�la�RN7

Fametrahana 1182-07-2021Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

bL = Bory Loha

bR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 355

Mitsivalana- Varahina- Alefa – La(miv)- Lahy – Ory- Omena –

Ak(o)- Sotasota- Roa (miv)- Liana (miv) –AR

Mitsangana- Valosoa

- Alamo

- Rehetra

- Afina

- Ha – Lasa (miv)

- OO

- Naratra

- Alika

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00335544))

BEHARO A B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Zava-mahadomelin – Naoty 2. Mari-drefy – Marika (miv)3. Nanolorana 4. Reraka – Mampitovy ny rano sy tany 5. Miahy sy manolo 6. Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny –Maharitra 8. Mamoha tampoka (miv) – 9. Asa tànana (miv) –Mamarana ny teninay 10. Heloka – Taranja fianarana

Mitsangana

A. Fanafody azo amin’ny taolana b. Minitra maromaro – Na-mana sy tapaka (miv) D. Naka tsy niera E. Namarana (BR)F. Ray Tsitoha (miv) – Voankazo (BR) G. Alanay H. Mora ba-taina – Teny mandrara I. Zanak’i Dada – Loko (miv) J. Ka-poka – Simba sy masiso (miv) – Matanjaka K. Mampalazany fahavaratra – Miantso

Mitsivalana

1. Fanalahidy 2. Bala (miv) – Noa 3. Katolika 4. Ikoto (miv) – II 5. Ni-latsaka 6. Kary 7. Latsabato 8. Otra– Ony 9. Niakaranao 10. Ha (miv) –Anio – TT

Mitsangana

A Fokonolona B. Aty – Hita (miv) D.Na-tolotra E. Aloka – Saka F. Lalitra – ANG. Aby – Bory H. Kiaka – Ao I. Nota-kianay (miv) J.Do – Tanora (miv) K. Iray– Toy (miv)

Valiny Teny mifanaraka 0354

Fandriana

Fanekena

Eny amin’ny lanitra

Karatra

Todika (miv)

Iray

Ny mety sy

sahaza

Mpanoritra

Nahatazana

Tao

FFKM

Vorona (BR)

Tsy marina(miv)

Ho vitaina(miv)Naoty

Karazan-kira

Tady

Nisintaka (BR)

Toherina (miv)

Esotra

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 355

Fitaterana sy fifamoivoizana

Mety hampidi-doza ny fandanjanakamiao ao Ambatolampy

TSENAbEN’NY FIzAHANTANY

Mandritra ny hateloana etsy amin’nyzaridaina Antaninarenina

Maro ireo toerana kanto mahasarika olona eto Madagasikara.

Nanamarika ireo mpitatitra mampiasa kamiao na fiaravaventy eto amintsika, raha tafaresaka tamin’ny mpa-nao gazetin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao, fa metyhampidi-doza ny fandanjana fiara vaventy ao Ambato-lampy faritra Vakinankaratra, satria fiakarambe izanytoerana izany raha avy aty Antananarivo, mihazo ny la-lampirenena faha-7 mianatsimo. Mety hiseho ny lozahoy ireo mpitatitra amin’ny fiakarana an’Ambatolampy,satria tsy vitsy izay kamiao nitambotsitra niverina izaytato ho ato rehefa tena feno entana izy ireny, mety tsyhahatana intsony ny hisatra, ka mety hiteraka loza ma-hatsiravina, ka hanairan’izy ireo ny tompon’andraikitrany ho famindrana io toeram-pandanjana ao Ambato-lampy io amin’ny toerana lemaka amin’iny RN7 inyihany. Miresaka ity lalampirenena faha-7 ity ihany, ita-rainan’ireo mpitatitra sy ny mpampiasa izany lalanaizany koa ny faharatsiany, manimba ny fiara hoy izyireo, mampitombo ny solika ampiasaina koa, noho nyfotoana be lany amin’izay faharatsian’ny lalana izay.

Niaina

Ny fiakarana ao amin’ny toeram-pandanjana fiara vaventy ao Ambatolampy.

PHARMACIES DE GARDE

03/07/2021 hatramin’ny

10/07/2021

- MANJAKARAY (Lot II D Ter

Manjakaray) 020 22 456 78 /

032 12 456 78

- ANKADIFOTSY (Ankadi-

fotsy) 020 22 222 07 / 034 22

222 07 / 033 85 991 20 / 032

24 705 51

- TANA (Antsahavola) 020 22

207 17 / 033 05 207 17 / 034

05 207 17 / 032 05 207 17

- ANALAKELY (En face TA-

HALA RARIHASINA) 020 22

236 81 / 033 90 338 34 / 034

48 788 96

- MAHASOAVA (Près BNI

Antsakaviro) 020 22 329 85

Mpiandryraharaha