57
Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho h@ janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara-piaraha-monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto @ ambanivohitr’i Vangaindrano Vangaindrano, 20 jolay 2011 Réseau Observatoires Ruraux MADAGASCAR

Vangaindrano, 20 jolay 2011

  • Upload
    morty

  • View
    30

  • Download
    0

Embed Size (px)

DESCRIPTION

R R. Réseau Observatoires Ruraux MADAGASCAR. Fiantraikan’ny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho h@ janoary 2010 eo amin’ny fiainana ara- piaraha - monina sy ara-toe-karen’ny tokantrano eto @ ambanivohitr’i Vangaindrano. Vangaindrano, 20 jolay 2011. - PowerPoint PPT Presentation

Citation preview

Situation socio-conomiques des mnages du district de Vangaindrano et impact de la crise au niveau des mnages

Fiantraikanny savorovoro politika sy ireo zavatra hafa niseho h@ janoary 2010 eo aminny fiainana ara-piaraha-monina sy ara-toe-karenny tokantrano eto @ ambanivohitri Vangaindrano

Vangaindrano, 20 jolay 2011R RRseau Observatoires RurauxMADAGASCAR

Firafitry ny Famelabelarana Ny mikasika ny fanadihadiana Fomba nanatanterahina ny fanadihadiana Valinny fanadihadiana Ny mikasika ny tokantrano sy ny mponina Fifindra-monina Fivezivezena Fampianarana Ny fihariana sy ny asa Fidiram-bola Fandaniana Ny ara-tsakafo Fambolena sy fiompiana Fifanampiana eo @ fiaraha-monina Zava-nitranga sy paikady Rano sy fidiovana Fahasalamana VIH/SIDA Fomba fiasanny sampan-draharaham-panjakana Herisetra mihatra @ ankizy sy ao an-tokantrano Fanjakana tandalna sy ny fampahalalam-baovao Ny tanora Filna fototraNy mikasika ny fahadihadianaZava-misyTanjonaKarazana tranga maro mety hisy fiantraikany @ lafi-piainanny mponina (kirizy, rivo-doza, tondra-drano, sns)Zava-dehibe ny fananana antontanisa entina mamantatra ny zava-misy eny ifotonyVangaindrano: olana mikasika ny tsy fanjariana ara-tsakafoHijery ny fiantraikanireo karazana zavatra nitranga ireo eo @ fiainanny tantsaha na ara-tsosialy na ara-toe-karenaHampivoitra ny fiovaovanny fari-piainanny tantsaha ao anatinny taona, dia mandrita ny sakave sy aorianny fiakaranny VatomandryMpiara-miombona antoka: Firenena Mikambana / UNICEFFomba nanatanterahana ny fanadihadiana Mahasolo tena ny distrika iray manontolo ny fanadihadiana

Tokantrano 525 anivona kaominina 19

Fihodinana voalohany: 06 oktobra 09 novambra ; 08 -15 desambra 2010.

Vanim-potoana notratrarina: sakave 2010

Ireo nanatanteraka ny asa: 1 teknisiana mpanaramaso avy @ ROR, mpanara-maso 3, mpanadihady 13, mpamily 3, mpahandro 1.

VALINNY FANADIHADIANANy tokantrano sy ny mponina

Ny tokantrano sy ny mponina (1)Momba ny tokantranoFanamarihanaIsanny mponina ao @ tokantrano6.3 > Atsimo Atsinanana (EPM 10)Tokantrano tarihina vehivavy17.6%< ambanivohitra (EPM 10)Lohanny tokantrano tsy nandia fianarana42%Fanavakavahana ny vehivavy (62% vs 38%)Vola miditra @ asa fanao mahazatra latsaky ny Ar 50.00032%Maro kokoa ho anny tokantrano tarihina vehivavy (59% vs 26%)Taonanny lohanny tokantrano42.7Momba ny mponinaFanamarihanaIsanny olona anaty tokantrano3373Latsaky ny 17 taona58%Salanisanny taona 18.9Tsy nandia fianarana 45% 15 taonaFanambadiana nentim-paharazana 44% 12 taonaNy tokantrano sy ny mponina (2)

Ny Fifindra-moninaNy Fifindra-monina Vitsy ireo olona hita fa efa niaina avy tamina fokontany hafa teo aloha: 2%

Ireo latsaky ny 25 taona no tena voakasikizany

Fiaviana: Vangaindrano (62%), ivelanny faritra Atsimo Atsinanana (35%)

Antony nifindrana teo @ fonenana ankehitriny: fianarana (32%), asa (30%)

FivezivezenaFivezivezena Vitsy ny tahanireo olona mivezivezy an-tanndehibe (7% nny 6 taona)

Tsy misy ny fivezivezena isanandro

Mijery tsena no antony voalohany andehanana an-tann-dehibe (48%)

Vitsy ireo tokantrano manao fandaniana @ resaka fitanterana (3%)

Salanisanny fandaniana tanatinny 30 andro mialoha ny fanadihadiana: Ar 20.332.Fampianarana

Fampianarana (1) Ambany ny tahanny fidirana an-tsekoly raha mitaha ny eto @ Nosy (TBS fanabeazana fototra: 96% vs 118% - EPM 2010)

56% ny zaza 6 -17 taona no nianatra t@ fotoana nanaovana fanadihadiana ka mahazo vahana kokoa ny zazalahy

Manomboka eo ho eo @ 15 taona ny fijanonana @ fianarana

Cyclone Hubert (martsa 2010): tsy afaka nianatra ny 22% nny mpianatra 6-17 taona nandritra ny 2 herinandro

Tena olana @ resaka fampianarana:

Tsy fahampianny sakafo (70% tokantrano misy zaza mianatra)

Tsy fahampianny fitaovana (65%)

Tsy fahampianny mpampianatra (60%)

Sahirana @ fanefana saram-mpianarana : 35%

Tsy nanankorontana ny fizotranny taom-pianarana loatra ny kirizy (CEPE 100%, tsy fialana an-tsekoly nandritra ny taom-pianarana (0.4%), tsy fanapahana fianarana maharitra)

Fampianarana (2)

FIHARIANA & ASAFIHARIANA & ASA (1) Olona mihoatra ny 15 taona manana antonasa90.5%Olona mihoatra ny 15 taona tokony hiasa nefa tsy manana antonasa2.4%Olona tsy voakasiky resaka fihariana (zaza, mpianatra, mpikarakara tokantrano)7.1%Zaza 6-14 taona manana antonasa7.8%Olona mihoatra ny 65 taona manana antonasa67.7%17FIHARIANA & ASA (2)

Fambolena: 87% nny fotom-pivelomanny 15 64 taona

Karazana vadinasa:

Lehilahy: saraka an-tsaha (76%)

Vehivavy: saraka an-tsaha (61%), asa tnana (24%)

FIDIRAM-BOLA FIDIRAM-BOLA (1)Ireo karazana loharanom-pihariana tao anatinny 30 androTombanny voly hafa nojifaina ankoatra ny vary25.4Vola azo @ asa itadiavam-bola 21.3Vola azo @ famarotana voly ankoatra ny vary19.8Tombanny vary nojifaina15.4Vola azo @ famarotana biby fiompy (omby, kisoa, )6Vola azo @ famarotana fananana3.2Fanampiana ankoatra ny vola (sakafo, fanafody, fitafiana, sns)2.4Tombanny fanjifana biby fiompy2.2Vola azo @ famarotana akoho amam-borona1.7Fanampiana ara-bola1.4Vola azo @ famarotana vary1.1Tombanny fanjifana vokatry ny fiompiana (hena, ronono, atody)0.1Vola azo @ famarotana vokatry ny fiompiana (hena, ronono, atody)0FIDIRAM-BOLA (2) Ambany ny vola miditra @ tokantrano @ fotoana sakave @ ankapobeany: 64% nny tokantrano no manana vola miditra @ asa fanao mahazatra latsaky ny 100.000 Ar .

Karazana tokantrano tena sahirana eo @ lafiny fidiram-bola (latsaky ny 50.000 Ariary)

Vehivavy ny loham-pianakaviana (59.2%)

Tokantrano vitsy olona (latsaky ny 4) (41.5%)

Lohanny tokantrano maty vady na nisaraka na tokan-tena (59%)

Lohanny tokantrano tsy nandia fianarana mihitsy (37.9%)

21

FANDANIANAFANDANIANA (1)Karazana fandaniana tao anatinny 30 androFanjifana sakafo novokarina (vary, voly hafa, biby fiompy, )52.7Vola lany @ sakafo novidiana (vary, voamaina, menaka, siramamy, )21.7Fandaniana hafa (fampianarana, fahasalamana, adidy, ..)12.9Vola lany @ kojakoja ankoatra ny sakafo (solitany, savony, kitay,)5.5Vola lany @ fampiasam-bola4.0Vola lany eo @ asa aman-draharaha3.2Endriky ny fahasahiranana lanjanny fandaniana ara-tsakafo raha mitaha @ fandaniana hafa (74.4%) lanjanny fandaniana ara-tsakafo eo anatrehanny vola miditra (98.2%)

FANDANIANA (2)Ny fandaniana ankapobeany ankoatra ny sakafoVola lany (Ar)Tokantrano voakasika (%)Savony 1 400 98.8%Solitany, labozia 2 000 79.6%Sigara, toaka 3 536 61.6%Fahasalamana 7 175 36.6%Fampianarana 8 720 28.4%Fitanterana 20 300 2.8%Kitay, saribao 8 870 2.2%Antso an-tariby, fahana 3 960 2.2%Hofan-trano, toeram-ponenana 10 400 0.8%

NY SAKAFO NY SAKAFO (1)Ireo sakafo tena nohanina tanatinny herinandro mialoha ny fanadihadiana Isanny androLanja nohanina isanolona(g/uc/ herinandro)Tokantrano (%)Vary5.2159486.7Kazaha5.7711087.8Bokala4.1437749.9Voatsororoka3.779523.4Anana4.9109991.0Kida2.9230847.4Ampalibe4.7567869.9Firanpay3.1343523.0Trondro lena2.158020.4Menaka(cl/uc/herinandro)3.91733.0Sira6.813196.4Siramamy6.19321.0NY SAKAFO (2)Tena tsapa ny fahasahiranana ara-tsakafo @ fotoananny sakave

Fanoloana ny foto-tsakafo (kazaha, ampalibe)

Fividianana foto-tsakafo sakafo (62%)

Fitsitsiana ara-tsakafo: fahavitsianny karazan-tsakafo nohanina sy ffihenanny fatra ohanina)

Fahalanianny tahirina foto-tsakafo (vary: 16% sisa no manana tahiry)

Tsy fihinanana sakafo : maraina (2%), atoandro (4%) nandritra ny andro nialoha ny fanadihadianaTokantrano 2 @ 3 no milaza fa ratsy na tena ratsy ny lafiny ara-tsakafo ao aminy.

FAMBOLENA SY FIOMPIANA

FAMBOLENA SY FIOMPIANA (1)Ny voly varyVatomandryVary hosy*SalanisaNSalanisaNVokatra isan-tokantrano (kg)254.0467175.638Velaran-tany isan-tokatrano (Ara)46.646742.338Isanny tanimbary isan-tokantrano (isa)1.74671.238Vokatra isaky ny hekitara0.74670.738Tokantrano mamboly vary: 92.4%*: Ho anireo efa nahavokatra talohanny fanadihadiana ihanyFAMBOLENA SY FIOMPIANA (2)Endriky ny fambolem-bary Vatomandry @ ankapobenyTanimbary misy olana @ famatsian-drano (%)86.2Tanimbary ampiasaina zezika (%)2.2Tanimbary ampiasaina masomboly avy @ vokatra teo aloha (%)85.7Tanimbary ampiasaina masomboly tsotra (%)99.1Tanimbary anaovana ketsa saritaka (%)83.8Tanimbary anaovana vary tomboka sy fafy mivantana (%)14.0Famarotana vary isan-tokantranoLanja (kg)Vidiny (Ar/kg)NFamarotana ny vokatraAkotry108.9458.915Tokantrano eo @ FKTFotsim-bary18.0995.07Tsena isankerinandro, tokantranoFAMBOLENA SY FIOMPIANA (3)Ny voly hafaTokantrano mpambolyVokatra 2010 (kg)Tokantrano mivarotra (%)Lanjany namidy (kg)Ampaham-bokatra namidy (%)Vidiny (Ar/kg)Kazaha84% 260 12.16616268Ampalibe63% 238 1.8251596Bokala48% 151 3.96422230Kida46% 100 8.24940326Kafe42% 41 62.027661893Frianpay23% 228 2.55810277Voatsororoka20% 21 3.8840389Fary19% 135 15.719053164Anana16% 30 8.34945224FAMBOLENA SY FIOMPIANA (4)Ny fiompianaTokantrano miompy: 84.8%Mpiompy (%)Biby isan-tokantranoMivarotra (%)Vidiny (Ar / biby)Mividy (%)Vidiny (Ar / biby)Akoho79.09.621.7 3 2.44 Omby43.04.36.2 213 1.8 194 Kisoa28.61.98.0 70 0.0 - Kana6.94.32.8 4 5.6 4 Koloka5.12.611.1 16 0.0 -

FIFANAMPIANA EO @ FIARAHA-MONINAFIFANAMPIANA EO @ FIARAHA-MONINA

Ny fianakaviana akaiky na RAR no tena filana vonjy (44% ); avy eo ny mpifanolo-bodirindrina (12%)

Fiaraha-monina mbola mifanampy sy mifanohana manoloana ny fahasahirananaZAVA-NITRANGA SY PAIKADY

ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (1)Zava-niseho h@ janoary 2010Ara-boajanaharyAra-toe-karenaRivo-doza (57%)Tondra-drano (71%)Hain-tany (66%)Vidim-piainana (79%)Vidim-bokatra (28%)Vidina kojakoja (32%) Fahasimbanny voly (25% nny tokantrano nahatsapa fahasimbanny 2/3 )

Fihenanny vola miditra avy @ fambolena

Fahasahiranana @ fiainana an-davanandro, indrindra ara-tsakafoKirizy politika h@ 2009ZAVA-NITRANGA SY PAIKADY (2)Paikady matetika na isanandroAra-tsakafoEo @ fidiram-bolaEo @ fandanianaFampihenana ny karazan-tsakafo (45%)Fampihenana ny fatran-tsakafo (40%)Fanjifana ny sakafo mora kokoa (24%)Fanaovana vadinasa (42%)Fampihenana ny fanjifana tsy tena laharam-pahamehana (20%)

RANO SY FIDIOVANARANO SY FIDIOVANA (1) Tsy mampiasa rano fisotro madio ny tokantrano rehetra : renirano (56%), loharano tsy voaaro (30%), lava-drano tsotra (12%)

Vitsy no mandray fepetra @ rano fisotro: mampangotraka (25%), SurEau (1%)

Kely noho ny tokony ho izy ny habetsahanny rano ampiasaina (latsaky ny 15l / olona / andro: 75%) nefa latsaky ny 500m no fakanny mponina rano ary tsy misy manao fandaniana @ rano ny tokantrano.

RANO SY FIDIOVANA (2) Tsy mampiasa lava-piringa ny tokantrano (95%) fa mivoaka eny ankalamanjana avokoa.

Eny @ renirano no mandro ny ankamaroanny olona (89%).

Kely noho ny tokony ho izy ny habetsahanny rano ampiasaina (latsaky ny 15l / olona / andro: 75%) nefa latsaky ny 500m no fakanny mponina rano ary tsy misy mividy rano.

Tsy manasa tnana @ savony mihitsy ny 68% nny tokantrano noho ny tsy fahampianny vola.

FAHASALAMANA VIH/SIDA

FAHASALAMANA VIH/SIDA (1)

Tazo no aretina tena mpahazo ny olona: 57% nny zaza madinika narary vs 34% anny 5 taona no ho mihoatra)

Zaza latsaky ny 5 taona 1 @ 4 narary no tratranny fivalanana

57% nny marary ijhany no nentina nizaha fahasalamana na noho ny tsy fananana vola na noho ny fanaovana dokotera tena.FAHASALAMANA VIH/SIDA (2) 53% nny olona nohadiadiana no efa naheno momba ny SIDA

Karazana olona tsy dia mahalala:io aretina io: vehivavy (46%), ireo tsy nandia fianarana (44%), ireo olon-dehibe mihoatra ny 55 taona (45%).

Ny fifindranny tsimokaretina @ alalanny firaisana ara-nofo tsy voaaro sy ny r no tena fantatrireo olona efa mahalala ny SIDA (97% sy 81%).

Tsy vitsy ireo nanana fiheverana diso @ mety ho fifindranny tsimokaretina: kaikitry ny moka (62%), firaisana lovia @ marary (59%).

Maro ny fomba mety hahafahana misoroka ny SIDA fantatry ny 90% nny voahadihady: fiarahana @ olon-tokana, tsy miray @ olona toy ny mpivaro-tena na mpanao firaisana ara-nofo @ olona maro, na efa mitondra tsimokaretina.

Tsy mampiasa fimailo ny 91% ny olona nohadihadiana.

FIASANny SAMPAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA FIASANny SAMPAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA Mahafa-poTsy mahafa-poTsy misyFokontany (73%)Fandriam-pahalemana (54%)Taratasim-panjakana (52%) noho ny tsy fahainganny fiasa (42%)CSB (47%) noho ny fahatarana na tsy maha-eo matetika ny tomponandraikitraFikojakojana ny llana (47%) noho ny tsy fahainganny fiasa (42%)Kantina eny an-tsekoly (85%)Fananan-tany (75%)Fambolena (73%)Fitsaboana ny biby (62%)

Herisetra @ ankizy sy ao an-Tokantrano Herisetra @ ankizy sy ao an-Tokantrano Vitsy ireo nohadihadiana nilaza fa niharanny herisetra ny ankizy tao @ tokantranony (3%)

Fandaozanny RAR (100%)

Fitenenana mahery loatra (17.3%)

Tsy dia maro koa ny nahatsapa herisetra mihatra @ vehivavy

Adinny mpivady13%)

Fanerena hiasa (7%)

Fanerena hitoe-jaza (6%)Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao

Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao (1)

Halatra biby fiompy hafa na hala-botry no tena matetika mitranga (8% sy 6%)

Mandray anjara @ fiambenana tanna sady mailo kokoa ireo olona mahatsapa tsy filaminana

Matory an-tsaha ny 13% nny tokantrano mahatsapa fa tena ratsy ny tsy fandriam-pahalemana

Tsy nisy ny nilaza ho nahalala olona voasabotra h@ janoary 2010Ny fanjakana tan-dalana sy ny fampahalalam-baovao (2)

Andraikitry ny asa fampahalalam-baovao:

Mitaiza (29%) Mandamina (27%) Tsy fantatra (18%) Manodinkodin-dresaka (12%) Tsy miandany (9%) Mandranitra (5%)

Ny Tanora 15 24 taonaNy Tanora 15 24 taona (1) Maro anisa ny milaza fa tena mandray andraikitra eo @ fiaraha-monina ny tanora (35%)

Maro anisa ihany koa ireo tena manana fanantenana @ hoavinny tanora malagasy (37%)

Mbola tsy ampy ny toerana fialam-boly ho anny tanora eny @ FKT (83%)

Ny Tanora 15 24 taona (2) Misy tokoa ny loza mitatao @ fahasalamanny tanora ankehitriny:

Tovolahy : toaka (61%), paraky na sigara (20%)

Tovovavy: vohoka aloha loatra (67%)

39% nny nohadihadiana no milaza fa tomponandraikitra @ fanabeazana momba ny fisorohana ny SIDA ny RAR, 42% tsy nanan-kevitra

Ny hafa milaza fa ny sampan-draharaha misahana ny fahasalamana no tokony hisahana izany

Ny filna fototraNy filna fototra Filna fototra maika:

Ara-tsakafo (33% nny valin-teny)

Ara-bola (32%)

Filna fototra afaka miandry kely

Toeram-ponenana (20%)

Fitaovam-pamokarana (18%)

Fahasalamana (13%)

Tontolo iainana (12%)

66% nny voahadihady dia milaza fa hiharatsy ny fiainanny tokantranony @ faranny taona 2010.

Fehiny sy famaranana Ny loza voajanahary sy ny vesatra ara-toe-karena (fidanganny vidim-piainana) dia nanamafy ny fahasahirananny tokan-trano ary nanafaingana ny sakave 2010

Vokany ara-tsosialy: firoboroboanny tsy fandriampahalemana @ faritra sasany, misy marary tsy afaka manantona dokotera noho ny fahasahiranana.

Vokany ara-toe-karena: fitotongananany vola miditra, fampandeferana ny filna hafa noho ny vesatry ny filna ara-tsakafo

Vokany @ lafiny ara-tsakafo: fihafiana goavana na @ fatra na @ karazana

Mbola olana ny tsy fahampiana na tsy fahalavorarianny foto-drafitrasa (rano fisotro madio, lalna)

Maro no afa-po @ asanny FKT na teo aza ny savorovoro ara-politika, tsy voakorontana ny taompianarana na somary ambany aza ny tahanny fandehanana an-tsekoly.

Fanadihadiana andiany II eto Vangaindrano hijerevana ny zava-misy tao aorianny fiakaranny vary Vatomandry: 17/07 h@ 20/08

Misaotra tompoko!